Chapitres et versets citant Abinadaba

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
1Sm / 1Sam 7.1 And the men of Kirjathjearim came, and fetched up the ark of the Lord, and brought it into the house of Abinadab in the hill, and sanctified Eleazar his son to keep the ark of the Lord. Dia tonga teo ny mponina tao Kiriata-jearima ka nitondra ny fiaran' i Jehovah niakatra, dia nitondra azy ho ao an-tranon' i Abinadaba teo an-kavoana, ary nanamasina an' i Eleazara zanany mba hitandrina ny fiaran' i Jehovah izy. Dia tonga ny olona ao Kariatiarima ka nampakatra ny fiaran' ny Tompo, nentiny nankany an-tranon' i Abinadaba any amin' ny havoana; ary Eleazara zanany nohamasininy hiandry ny fiaran' ny Tompo. Les gens de Qiryat-Yéarim vinrent et firent monter l' arche de Yahvé. Ils la conduisirent dans la maison d' Abinadab, sur la hauteur, et ils consacrèrent son fils Éléazar pour garder l' arche de Yahvé.
...............
1Sm / 1Sam 16.8 Then Jesse called Abinadab, and made him pass before Samuel. And he said, Neither hath the Lord chosen this. Ary Jese niantso an' i Abinadaba ka nampandalo azy teo anatrehan' i Samoela. Fa hoy izy: Tsy ity no nofidin' i Jehovah. Dia Abinadaba indray no nantsoin' Isaï, ka nampandaloviny teo anatrehan' i Samoela fa hoy Samoela: Ity koa tsy mba nofidin' ny Tompo. Jessé appela Abinadab et le fit passer devant Samuel, qui dit : " Ce n' est pas lui non plus que Yahvé a choisi. "
...............
1Sm / 1Sam 17.13 And the three eldest sons of Jesse went and followed Saul to the battle: and the names of his three sons that went to the battle were Eliab the firstborn, and next unto him Abinadab, and the third Shammah. ary ny zokiny telo lahy tamin' ny zanak' i Jese lasa nanaraka an' i Saoly nankany an-tafika; ary ny anaran' ny zanany telo lahy lasa nankany an-tafika dia Eliaba, lahimatoa, sy Abinadaba, lahiaivo, ary Sama no fahatelony; Lasa nanaraka an' i Saola tany amin' ny ady ny telo lahy zokiny tamin' ny zanak' Isaïa; ary izao no anaran' ireo zanany telo lahy lasa tany amin' ny ady: Eliaba no lahimatoa, Abinadaba no lahiaivo, ary Samà no fahatelony. Les trois fils aînés de Jessé partirent en guerre derrière Saül. Ses trois fils qui partirent en guerre s' appelaient, l' aîné Éliab, le second Abinadab et le troisième Shamma.
...............
1Sm / 1Sam 31.2 And the Philistines followed hard upon Saul and upon his sons; and the Philistines slew Jonathan, and Abinadab, and Melchishua, Saul' s sons. Ary ny Filistina nanenjika mafy an' i Saoly sy ny zanany, ka matin' ny Filistina Jonatana sy Abinadaba ary Malkisoa, zanak' i Saoly. Nikiry nanenjika an' i Saola sy ny zanany ny Filistina, ka matin' ny Filistina avokoa Jonatasy sy Abinadaba ary Melkisoà zanak' i Saola. Les Philistins serrèrent de près Saül et ses fils et ils tuèrent Jonathan, Abinadab et Malki-Shua, les fils de Saül.

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 6.3 And they set the ark of God upon a new cart, and brought it out of the house of Abinadab that was in Gibeah: and Uzzah and Ahio, the sons of Abinadab, drave the new cart. Ary nataony teo amin' ny sariety vaovao ny fiaran' Andriamanitra ka nentiny avy tao an-tranon' i Abinadaba teo an-kavoana; ary Oza sy Ahio, zanak' i Abinadaba, no nampandeha ny sariety vaovao. Napetrany teo ambony sarety vaovao ny fiaran' Andriamanitra ary nentiny avy tao an-tranon' i Abinadaba teo an-kavoana; ka Ozà sy Akiao zanak' i Abinadaba, no nitarika ny sarety vaovao. On chargea l' arche de Dieu sur un chariot neuf et on l' emporta de la maison d' Abinadab, qui est sur la colline. Uzza et Ahyo, les fils d' Abinadab, conduisaient le chariot.
