Chapitres et versets citant Jefone

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 13.6 Of the tribe of Judah, Caleb the son of Jephunneh. avy tamin' ny firenen' i Joda dia Kaleba, zanak' i Jefone; Kaleba zanak' i Jefone, avy amin' ny fokon' i Jodà; pour la tribu de Juda, Caleb, fils de Yephunné ;
...............
Nom / Fan 14.6 And Joshua the son of Nun, and Caleb the son of Jephunneh, which were of them that searched the land, rent their clothes: Ary Josoa, zanak' i Nona, sy Kaleba, zanak' i Jefone, izay isan' ny nisafo ny tany, dia nandriatra ny fitafiany; Nandritra ny fitafiany Josoe, zanak' i Nòna, sy Kaleba, zanak' i Jefone, anisan' ireo nisafo ny tany, De ceux qui avaient exploré le pays, Josué, fils de Nûn, et Caleb, fils de Yephunné, déchirèrent leurs vêtements.
...............
Nom / Fan 14.30 Doubtless ye shall not come into the land, concerning which I sware to make you dwell therein, save Caleb the son of Jephunneh, and Joshua the son of Nun. dia tsy ho tonga mihitsy any amin' ny tany izay nananganako tanana hamponenana anareo, afa-tsy Kaleba, zanak' i Jefone, sy Josoa, zanak' i Nona. dia tsy hisy hiditra amin' ny tany izay nianianako fa hamponenana anareo, afa-tsy Kaleba, zanak' i Jefone, sy Josoe zanak' i Nòna. Je jure que vous n' entrerez pas dans ce pays où, levant la main, j' avais fait serment de vous établir. Mais c' est Caleb, fils de Yephunné, c' est Josué, fils de Nûn,
...............
Nom / Fan 14.38 But Joshua the son of Nun, and Caleb the son of Jephunneh, which were of the men that went to search the land, lived still. Fa Josoa, zanak' i Nona, sy Kaleba, zanak' i Jefone, kosa, izay isan' ny lehilahy nandeha nisafo ny tany, dia velona ihany. Josoe zanak' i Nòna sy Kaleba zanak' i Jefone ihany no velona tamin' ireo lehilahy nisafo ny tany. Des hommes qui étaient allés reconnaître le pays, seuls Josué, fils de Nûn, et Caleb, fils de Yephunné, restèrent en vie.
...............
Nom / Fan 26.65 For the Lord had said of them, They shall surely die in the wilderness. And there was not left a man of them, save Caleb the son of Jephunneh, and Joshua the son of Nun. Fa Jehovah efa nilaza azy hoe: Ho faty any an-efitra tokoa ireo. Koa dia tsy nisy olona sisa tamin' ireny afa-tsy Kaleba, zanak' i Jefone, sy Josoa, zanak' i Nona, ihany. Fa ireny efa nilazan' ny Tompo hoe: Ho faty any an' efitra; ka tsy nisy sisa intsony tamin' ireny, afa-tsy Kaleba, zanak' i Jefona, sy Josoe zanak' i Nòna. car Yahvé le leur avait dit : ceux-ci mourraient dans le désert et il n' en resterait aucun, à l' exception de Caleb, fils de Yephunné, et de Josué, fils de Nûn.
...............
Nom / Fan 32.12 Save Caleb the son of Jephunneh the Kenezite, and Joshua the son of Nun: for they have wholly followed the Lord. afa-tsy Kaleba, zanak' i Jefone Kenizita, sy Josoa, zanak' i Nona, izay tanteraka tamin' ny fanarahana an' i Jehovah. afa-tsy Kaleba zanak' i Jefone, Kenezeana, sy Josoe, zanak' i Nòna, izay nanaraka tsara an' ny Tompo. sauf Caleb, fils de Yephunné le Qenizzite, et Josué, fils de Nûn : eux certes ont suivi Yahvé sans défaillance ! "
...............
Nom / Fan 34.19 And the names of the men are these: Of the tribe of Judah, Caleb the son of Jephunneh. Ary izao no anaran' ireo lehilahy ireo: ny avy amin' ny firenen' i Joda dia Kaleba, zanak' i Jefone; ka izao no anaran' ireo lahilahy ireo: Kaleba zanak' i Jefone, amin' ny fokon' i Jodà, Voici les noms de ces hommes :Pour la tribu de Juda, Caleb, fils de Yephunné ;

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 1.36 Save Caleb the son of Jephunneh; he shall see it, and to him will I give the land that he hath trodden upon, and to his children, because he hath wholly followed the Lord. afa-tsy Kaleba, zanak' i Jefone; izy no hahita azy, any izy sy ny zanany no homeko ny tany izay nodiaviny, satria efa tanteraka tamin' ny fanarahana an' i Jehovah izy. afa-tsy Kaleba, zanak' i Jefone, izy no hahita azy, ary izy sy ny zanany no hanomezako ny tany izay efa nodiaviny, satria nanaraka tsara an' ny Tompo izy. excepté Caleb, fils de Yephunné : lui le verra et à lui comme à ses fils je donnerai la terre qu' il a foulée, car il a parfaitement obéi à Yahvé. "

