Chapitres et versets citant Lebnà

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 33.20 And they departed from Rimmonparez, and pitched in Libnah. Ary nony niala tao Rimona-pareza izy, dia nitoby tao Libna. Niala tao Remonfaresa izy, dia nitoby tao Lebnà. Ils partirent de Rimmôn-Pérèç et campèrent à Libna.
Nom / Fan 33.21 And they removed from Libnah, and pitched at Rissah. Ary nony niala tao Libna izy, dia nitoby tao Risa. Niala tao Lebnà izy, dia nitoby tao Resà. Ils partirent de Libna et campèrent à Rissa.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 10.29 Then Joshua passed from Makkedah, and all Israel with him, unto Libnah, and fought against Libnah: Ary Josoa sy ny Isiraely rehetra teo aminy dia niala tany Makeda ka nankany Libna ary namely azy; Niala tao Makedà Josoe sy Israely rehetra niaraka taminy, dia nankany Lebnà, ary namely an' i Lebnà izy. Josué, avec tout Israël, passa de Maqqéda à Libna, qu' il attaqua.
...............
Jos 10.31 And Joshua passed from Libnah, and all Israel with him, unto Lachish, and encamped against it, and fought against it: Dia niala tany Libna Josoa sy ny Isiraely rehetra teo aminy ka nankany Lakisy, dia nitoby tandrifiny ka namely azy. Niala teo Lebnà Josoe sy Israely rehetra niaraka taminy, dia nankany Lakisa, ka nanorina ny tobiny teo anoloany sy namely azy. Josué, avec tout Israël, passa de Libna à Lakish, qu' il assiégea et attaqua.
Jos 10.32 And the Lord delivered Lachish into the hand of Israel, which took it on the second day, and smote it with the edge of the sword, and all the souls that were therein, according to all that he had done to Libnah. Dia natolotr' i Jehovah teo an-tànan' ny Isiraely koa Lakisy, ka afany tamin' ny andro faharoa izy; dia nasiany tamin' ny lelan-tsabatra izy sy ny olona rehetra tao, tahaka izay rehetra efa nataony tamin' i Libna koa. Natolotry ny Tompo teo an-tànan' Israely Lakisa, ka tamin' ny andro faharoa dia afany, ary nasiany tamin' ny lelan-tsabatra izy sy ny manana aina rehetra tao toy ny nataony tamin' i Lebnà. Yahvé livra Lakish entre les mains d' Israël qui s' en empara le second jour et la fit passer au fil de l'épée avec tout ce qui s' y trouvait de vivant, tout comme il avait agi pour Libna.
...............
Jos 10.39 And he took it, and the king thereof, and all the cities thereof; and they smote them with the edge of the sword, and utterly destroyed all the souls that were therein; he left none remaining: as he had done to Hebron, so he did to Debir, and to the king thereof; as he had done also to Libnah, and to her king. dia azony koa izy sy ny mpanjakany ary ny tanànany rehetra; ary nasiany tamin' ny lelan-tsabatra Izy, ka naringany avokoa ny olona rehetra tao; fa tsy nasiany niangana na dia iray akory aza; tahaka izay efa nataony tamin' i Hebrona, dia toy izany koa no nataony tamin' i Debira sy ny mpanjakany, ary tahaka izay efa nataony tamin' i Libna sy ny mpanjakany koa. Azony izy sy ny mpanjakany ary ny tanàna rehetra momba azy dia nasiany tamin' ny lelan-tsabatra, ary nataony anatema avokoa ny manana aina rehetra tao, fa tsy navelany hisy afa-nandositra akory. Toy ny nanaovan' i Josoe an' i Hebrona sy ny nanaovany an' i Lebnà sy ny mpanjakany, no nanaovany an' i Dabira sy ny mpanjakany koa. Il s' en empara avec son roi et avec toutes les localités qui en dépendaient; ils les firent passer au fil de l'épée et vouèrent à l' anathème tout ce qui s' y trouvait de vivant; il ne laissa pas un survivant. Comme il avait traité Hébron, Josué traita Debir et son roi, tout comme il avait traité Libna et son roi.
...............
Jos 12.15 The king of Libnah, one; the king of Adullam, one; ny mpanjakan' i Libna, iray; ny mpanjakan' i Adolama, iray; ny mpanjakan' i Lebnà, iray; ny mpanjakan' i Odolama, iray; Le roi de Libna, un; le roi d' Adullam, un;
...............
Jos 15.42 Libnah, and Ether, and Ashan, Libna sy Atera sy Asana Labana, Etera, Asana, Libna, Étèr, Ashân,
...............
Jos 21.13 Thus they gave to the children of Aaron the priest Hebron with her suburbs, to be a city of refuge for the slayer; and Libnah with her suburbs, Dia nomeny ny taranak' i Arona mpisorona Hebrona sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fandosirana ho an' izay nahafaty olona, ary Libna sy ny tany manodidina azy Ny taranak' i Aarona mpisorona dia nomeny ny tanàna fialofan' ny mamono olona, dia Hebrona sy ny manodidina azy, ary koa Lebnà sy ny manodidina azy, Aux fils du prêtre Aaron, ils donnèrent Hébron, ville de refuge pour le meurtrier, avec ses pâturages, ainsi que Libna et ses pâturages,