2Sm / 2Sam 6.4 And they brought it out of the house of Abinadab which was at Gibeah, accompanying the ark of God: and Ahio went before the ark. Ary dia nentiny niala tao an-tranon' i Abinadaba teo ankavoana niaraka tamin' ny fiaran' Andriamanitra izany; ary Ahio nandeha teo alohan' ny fiara. Ary nentiny avy tao an-tranon' i Abinadaba teo an-kavoana, mbamin' ny fiaran' Andriamanitra. Ahiao no nandeha teo aloha. Uzza marchait à côté de l' arche de Dieu et Ahyo marchait devant elle.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.13 And Jesse begat his firstborn Eliab, and Abinadab the second, and Shimma the third, ary Jese niteraka an' i Eliaba, lahimatoa, sy Abinadaba, lahiaivo, sy Simea, fahatelo, Isaia niteraka an' i Eliaba lahimatoany, Abinadaba lahiaivo, Simaà fahatelo, Jessé engendra Éliab son premier-né, Abi-nadab le second, Shiméa le troisième,
...............
1Tt / 1Tan 8.33 And Ner begat Kish, and Kish begat Saul, and Saul begat Jonathan, and Malchishua, and Abinadab, and Eshbaal. Ary Nera niteraka an' i Kisy; ary Kisy niteraka an' i Saoly; ary Saoly niteraka an' i Jonatana sy Malkisoa sy Abinadaba ary Esbala. Nera niteraka an' i Kisa, Kisa niteraka an' i Saola, Saola niteraka an' i Jonatàna, Melkiasoa, Abinadaba ary Esbaala. Ner engendra Qish, Qish engendra Saül, Saül engendra Jonathan, Malki-Shua, Abinadab et Eshbaal.
...............
1Tt / 1Tan 9.39 And Ner begat Kish; and Kish begat Saul; and Saul begat Jonathan, and Malchishua, and Abinadab, and Eshbaal. Ary Nera niteraka an' i Kisy; ary Kisy niteraka an' i Saoly; ary Saoly niteraka an' i Jonatana sy Malkisoa sy Abinadaba ary Esbala. Nera niteraka an' i Kisa; Kisa niteraka an' i Saola, Saola niteraka an' i Jonatàna, Melkisoì, Abinadaba, ary Esbaala. Ner engendra Qish, Qish engendra Saül, Saül engendra Jonathan, Malki-Shua, Abinadab, Eshbaal.
...............
1Tt / 1Tan 10.2 And the Philistines followed hard after Saul, and after his sons; and the Philistines slew Jonathan, and Abinadab, and Malchishua, the sons of Saul. Ary ny Filistina nanenjika fatratra an' i Saoly sy ny zanany, ka matin' ny Filistina Jonatana sy Abinadaba sy Malkisoa, zanakalahin' i Saoly. Nifikitra nanenjika an' i Saola sy ireo zanany ny Filistina ka matin' ny Filistina Jonatàna sy Abinadaba ary Melkisoi, zanak' i Saola. Les Philistins serrèrent de près Saül et ses fils et ils tuèrent Jonathan, Abinadab et Malki-Shua, les fils de Saül.
...............
1Tt / 1Tan 13.7 And they carried the ark of God in a new cart out of the house of Abinadab: and Uzza and Ahio drave the cart. Ary nentiny tamin' ny sariety vaovao niala tao an-tranon' i Abinadaba ny fiaran' Andriamanitra, ary Oza sy Ahio no nampandeha ny sariety. Napetrany teo ambony sarety vaovao ny fiaran' Andriamanitra dia nentiny avy tao an-tranon' i Abinadaba: Ozà sy Ahiao nitarika ny sarety; C' est à la maison d' Abinadab qu' on chargea l' arche de Dieu sur un chariot neuf. Uzza et Ahyo conduisaient le chariot.