Chapitres et versets citant Afarsàka

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 5.6 The copy of the letter that Tatnai, governor on this side the river, and Shetharboznai and his companions the Apharsachites, which were on this side the river, sent unto Darius the king: Ny tenin' ny taratasy izay nampitondrain' i Tatenay, governoran' ny etý an-dafin' ny ony etý, sy Setara-bozenay ary ny Afarsakita namany, izay amin' ny etý an-dafin' ny ony etý; ho any amin' i Dariosy mpanjaka; Izao no kopian' ny taratasy ho an' i Dariosa mpanjaka, nalefan' i Tatanaì, governoran' ny eny an-dafin' ny ony, sy Starbozanaì, mbamin' ireo namany any Arfasàka, monina any an-dafin' ny ony. Copie de la lettre que Tattenaï, gouverneur de Transeuphratène, Shetar-Boznaï et ses collègues, les autorités en Transeuphratène, expédièrent au roi Darius.
...............
Ezr / Esd 6.6 Now therefore, Tatnai, governor beyond the river, Shetharboznai, and your companions the Apharsachites, which are beyond the river, be ye far from thence: Koa amin' izany, ry Tatenay, governora any an-dafin' ny ony, sy ry Setara-bozenay mbamin' ny Afarsakita namanareo, izay any an-dafin' ny ony, mihataha ianareo. Koa ankehitriny, ry Tatanaì governora any an-dafin' ny ony, sy Starbozanaì, mbamin' ireo namanareo ao Afarsàka, hianareo any an-dafin' ny ony, dia mihataha tsy hitoetra ao, "Maintenant donc, Tattenaï, gouverneur de Transeuphratène, Shetar-Boznaï, et vous leurs collègues, les autorités en Transeuphratène, écartez-vous de là;