Chapitres et versets citant Jakoba

  The Gospel according to Mark Marka Marka L'Évangile selon Saint Marc
...............
Mar / Mk 15.40 There were also women looking on afar off: among whom was Mary Magdalene, and Mary the mother of James the less and of Joses, and Salome; Ary nisy vehivavy koa nitsinjo teny lavidavitra eny, ary isan' ireny Maria Magdalena sy Salome ary Maria, renin' i Jakoba kely sy Josesy, Ary nisy vehivavy nijery teny lavidavitra teny koa; anisan' ireny Maria Madelena, sy Maria renin' i Jakoba zandriny sy Josefa, ary koa Salome, Il y avait aussi des femmes qui regardaient à distance, entre autres Marie de Magdala, Marie mère de Jacques le petit et de Joset, et Salomé,
Mar / Mk 16.1 And when the sabbath was past, Mary Magdalene, and Mary the mother of James, and Salome, had bought sweet spices, that they might come and anoint him. Ary rehefa afaka ny andro Sabata, dia lasa nividy zava-manitra Maria Magdalena sy Salome ary Maria, renin' i Jakoba, mba handeha hanosotra ny fatin' i Jesosy. Ary rahefa afaka ny sabata, dia nividy zava-manitra Maria Madelena, sy Maria renin' i Jakoba, ary Salome, mba handeha hanosotra ny vatan' i Jeso. Quand le sabbat fut passé, Marie de Magdala, Marie, mère de Jacques, et Salomé achetèrent des aromates pour aller oindre le corps.

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 6.15 Matthew and Thomas, James the son of Alphaeus, and Simon called Zelotes, sy Matio sy Tomasy sy Jakoba, zanak' i Alfeo, sy Simona, izay atao hoe Zelota, Matio sy Tomà, Jakoba zanak' i Alfe, sy Simona izay atao hoe Zeloty, Matthieu, Thomas, Jacques fils d' Alphée, Simon appelé le Zélote,