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 14.6 Then the children of Judah came unto Joshua in Gilgal: and Caleb the son of Jephunneh the Kenezite said unto him, Thou knowest the thing that the Lord said unto Moses the man of God concerning me and thee in Kadeshbarnea. Dia nankany amin' i Josoa tany Gilgala ny taranak' i Joda; ary Kaleba, zanak' i Jefone, Kenizita, nanao taminy hoe: Fantatrao ny teny izay nolazain' i Jehovah tamin' i Mosesy, lehilahin' Andriamanitra, ny amiko sy ianao tany Kadesi-barnea. Nanatona an' i Josoe ny taranak' i Jodà tany Galgalà, ary Kaleba zanak' i Jefone, Kenezeana, nanao taminy hoe: Fantatrao izay nolazain' ny Tompo tamin' i Moizy olon' Andriamanitra ny amiko sy ny aminao tany Kadesa-Barne. Des fils de Juda vinrent trouver Josué à Gilgal, et Caleb, fils de Yephunné, le Qenizzite, lui dit : " Tu sais bien ce que Yahvé a dit à Moïse, l' homme de Dieu, à mon sujet et au tien à Cadès Barné.
...............
Jos 14.13 And Joshua blessed him, and gave unto Caleb the son of Jephunneh Hebron for an inheritance. Dia nitso-drano azy Josoa ka nanome an' i Hebrona ho lovan' i Kaleba, zanak' i Jefone. Dia nitso-drano an' i Kaleba, zanak' i Jefone, Josoe ary nomeny ho lovany Hebrona. Josué bénit Caleb, fils de Yephunné, et lui donna Hébron pour héritage.
Jos 14.14 Hebron therefore became the inheritance of Caleb the son of Jephunneh the Kenezite unto this day, because that he wholly followed the Lord God of Israel. Izany no nahatongavan' i Hebrona ho lovan' i Kaleba, zanak' i Jefone, Kenizita, mandraka androany satria tanteraka tamin' ny fanarahana an' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, izy. Koa Kaleba zanak' i Jefone, Kenezeana, no tompon-dova an' i Hebrona mandrak' androany, satria nanaraka an-tsakany sy an-davany an' ny Tompo Andriamanitr' Israely izy. Aussi Hébron est-il resté jusqu'à ce jour l' héritage de Caleb, fils de Yephunné le Qenizzite, parce qu' il avait suivi sans défaillance Yahvé Dieu d' Israël.
...............
Jos 15.13 And unto Caleb the son of Jephunneh he gave a part among the children of Judah, according to the commandment of the Lord to Joshua, even the city of Arba the father of Anak, which city is Hebron. Ary Kaleba, zanak' i Jefone, dia nomeny anjara teo amin' ny taranak' i Joda, araka ny didin' i Jehovah tamin' i Josoa, dia ny tanànan' i Arba, rain' i Anàka (Hebrona izany). Araka ny didin' ny Tompo tamin' i Josoe, nomena anjara teo afovoan' ny taranak' i Jodà Kalefa zanak' i Jefone, dia ny tanànan' i Arbe, rain' Enaka, dia Hebrona izany. A Caleb, fils de Yephunné, on donna une part au milieu des fils de Juda, selon l' ordre de Yahvé à Josué : Qiryat-Arba, la ville du père d' Anaq - c' est Hébron.
...............
Jos 21.12 But the fields of the city, and the villages thereof, gave they to Caleb the son of Jephunneh for his possession. Fa ny saha momba ny tanàna sy ny zana-bohiny dia nomeny ho lovan' i Kaleba, zanak' i Jefone. Fa ny saha momba izany tanàna izany sy ny zanabohiny kosa anefa dia nomeny an' i Kaleba, zanak' i Jefone, ho fananany. Mais la campagne de cette ville avec ses villages, ils les donnèrent en propriété à Caleb, fils de Yephunné.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 4.15 And the sons of Caleb the son of Jephunneh; Iru, Elah, and Naam: and the sons of Elah, even Kenaz. Ary ny zanakalahin' i Kaleba, zanakalahin' i Jefone, dia Iro sy Elaha sy Nama; ary ny zanakalahin' i Elaha dia Kenaza. Zanakalahin' i Kaleba, zanak' i Jefone: Hira, Elà, ary Nahama. Zanakalahin' i Elà: Seneza. Fils de Caleb fils de Yephunné : Ir, Éla et Naam. Fils d'Éla : Qenaz.
...............
1Tt / 1Tan 6.41 The son of Ethni, the son of Zerah, the son of Adaiah, Fa ny saha momba ny tanàna sy ny vohiny kosa nomeny an' i Kaleba, zanak' i Jefone. ny faritanin' ny tanàna kosa anefa mbamin' ny vohiny, dia nomena an' i Kaleba zanak' i Jefone. On donna la campagne et ses villages à Caleb, fils de Yephunné,
...............
1Tt / 1Tan 7.38 And the sons of Jether; Jephunneh, and Pispah, and Ara. Ary ny zanakalahin' i Jatera dia Jefone sy Pispa ary Ara. Zanakalahin' i Jetera: Jefone, Fasfà ary Arà. Fils de Yitrân : Yephunné, Pispa, Ara.

      Eklesiastika L'Ecclésiastique
...............
Si 46.7 Tamin' ny andron' i Moizy no efa naneho sahady ny fitiavany vavaka izy, dia izy sy Kaleba, zanak' i Jefone, tamin' izy nanoha mafy ny fahavalo, nisakana ny vahoaka tsy hanota, ary nampangina ny fimonomononan' ny ratsy fanahy. Car il s' attacha au Tout-Puissant, au temps de Moïse il manifesta sa piété, ainsi que Caleb, fils de Yephunné, en s' opposant à la multitude, en empêchant le peuple de pécher, en faisant taire les murmures mauvais.