Chapitres et versets citant Jobile

  Leviticus Fisoronana na Levitikosy Fisoronana na Levitika Le Lévitique
...............
Lev 25.10 And ye shall hallow the fiftieth year, and proclaim liberty throughout all the land unto all the inhabitants thereof: it shall be a jubile unto you; and ye shall return every man unto his possession, and ye shall return every man unto his family. Ary hamasino ny taona fahadimam-polo, ka miantsoa fanafahana amin' ny tany ho an' ny mponina rehetra ao aminy; Jobily ho anareo izany, ka samia mody any amin' ny taninareo avy ianareo sy any amin' ny mpianakavinareo avy. Ary ankamasino ny taona fahadimam-polo, ataovy antso avo ny fahafahana ho an' ny mponina rehetra amin' ny tany. Fa Jobile ho anareo izany, ka samia hianareo mody amin' ny taniny avy, samia mody ao amin' ny fianakaviany avy. Vous déclarerez sainte cette cinquantième année et proclamerez l' affranchissement de tous les habitants du pays. Ce sera pour vous un jubilé : chacun de vous rentrera dans son patrimoine, chacun de vous retournera dans son clan.
Lev 25.11 A jubile shall that fiftieth year be unto you: ye shall not sow, neither reap that which groweth of itself in it, nor gather the grapes in it of thy vine undressed. Jobily ho anareo izany taona fahadimam-polo izany; aza mamafy ianareo, ary aza mijinja izay maniry ho azy avy tamin' ny voa nihintsana tamin' ny fararano lasa, ary aza mioty ny avy tamin' izay tsy namboarinareo; Jobile ho anareo ny taona fahadimam-polo: tsy hamafy hianareo, tsy hijinja izay maniry ho azy amin' ny tany; ary tsy hioty ny voaloboka tsy norantsanana, Cette cinquantième année sera pour vous une année jubilaire : vous ne sèmerez pas, vous ne moissonnerez pas les épis qui n' auront pas été mis en gerbe, vous ne vendangerez pas les ceps qui auront poussé librement.
Lev 25.12 For it is the jubile; it shall be holy unto you: ye shall eat the increase thereof out of the field. fa Jobily izany ka ho masina ho anareo. Izay vokatra alaina any an-tsaha no hohaninareo. fa Jobile izany, ka masina ho anareo. Izay ho vokatry ny taninareo no hohaninareo. Le jubilé sera pour vous chose sainte, vous mangerez des produits des champs.
Lev 25.13 In the year of this jubile ye shall return every man unto his possession. Amin' izany taona Jobily izany dia samy hody amin' ny taninareo avy ianareo. Amin' izany taona Jobile izany, samia hianareo mody amin' ny taninareo avy. En cette année jubilaire vous rentrerez chacun dans votre patrimoine.
...............
Lev 25.15 According to the number of years after the jubile thou shalt buy of thy neighbour, and according unto the number of years of the fruits he shall sell unto thee: araka ny isan' ny taona aorian' ny Jobily no hividiananao amin' ny namanao; ary araka ny isan' ny fararano no hivarotany aminao. Araka ny isan-taona isaina hatramin' ny Jobile lasa teo no hividiananao amin' ny namanao, ary araka ny isan' ny fotoam-pahavokarana no hivarotany aminao. C' est en fonction du nombre d' années écoulées depuis le jubilé que tu achèteras à ton compatriote ; c' est en fonction du nombre d' années productives qu' il te fixera le prix de vente.
...............
Lev 25.28 But if he be not able to restore it to him, then that which is sold shall remain in the hand of him that hath bought it until the year of jubile: and in the jubile it shall go out, and he shall return unto his possession. Fa raha tsy nahazo izay ampy handoavana izany izy, izay namidiny dia mbola hitoetra eo an-tànan' ilay nividy azy ihany mandra-pahatongan' ny taona Jobily; ary ho afaka izany amin' ny Jobily, ka hody amin' ny taniny ralehilahy. Ary raha tsy mahazo izay ampy handoavany izany onitra izany izy dia hitoetra eo an-tànan' ilay nividy ihany aloha ny tany namidiny, mandra-pahatongan' ny taona Jobile, fa amin' ny Jobile dia afaka izy, ka hody amin' ny fananany indray. S' il ne trouve pas de quoi opérer cette restitution, le fonds vendu restera à l' acquéreur jusqu'à l' année jubilaire. C' est au jubilé que celui-ci en sortira pour rentrer dans son propre patrimoine.
...............
