Chapitres et versets citant Ebala

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 27.4 Therefore it shall be when ye be gone over Jordan, that ye shall set up these stones, which I command you this day, in mount Ebal, and thou shalt plaister them with plaister. Ary rehefa tafita an' i Jordana ianareo, dia atsangano ao an-tendrombohitra Ebala ireo vato ireo, izay nandidiako anareo andro any ka lalory sokay. Any an-tendrombohitra Hebala no hatsanganareo ireo vato nandidiako anareo androany ireo rahefa tafita an' i Jordany hianareo, dia hosoranao sokay izy. Et lorsque vous aurez passé le Jourdain, vous dresserez ces pierres sur le mont Ébal, comme je vous l' ordonne aujourd' hui, et vous les enduirez de chaux.
...............
Deo / Dt 27.13 And these shall stand upon mount Ebal to curse; Reuben, Gad, and Asher, and Zebulun, Dan, and Naphtali. Ary ireto kosa no hijanona eo an-tendrombohitra Ebala hanozona: dia ny Robena sy ny Gada sy ny Asera sy ny Zebolona sy ny Dana ary ny Naftaly. ary ireto no hitoetra hanozona ao an-tendrombohitra Hebala: Robena, Gada, Asera, Zabolona, Dana, ary Neftalì. Et voici ceux qui se tiendront sur le mont Ébal pour la malédiction : Ruben, Gad et Asher, Zabulon, Dan et Nephtali.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 8.30 Then Joshua built an altar unto the Lord God of Israel in mount Ebal, Ary tamin' izany Josoa dia nanorina alitara tao an-tendrombohitra Ebala ho an' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, Tamin' izay Josoe dia nanangana otely ho an' ny Tompo Andriamanitr' Israely tao an-tendrombohitra Hebala, Alors Josué édifia un autel à Yahvé, Dieu d' Israël, sur le mont Ébal,
...............
Jos 8.33 And all Israel, and their elders, and officers, and their judges, stood on this side the ark and on that side before the priests the Levites, which bare the ark of the covenant of the Lord, as well the stranger, as he that was born among them; half of them over against mount Gerizim, and half of them over against mount Ebal; as Moses the servant of the Lord had commanded before, that they should bless the people of Israel. Ary ny Isiraely rehetra sy ny loholony sy ny mpifehy azy ary ny mpitsara azy dia nitsangana teo an-daniny roa amin' ny fiara, teo anatrehan' ny Levita mpisorona, izay nitondra ny fiaran' ny faneken' i Jehovah, na olona hafa firenena, na Isiraely: ny antsasany nanandrify ny tendrombohitra Gerizima, ary ny antsasany nanandrify ny tendrombohitra Ebala, araka izay efa nandidian' i Mosesy mpanompon' i Jehovah fahiny, mba hitso-drano ny olona Isiraely. Nitsangana teo an-daniny roa amin' ny fiaran' ny faneken' ny Tompo, Israely rehetra, ny loholony, ny manamboninahiny, ny mpitsarany, na ny vahiny na ny zanak' Israely, ny antsasany teo anilan' ny tendrombohitra Hebala, araka ny didy nomen' i Moizy mpanompon' ny Tompo fahiny, mba hitso-drano ny vahoakan' Israely. Tout Israël, avec ses anciens, ses scribes et ses juges, se tenait de part et d' autre de l' arche, en face des prêtres lévites qui portaient l' arche d' alliance de Yahvé, les étrangers comme les citoyens, moitié sur le front du mont Garizim et moitié sur le front du mont Ébal, comme Moïse, serviteur de Yahvé, l' avait ordonné pour donner en premier lieu la bénédiction au peuple d' Israël.