Chapitres et versets citant Akiora

      Tobia Livre de Tobie
...............
Tb 11.20 Akiora sy Nabata havan' i Tobia koa tonga namangy azy tamin-kafaliana lehibe, sy niarahaba azy tamin' ny soa rehetra nataon' Andriamanitra taminy.

      Jodita Livre de Judith
...............
Jdt 5.5 Dia hoy Akiora, mpifehy ny taranak' i Amona rehetra, namaly azy: Raha sitrakao ny hihaino ahy, tompoko, indro, holazaiko eto imasonao ny marina, ny amin' ireo vahoaka monina amin' ny tendrombohitra ireo, ary tsy hisy diso na dia iray aza ny teny haloaky ny vavako. Achior, chef de tous les Ammonites, lui répondit : "Que Monseigneur écoute, je t' en prie, les paroles prononcées par ton serviteur. Je vais te dire la vérité sur ce peuple de montagnards qui demeure tout près de toi. De la bouche de ton serviteur aucun mensonge ne sortira.
...............
Jdt 5.26 Nony vao nitsaha-niteny Akiora, nisafoaky ny hatezerana avokoa ny lehibe rehetran' i Holoferina, ka efa nihevitra ny hamono azy aza, nifampilaza hoe:
...............
Jdt 5.28 Ka mba hampiharihary amin' i Akiora fa namitaka antsika izy, ndao hiakarantsika ireo tendrombohitra ireo, ary rahefa mby eo an-tanantsika ny mahery indrindra amin' ireo, dia hataontsika indray mamono amin' ny sabatra izy sy ireo, mba hahafantaran' ny firenena fa Nabokodonosora no andriamanitry ny tany, ary tsy misy afa-tsy izy.
Jdt 6.1 Nony nitsaha-niteny ireo, nentin' ny hatezerana Holoferina ka hoy izy tamin' i Akiora: Quand se fut apaisé le tumulte des gens attroupés autour du Conseil, Holopherne, général en chef de l' armée d' Assur, invectiva Achior devant toute la foule des étrangers et les Ammonites
...............
Jdt 6.7 Izay dia nomen' i Holoferina didy ny mpanompony hisambotra an' i Akiora sy hitondra azy ho any Betolia any, ary hanolotra azy ho eo an-tanan' ny zanak' Israely. Mes serviteurs vont maintenant te mener dans la montagne et te laisser près d' une des villes situées dans les défilés.
...............
Jdt 6.9 Niolaka ny Asiriana nanaraka ny kisolasolan' ny tendrombohitra; Akiora kosa nafatony tongotra aman-tànana teo amin' ny hazo anankiray, dia navelany teo, dia niverina ho any amin' ny tompony izy. Ne prends pas cet air abattu si tu nourris le secret espoir qu' elles ne seront pas capturées! J' ai dit; aucune de mes paroles ne restera sans effet."
...............
Jdt 6.12 Koa notantarain' i Akiora avokoa teo afovoan' ny loholona sy teo anatrehan' ny vahoaka rehetra, ny navaliny ny fanontanian' i Holoferina, Quand les hommes de la ville les virent, ils prirent leurs armes, sortirent de la cité et gagnèrent la crête de la montagne, tandis que, pour les empêcher de monter, les frondeurs les criblaient de pierres.
Jdt 6.13 ny nitadiavan' ireo fehin' i Holoferina hamono azy noho izay nolazainy, ary ny nandidian' i Holoferina efa nentin' ny hatezerana, ny hanolorana azy ho eo an-tanan' ny Israelita, noho izany ihany, fa rahefa resiny ny zanak' Israely dia hovonoiny Akiora amin' ny fampijaliana maro loha, noho izy nilaza fa ny Andriamanitry ny lanitra no mpiaro azy ireo. Aussi purent-ils tout juste se glisser au bas des pentes, ligoter Achior et le laisser étendu au pied de la montagne avant de s' en retourner vers leur maître.
Jdt 6.14 Nony tapitra ny tenin' i Akiora dia indray nihohoka tamin' ny tany nitsaoka ny Tompo ny vahoaka rehetra, ary indray nandefa ny fitolokoany aman-dranomasony sy namboraka ny fivavahany tamim-piraisam-po, teo anatrehan' ny Tompo, Les Israélites descendirent alors de leur ville, s' arrêtèrent près de lui, le délièrent, le conduisirent à Béthulie et le présentèrent aux chefs de la cité,
...............
Jdt 6.16 Nony nitsahatra nitomany ny vahoaka sy efa nandany ny andro manontolo tamin' ny fivavahana, dia nampionona an' i Akiora izy ireo, Ceux-ci convoquèrent les anciens de la ville. Les jeunes gens et les femmes accoururent aussi à l' assemblée. Ozias interrogea Achior, debout au milieu du peuple, sur ce qui était arrivé.
...............
Jdt 6.19 Nony nirava ny vahoaka tafavory teo, dia noraisin' i Oziasa tany an-tranony Akiora, ka nanaovany fihinanam-be. "Seigneur, Dieu du ciel, considère leur orgueil démesuré et prends en pitié l' humiliation de notre race. En ce jour tourne un visage favorable vers ceux qui te sont consacrés."
...............
Jdt 11.7 Fantatra koa ny zavatra nolazain' i Akiora ary tsy miafina amin' ny olona ny nasainao nanaovana azy. Vive Nabuchodonosor, roi de toute la terre, lui qui t' a envoyé remettre toute âme vivante dans le droit chemin, et vive sa puissance! car, grâce à toi, ce ne sont pas seulement les hommes qui le servent, mais par l' effet de ta force, les bêtes sauvages elles-mêmes, les troupeaux et les oiseaux du ciel vivront pour Nabuchodonosor et pour toute sa maison!
...............
Jdt 13.27 Rahefa izany, nantsoina hankeo Akiora, ka hoy Jodita taminy: Ny Andriamanitr' Israely izay nambaranao hoe mahavaly ny fahavalony, dia nanapaka alina tamin' ny tànako, ny lohan' ilay lehiben' ny tsy mpino rehetra.
...............
Jdt 13.29 Nony nahita ny lohan' i Holoferina Akiora, dia nihoron-koditra natahotra, ka lavo nihohoka tamin' ny tany, sady torana.
...............
Jdt 14.6 Rahefa hitan' i Akiora tamin' izay, ny fahefana ampiasain' ny Andriamanitr' Israely, dia nialany ny fombam-pivavahan' ny firenena, dia nino an' Andriamanitra izy, ary noforana sy voakambana amin' ny vahoakan' Israely, hatramin' ny taranany rehetra mandrak' izao. On fit donc venir Achior de chez Ozias. Sitôt arrivé, à la vue de la tête d' Holopherne que tenait un des hommes de l' assemblée du peuple, il tomba la face contre terre et s'évanouit.