|
|
Genesis |
Fiandohana na Genesisy |
Fiandohana na Jenezy |
La Genèse |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 41.45 |
And Pharaoh> called Joseph>' s name Zaphnathpaaneah>; and he gave him to wife Asenath> the daughter of Potipherah> priest of On. And Joseph> went out over all the land of Egypt>. |
Ary nataon' i Farao hoe Zafenata-panea no anaran' i Josefa; dia nomeny azy Asenata, zanakavavin' i Poti-fera, mpisorona tao Ona, ho vadiny. Ary Josefa nandeha nitety ny tany Egypta. |
Nomen' i Faraona anarana hoe Tsafnata-Paneaka Josefa; ary natolony ho vadiny Aseneta zanakavavin' i Potifara, mpisorona tao Ona. Dia niainga Josefa hamangy ny tany Ejipta. |
Et Pharaon> imposa à Joseph> le nom de Çophnat-Panéah> et il lui donna pour femme Asnat>, fille de Poti-Phéra>, prêtre d' On. Et Joseph> partit pour le pays d'Égypte>. |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 41.50 |
And unto Joseph> were born two sons before the years of famine came, which Asenath> the daughter of Potipherah> priest of On bare unto him. |
Ary nisy zazalahy roa naterak' i Asenata, zanakavavin' i Poti-fera, mpisorona tao Ona, tamin' i Josefa, raha tsy mbola tonga ny taona mosarena. |
Talohan' ny nahatongavan' ny taona mosarena, dia niteraka roa lahy Josefa, izay naterak' i Aseneta, zanakavavin' i Potifara mpisorona tao Ona, taminy. |
Avant que vînt l' année de la famine, il naquit à Joseph> deux fils que lui donna Asnat>, fille de Poti-Phéra>, prêtre d' On. |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 46.20 |
And unto Joseph> in the land of Egypt> were born Manasseh> and Ephraim>, which Asenath> the daughter of Potipherah> priest of On bare unto him. |
Ary ny zanakalahin' i Asenata, zanakavavin' i Poti-fera, mpisorona tao Ona, izay naterak' i Josefa tany amin' ny tany Egypta, dia Manase sy Efraima. |
izay naterak' i Aseneta zanakavavin' i Potifara, mpisorona ao Ona, dia Manase sy Efraima. |
Joseph> eut pour enfants en Égypte> Manassé> et Éphraïm>, nés d' Asnat>, fille de Poti-Phéra>, prêtre d' On. |
|
|
Numbers |
Fanisana na Nomery |
Fanisana |
Les Nombres |
Nom / Fan 16.1 |
Now Korah>, the son of Izhar>, the son of Kohath>, the son of Levi>, and Dathan> and Abiram>, the sons of Eliab>, and On, the son of Peleth>, sons of Reuben>, took men: |
Ary Kora, zanak' i Jizara, zanak' i Kehata, zanak' i Levy, ary Datana sy Abìrama, zanak' i Eliaba, sy Ona, zanak' i Peleta, izay samy taranak' i Robena, dia nandrendri-bahoaka, |
Kore, zanak' i Isaara, zanak' i Kaata, zanak' i Levì, dia nitarika olona hiandany aminy, miaraka amin' i Datàna sy Abirona, zanak' i Eliaba, ary Hona, zanak' i Feleta, izay zana-dRobena, |
Coré>, fils de Yiçhar>, fils de Qehat>, fils de Lévi>, Datân> et Abiram>, fils d'Éliab>, et On, fils de Pélèt> Éliab> et Pélèt> étaient fils de Ruben> furent orgueilleux ; |