Lev 25.30 And if it be not redeemed within the space of a full year, then the house that is in the walled city shall be established for ever to him that bought it throughout his generations: it shall not go out in the jubile. Fa raha tsy voavotra mandra-pahatapitry ny herintaona kosa ilay trano ao amin' ny tanàna mimanda, dia tapaka ho varo-maty ho an' izay nividy azy sy ho an' ny taranany izany; tsy ho afaka izany na dia amin' ny Jobily aza. Fa raha tsy voavotra mandra-pahatapitry ny herintaona maninjitra kosa ilay trano ao anaty tanàna mimanda, dia tapaka varo-maty ho an' ilay nividy azy sy ho an' ny taranany, ka tsy ho afaka aminy amin' ny Jobile. et, si le rachat n' a pas été fait à l' expiration de l' année, cette maison en ville close sera la propriété de l' acquéreur et de ses descendants à l' exclusion de tout autre droit : il n' aura pas à en sortir au jubilé.
Lev 25.31 But the houses of the villages which have no wall round about them shall be counted as the fields of the country: they may be redeemed, and they shall go out in the jubile. Fa ny trano ao amin' ny vohitra izay tsy misy manda manodidina kosa dia hatao taha, ka ny tany ihany; ho azo avotana ihany izany, na ho afaka amin' ny Jobily. Fa ny trano ao amin' ny tanàna tsy voaisy manda manodidina kosa, dia hatao momba ny tany ihany: azo avotana ireny, ary ho afaka amin' ny Jobile. Mais les maisons des villages non enclos de murailles seront considérées comme sises à la campagne, elles comporteront droit de rachat et l' acquéreur en devra sortir au jubilé.
...............
Lev 25.33 And if a man purchase of the Levites, then the house that was sold, and the city of his possession, shall go out in the year of jubile: for the houses of the cities of the Levites are their possession among the children of Israel. Ary raha misy Levita manavotra azy, dia ho afaka amin' ny Jobily ny trano izay namidy sy ny tanàna izay anjarany; fa ny trano ao an-tanànan' ny Levita dia lovany ao amin' ny Zanak' Isiraely. Raha misy mividy trano amin' ny Levita, dia ho afaka amin' ny Jobile ny trano namidy ao amin' ny tanàna efa nomena azy ireo; satria ny trano ao an-tanànan' ny Levita dia fananany eo afovoan' ny zanak' Israely. Et si c' est un lévite qui subit l' effet du droit de rachat, il quittera au jubilé le bien vendu pour retourner à sa maison, à la ville où il a un titre de propriété. Les maisons des villes des lévites sont en effet leur propriété au milieu des Israélites,
...............
Lev 25.40 But as an hired servant, and as a sojourner, he shall be with thee, and shall serve thee unto the year of jubile. fà aoka hitoetra eo aminao tahaka ny mpikarama sy tahaka ny vahiny izy; mandra-pahatongan' ny taona Jobily no hanompoany anao. fa ataovy toy ny mpikarama, na vahiny an-trano, ary mandra-pahatongan' ny taona Jobile no hanompoany anao. il sera pour toi comme un salarié ou un hôte et travaillera avec toi jusqu'à l' année jubilaire.
...............
Lev 25.50 And he shall reckon with him that bought him from the year that he was sold to him unto the year of jubile: and the price of his sale shall be according unto the number of years, according to the time of an hired servant shall it be with him. Ary dia hisainy amin' izay nividy azy hatramin' ny taona nivarotana azy ka hatramin' ny taona Jobily; ary ny vola nivarotany ny tenany dia hoheverina araka ny isan' ny taona; dia ara-kevitry ny andron' ny mpikarama no hiheverana azy. Izy sy ilay nividy azy no hiara-manisa ny taona hatramin' ny nivarotany tena tamin' izy io, ka hatramin' ny taona Jobile; dia hatao araka izay isan' ny taona ny vola nivarotany ny tenany; hotombanana toy ny fanao amin' ny mpikarama izay andro niasany. En accord avec celui qui l' a acquis, il fera le compte des années comprises entre l' année de la vente et l' année jubilaire ; le montant du prix de vente sera évalué en fonction des années, en comptant ses journées comme celles d' un salarié.
...............
Lev 25.52 And if there remain but few years unto the year of jubile, then he shall count with him, and according unto his years shall he give him again the price of his redemption. Any raha vitsy kosa ny taona sisa mandra-pahatongan' ny taona Jobily, dia hanisa izany aminy izy, ka ara-kevitry ny taona ihany no handoavany ny vola avony. Ary raha vitsy sisa ny taona hatramin' ny Jobile, dia hisaina izany: hatao arak' izany taona izany ny vola avony haloany. S' il ne reste que peu d' années à courir jusqu' au jubilé, c' est en fonction de leur nombre qu' il calculera ce qu' il remboursera pour son rachat,
...............
