Chapitres et versets citant Baala-Gada

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 11.17 Even from the mount Halak, that goeth up to Seir, even unto Baalgad in the valley of Lebanon under mount Hermon: and all their kings he took, and smote them, and slew them. hatramin' ny tendrombohitra mangadihady, izay fiakarana no any Seira, ka hatrany Bala-gada eo amin' ny lohasahan' i Libanona am-bodin' ny tendrombohitra Hermona; ary ny mpanjakany rehetra nosamboriny ka novonoiny ho faty. hatramin' ny tendrombohitra mangadihady misondrotra mankany Seira, ka hatrany Baala-Gada, amin' ny lohasahan' i Libàna, ao ambodin' ny tendrombohitra Hermòna; nosamboriny ny mpanjakany rehetra, ka novonoiny sy nataony maty. Depuis le mont Pelé, qui s'élève vers Séïr, jusqu'à Baal-Gad, dans la vallée du Liban, au pied du mont Hermon, il s' empara de tous leurs rois qu' il fit frapper à mort.
...............
Jos 12.7 And these are the kings of the country which Joshua and the children of Israel smote on this side Jordan on the west, from Baalgad in the valley of Lebanon even unto the mount Halak, that goeth up to Seir; which Joshua gave unto the tribes of Israel for a possession according to their divisions; Ary izao no mpanjakan' ny tany izay resin' i Josoa sy ny Zanak' Isiraely tany an-dafy andrefan' i Jordana, hatrany Bala-gada, eo an-dohasahan' i Libanona, ka hatramin' ny tendrombohitra mangadihady izay fiakarana ho any Seira, ka ny taniny nomen' i Josoa ny firenen' ny Isiraely araka ny fizarany, Ireto kosa ny mpanjaka resin' i Josoe sy ny zanak' Israely aty an-dafin' i Jordany, aty andrefana, hatramin' i Baala-Gada, amin' ny lohasahan' i Libàna, ka hatramin' ny tendrombohitra mangadihady misondrotra mankany Seira. Nomen' i Josoe ny fokon' Israely, araka ny fianakaviany avy, izany tany izany, ho fananany, Voici les rois du pays que Josué et les Israélites battirent en deçà du Jourdain à l' occident, depuis Baal-Gad, dans la vallée du Liban, jusqu' au mont Pelé qui s'élève vers séïr, et dont Josué distribua l' héritage aux tribus d' Israël suivant leur répartition :
...............
Jos 13.5 And the land of the Giblites, and all Lebanon, toward the sunrising, from Baalgad under mount Hermon unto the entering into Hamath. ary ny tanin' ny Gebalita sy Libanona rehetra any atsinanana, hatrany Bala-gada eo ambodin' ny tendrombohitra Hermona ka hatrany akaikin' i Hamata, ny tanin' ny Gebalita sy Libàna rehetra, any atsinanana, hatrany Baala-Gada, eo am-bodin' ny tendrombohitra Hermona, ka hatrany am-bavan' i Hamata; puis le pays du Giblite avec tout le Liban à l' orient, depuis Baal-Gad au pied du mont Hermon jusqu'à l' Entrée de Hamat.