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 8.22 Yet Edom revolted from under the hand of Judah unto this day. Then Libnah revolted at the same time. Ary Edoma mbola niodina ka tsy nanoa ny Joda mandraka androany. Ary Libna koa dia niodina tamin' izany andro izany. Nitsoaka tsy ho ambanin' ny fanapahan' i Jodà intsony Edoma, mandrak' androany. Tamin' izany fotoana izany ihany koa, no nitsoaka ho afaka Lobna. Ainsi Edom s' affranchit de la domination de Juda, jusqu'à ce jour; Libna aussi se révolta. Dans ce temps-là...
...............
2Mp 19.8 So Rabshakeh returned, and found the king of Assyria warring against Libnah: for he had heard that he was departed from Lachish. Dia niverina Rabsake ka nankany Libna, izay nataon' ny mpanjakan' i Asyria fahirano tamin' izay, satria efa reny fa efa niala tany Lakisy ny mpanjaka. Dia lasa niverina ny mpandroso divay ambony indrindra ka nihaona tamin' ny mpanjakan' i Asiria niady tany Lobna, fa efa reny ny nialan' ny tompony avy tao Lakisa. Le grand échanson s' en retourna et retrouva le roi d' Assyrie en train de combattre contre Libna. Le grand échanson avait appris en effet que le roi avait décampé de Lakish,
...............
2Mp 23.31 Jehoahaz was twenty and three years old when he began to reign; and he reigned three months in Jerusalem. And his mother' s name was Hamutal, the daughter of Jeremiah of Libnah. Telo amby roa-polo taona Joahaza fony izy vao nanjaka, ary telo volana no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Hamotala, zanakavavin' i Jeremia, avy any Libna. Telo amby roapolo taona Joakaza fony vao nanjaka, ary telo volana no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Amitala zanak' i Jeremia avy any Lobnà. Joachaz avait 23 ans à son avènement et il régna trois mois à Jérusalem; sa mère s' appelait Hamital, fille de Yirmeyahu, et était de Libna.
...............
2Mp 24.18 Zedekiah was twenty and one years old when he began to reign, and he reigned eleven years in Jerusalem. And his mother' s name was Hamutal, the daughter of Jeremiah of Libnah. Iraika amby roa-polo taona Zedekia, fony izy vao nanjaka, ary iraika ambin' ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Hamotala, zanakavavin' i Jeremia, avy any Libna. Iraika amby roapolo taona Sedesiasa fony vao nanjaka, ary nanjaka iraika ambin' ny folo taona tao Jerosalema izy. Ny anaran-dreniny dia Amitala zanak' i Jeremia avy ao Lobnà. Sédécias avait vingt ans à son avènement et il régna onze ans à Jérusalem; sa mère s' appelait Hamital, fille de Yirmeyahu, et était de Libna.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 6.42 The son of Ethan, the son of Zimmah, the son of Shimei, Ary ny taranak' i Arona nomeny an' i Hebrona, tanàna fiarovana, ary Libna sy ny tany manodidina azy ary Jatira sy Estemoa sy ny tany manodidina azy Ny nomena ny taranak' i Aarona ary dia Hebrona tanàna fialofana, mais on donna aux fils d' Aaron les villes de refuge : Hébron, Libna et ses pâturages, Yattir, Eshtemoa et ses pâturages,

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 21.10 So the Edomites revolted from under the hand of Judah unto this day. The same time also did Libnah revolt from under his hand; because he had forsaken the Lord God of his fathers. Nefa ny Edomita mbola niodina ka tsy nanoa ny Joda ihany ambaraka androany. Ary tamin' izany andro izany Libna koa niodina tsy nety nanoa an' i Jehorama, satria efa nahafoy an' i Jehovah, Andriamanitra ny razany, izy. Nitsoaka tamin' ny fanapahan' i Jodà anefa Edoma mandrak' androany. Lobnà koa nitsoaka tamin' ny fanapahany, tamin' izany fotoana izany ihany, noho izy efa nahafoy an' ny Tompo Andriamanitry ny razany. Ainsi Édom s' affranchit de la domination de Juda, jusqu'à ce jour. C' est aussi l'époque où Libna s' affranchit de sa domination. Il avait en effet abandonné Yahvé, le Dieu de ses pères.

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 37.8 So Rabshakeh returned, and found the king of Assyria warring against Libnah: for he had heard that he was departed from Lachish. Dia niverina Rabsake ka nankany Libna, izay nataon' ny mpanjakan' i Asyria fahirano tamin' izay; satria efa reny fa efa niala tany Lakisy ny mpanjaka. Dia niverina ny lehiben' ny mpandroso divay ka nahita ny mpanjakan' i Asiria, nanao fahirano an' i Lobnà; efa reny ny nialan' ny tompony tany Lakisa. Le grand échanson s' en retourna et retrouva le roi d' Assyrie en train de combattre contre Libna. Le grand échanson avait appris en effet que le roi avait décampé de Lakish,

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
Jer / Jr 52.1 Zedekiah was one and twenty years old when he began to reign, and he reigned eleven years in Jerusalem. And his mother' s name was Hamutal the daughter of Jeremiah of Libnah. Iraika amby roa-polo taona Zedekia, fony izy vao nanjaka, ary iraika ambin' ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema; ary ny anaran-dreniny dia Hamotala, zanakavavin' i Jeremia avy any Libna. Iraika amby roapolo taona Sedesiasa, fony izy tonga mpanjaka; ary iraika ambinin' ny folo taona izy, no nanjaka tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Amitala, zanakavavin' i Jeremia, avy ao Lobna. Sédécias avait 21 ans à son avènement et il régna onze ans à Jérusalem. Sa mère s' appelait Hamital, fille de Yirmeyahu, et était de Libna.