| 
 | 
|  | Book of Ezra | Ezra | Esdrasa | Livre d'Esdras | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Ezr / Esd 6.2 | And there was found at Achmetha, in the palace that is in the province of the Medes>, a roll, and therein was a record thus written: | Dia tao Akmeta, tao an-dapa izay any amin' ny tanin' ny Mediana, no nahitana horonan-taratasy anankiray, ka voasoratra teo izao tantara izao: | Ka indro hita tao Ekbatana, tanàna mimanda ao amin' ny faritanin' i Media, horonan-taratasy anankiray nisy izao filazana voasoratra izao: | et l' on trouva à Ecbatane, la forteresse sise dans la province des Mèdes>, un rouleau dont voici la teneur "Mémorandum>. | 
| 
 | 
|  |  |  | Tobia | Livre de Tobie | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Tb 3.7 |  |  | Tamin' izay andro izay ihany koa, tany Ekbatana, tanànan' ny Meda, dia nandre ny fanebahan' ny iray amin' ny ankizivavin-drainy azy, Sarà zanakavavin-dRagoela. | Le même jour, il advint que Sarra>, fille de Ragouèl>, habitant d' Ecbatane en Médie>, entendit aussi les insultes d' une servante de son père. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Tb 5.8 |  |  | Dia hoy ny navaliny: Fantatro, fa efa niverimberina matetika tamin' ireo làlana rehetra ireo aho, ary efa niantrano tao amin' i Gabelosa rahalahintsika aho, dia ilay monina ao Ragesa, tanànan' ny Meda; miorina ao amin' ny tendrombohitr' i Ekbatana. | L' autre répondit : "Bien, j' attends. Seulement ne sois pas long." | 
| 
 | 
|  |  |  | Jodita | Livre de Judith | 
| Jdt 1.1 |  |  | Nony efa nampanaiky ny firenena maro ho ambanin' ny fahefany Arfaksada, mpanjakan' ny Meda, dia nanorina tanàna fiarovana mafy anankiray, nataony hoe Ekbatana, tamin' ny vato voapaika vita efa-joro. | C'était en la douzième année de Nabuchodonosor>, qui régna sur les Assyriens> à Ninive> la grande ville. Arphaxad> régnait alors sur les Mèdes> à Ecbatane. | 
| 
 | 
|  |  |  | Makabeo II | 2ème Livre des Maccabées | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2M 9.3 |  |  | Tao amin' ny faritanin' i Ekbatana, izy no nandre ny nanjò an' i Nikanora sy ny tafik' i Timoteo. | Comme il se trouvait vers Ecbatane, il apprit ce qui était arrivé à Nikanor> et aux gens de Timothée>. |