Lev 25.54 And if he be not redeemed in these years, then he shall go out in the year of jubile, both he, and his children with him. Ary raha tsy voavotra amin' izay izy, dia ho afaka amin' ny taona Jobily izy sy ny zanany koa. Raha tsy misy hanavotana azy akory, dia ho afaka amin' ny taona Jobile izy mbamin' ny zanany miaraka aminy. S' il n' a été racheté d' aucune de ces manières, c' est en l' année jubilaire qu' il s' en ira, lui et ses enfants avec lui.
...............
Lev 27.17 If he sanctify his field from the year of jubile, according to thy estimation it shall stand. Raha misy manamasina ny taniny, raha vao afaka ny Jobily, dia araka izay hataonao tombany no izy. Raha miantomboka amin' ny taona Jobile no anokanany ny taniny dia io tombany nataonao io no arahina, S' il consacre le champ pendant l' année jubilaire, on s' en tiendra à cette estimation ;
Lev 27.18 But if he sanctify his field after the jubile, then the priest shall reckon unto him the money according to the years that remain, even unto the year of the jubile, and it shall be abated from thy estimation. Fa raha misy manamasina ny taniny ao aorian' ny Jobily, dia holazain' ny mpisorona aminy ny vola araka ny taona sisa, dia hatramin' ny taona Jobily, ary hahena araka izany no hanaovanao ny tombany. fa raha aty aorian' ny Jobile kosa no anokanany ny taniny, dia ho araka ny isan' ny taona sisa mandra-pihavin' ny Jobile no hanombanan' ny mpisorona ny vidiny, ka hahena ny tombany nataonao. mais s' il le consacre après le jubilé, le prêtre en calculera le prix en fonction des années restant à courir jusqu'à celle du jubilé et une déduction sera faite sur l' estimation.
...............
Lev 27.21 But the field, when it goeth out in the jubile, shall be holy unto the Lord, as a field devoted; the possession thereof shall be the priest' s. Fa raha afaka amin' ny Jobily ny tany, dia ho masina ho an' i Jehovah tahaka ny saha voatokana izany; ny mpisorona no ho tompony. fa rahefa afaka amin' ny Jobile ny tany dia hatokana ho an' ny Tompo toy ny tany nivoadiana, ka ho tonga fananan' ny mpisorona. quand, à l' année jubilaire, l' acquéreur devra l' abandonner, ce sera chose consacrée à Yahvé, tel un champ dévoué par anathème : la propriété de cet homme passe au prêtre.
...............
Lev 27.23 Then the priest shall reckon unto him the worth of thy estimation, even unto the year of the jubile: and he shall give thine estimation in that day, as a holy thing unto the Lord. dia holazain' ny mpisorona aminy ny hevitry ny ataonao tombany, dia hatramin' ny taona Jobily; ary dia handoa izay nataonao tombany amin' izany andro izany izy ho zava-masina ho an' i Jehovah. dia ho eran' ny mpisorona izay vidiny, araka ny anombananao azy mandra-pihavin' ny taona Jobile, dia haloan' izany olona izany androtr' io ihany izay voafetra ho vidiny, ho zavatra voatokana ho an' ny Tompo. le prêtre en calculera le prix d' estimation en fonction du temps à courir jusqu'à l' année jubilaire, et l' homme en versera le montant ce jour même à titre de chose consacrée à Yahvé.
Lev 27.24 In the year of the jubile the field shall return unto him of whom it was bought, even to him to whom the possession of the land did belong. Amin' ny taona Jobily no hodian' ny tany amin' izay nividianana azy, dia ho an' izay tompon-dova. Amin' ny taona Jobile dia hiverina amin' izay nividianana azy sy tompon-jara tany azy ilay tany. Lors de l' année jubilaire le champ reviendra au vendeur, à celui dont c' est la propriété dans le pays.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 36.4 And when the jubile of the children of Israel shall be, then shall their inheritance be put unto the inheritance of the tribe whereunto they are received: so shall their inheritance be taken away from the inheritance of the tribe of our fathers. Ary raha tonga ny Jobilin' ny Zanak' Isiraely, ny zara-taniny dia hanampy ny an' ny firenena izay hatoniny, ary ny azy dia hesorina amin' ny zara-tanin' ny razanay. Ary rahefa tonga ny Jobile ho an' ny zanak' Israely, ny lovany dia hanampy ny an' izay foko hidirany, ka halana amin' ny lovan' ny fokon-drazanay ny lovany. Et quand viendra le jubilé pour les Israélites, la part de ces femmes sera ajoutée à la part de la tribu à laquelle elles vont appartenir, et elle sera retranchée de la part de notre tribu. "