Chapitres et versets citant Jakoba

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 15.13 And after they had held their peace, James answered, saying, Men and brethren, hearken unto me: Ary rehefa nitsahatra tsy niteny izy roa lahy, dia namaly Jakoba ka nanao hoe: Ry rahalahy, mihainoa ahy: Nony nitsahatra ny tenin' izy roa lahy, dia namaly Jakoba nanao hoe: Ry rahalahy, henoy aho. Quand ils eurent cessé de parler, Jacques prit la parole et dit : " Frères, écoutez-moi.
...............
Asa 21.18 And the day following Paul went in with us unto James; and all the elders were present. Ary nony ampitso dia niara-niditra tany amin' i Jakoba izahay sy Paoly; ary vory teo ny loholona rehetra. Ny ampitso ihany dia niara-namangy an' i Jakoba izahay sy Paoly, ary tafavory teo ny Pretra rehetra. Le jour suivant, Paul se rendit avec nous chez Jacques, où tous les anciens se réunirent.

  1st Letter to the Corinthians 1 Korintianina Korintiana I 1ère Épître de Saint Paul aux Corinthiens
...............
1Kr / 1Kor 15.7 After that, he was seen of James; then of all the apostles. Rehefa afaka izany, dia niseho tamin' i Jakoba Izy, dia tamin' ny Apostoly rehetra. Rahefa izany, dia niseho tamin' i Jakoba izy, vao tamin' ny Apostoly rehetra. ensuite il est apparu à Jacques, puis à tous les apôtres.

  Letter to the Galatians Galatianina Galata Épître de Saint Paul aux Galates
...............
Gal / Ga 1.19 But other of the apostles saw I none, save James the Lord' s brother. Nefa ny Apostoly sasany dia tsy nisy hitako afa-tsy Jakoba, rahalahin' ny Tompo. Fa ny Apostoly sasany, dia tsy nisy hitako afa-tsy Jakoba rahalahin' ny Tompo ihany. je n' ai pas vu d' autre apôtre, mais seulement Jacques, le frère du Seigneur :

  Letter of James Jakoba Jakoba Épître de Saint Jacques
...............
Jak / Jk 1.1 James, a servant of God and of the Lord Jesus Christ, to the twelve tribes which are scattered abroad, greeting. Jakoba, mpanompon' Andriamanitra sy Jesosy Kristy Tompo, mamangy ny firenena roa ambin' ny folo monina any am-pielezana. Jakoba, mpanompon' Andriamanitra sy Jeso-Kristy, miarahaba ny foko roa ambin' ny folo, izay miely any rehetra any. Jacques, serviteur de Dieu et du Seigneur Jésus Christ, aux douze tribus de la Dispersion, salut !