Chapitres et versets citant Menelesa

      Makabeo II 2ème Livre des Maccabées
...............
2M 4.27 Ny amin' i Menelasa kosa, nahazo ny fahefana izy, nefa tsy nahatanteraka ny vola nampanantenainy ny mpanjaka tamin' izany, na dia efa nitaky aza Sostraty komandin' ny Akropola, Quant à Ménélas, il possédait sans doute le pouvoir, mais il ne versait rien au roi des sommes qu' il lui avait promises.
...............
2M 4.29 Menelesa moa nametraka an' i Lisimàka rahalahiny ho mpisorona lehibe, misolo azy; Sostraty kosa nametraka an' i Koratesa governoran' i Sipra ho solony. Tandis que Ménélas laissait pour le remplacer comme grand prêtre son propre frère Lysimaque, Sostrate laissait Kratès, le chef des Chypriotes.