Chapitres et versets citant Hirkana

      Makabeo II 2ème Livre des Maccabées
...............
2M 3.11 ny sasany koa an' i Hirkana zanak' i Tobia, lehilahy manan-kaja indrindra; ary tsy izay nolazain' i Simona mpanendrikendrika mankahala fivavahana akory no tena toe-javatra, fa ny tontalin' ny harena ao dia talenta volafotsy efa-jato, sy talenta volamena roan-jato; et une somme appartenant à Hyrcan, fils de Tobie, personnage occupant une très haute situation, et qu'à l' encontre de ce que colportait faussement l' impie Simon, il y avait en tout 400 talents d' argent et 200 talents d' or;