Chapitres et versets citant Elkanà

  Exodus Fanafahana na Eksodosy Fanafahana na Eksaody L'Exode
...............
Eks 6.24 And the sons of Korah; Assir, and Elkanah, and Abiasaph: these are the families of the Korhites. Ary ny zanakalahin' i Kora dia Asira sy Elkana ary Abiasafa; ireo no fokom-pirenen' ny Korana. Zanakalahin' i Kore: Asera, Elkanà ary Abiasafa. Ireo no fianakavian' i Korita. Fils de Coré : Assir, Elqana et Abiasaph ; tels sont les clans des Coréites.

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
1Sm / 1Sam 1.1 Now there was a certain man of Ramathaimzophim, of mount Ephraim, and his name was Elkanah, the son of Jeroham, the son of Elihu, the son of Tohu, the son of Zuph, an Ephrathite: Ary nisy lehilahy Efraimita anankiray tany Ramataima-zofima any amin' ny tany havoan' i Efraima, Elkana no anarany zanak' i Jerohama, zanak' i Eliho, zanak' i Toho, zanak' i Zofa. Nisy lehilahy anankiray tany Ramataima-Sofima, any amin' ny tendrombohitr' i Efraima, atao hoe El-kanà, zanak' i Jerohama, zanak' i Eliò, zanak' i Taohò, zanak' i Sofa; Efrateana izy io. Il y avait un homme de Ramatayim, un Çuphite de la montagne d'Éphraïm, qui s' appelait Elqana, fils de Yeroham, fils d'Élihu, fils de Tohu, fils de Çuph, un Éphraïmite.
...............
1Sm / 1Sam 1.4 And when the time was that Elkanah offered, he gave to Peninnah his wife, and to all her sons and her daughters, portions: Ary tamin' ny andro namonoan' i Elkana zavatra hatao fanatitra dia samy nomeny anjara iray avy Penina vadiny sy ny zananilahy ary ny zananivavy rehetra. Tamin' ny andro nanateran' i Elkanà sorona, dia samy nomeny anjara avy Fenenà vadiny, sy ny zanany lahy aman-janany vavy, Un jour Elqana offrit un sacrifice. - Il avait coutume de donner des portions à sa femme Peninna et à tous ses fils et filles,
...............
1Sm / 1Sam 1.7 And as he did so year by year, when she went up to the house of the Lord, so she provoked her; therefore she wept, and did not eat. Ary izany no fanaon' i Elkana isan-taona, raha niakatra ho any an-tranon' i Jehovah Hana, ary izany koa no nanorisoren' ny rafiny azy, koa nitomany izy sady tsy nety nihinan-kanina. Ary toy izany no nataon' i Elkanà isan-taona isaka ny iakaran' i Annà any an-tranon' ny Tompo; fa nampijalin' i Fenenà toy izany ihany koa izy. Ary tamin' izany dia nitomany izy sy tsy nihinan-kanina. C' est ce qui arrivait annuellement, chaque fois qu' ils montaient au temple de Yahvé : elle lui faisait des affronts. - Or donc, Anne pleura et resta sans manger.
1Sm / 1Sam 1.8 Then said Elkanah her husband to her, Hannah, why weepest thou? and why eatest thou not? and why is thy heart grieved? am not I better to thee than ten sons? Fa Elkana vadiny nanao taminy hoe: Ry Hana, nahoana no mitomany ianao? ary nahoana no tsy mety mihinan-kanina ianao? ary nahoana no malahelo fo ianao? Tsy tsara lavitra aminao mihoatra noho ny zanaka folo mirahalahy va aho? Hoy Elkanà vadiny taminy: Ry Annà ô, ahoana no itomanianao sy tsy ihinananao hanina? Ary nahoana no malahelo ny fonao? Tsy mihoatra noho ny zanaka folo lahy va aho, ho anao? Alors son mari Elqana lui dit : " Anne, pourquoi pleures-tu et ne manges-tu pas ? Pourquoi es-tu malheureuse ? Est-ce que je ne vaux pas pour toi mieux que dix fils ? "
...............
1Sm / 1Sam 1.19 And they rose up in the morning early, and worshipped before the Lord, and returned, and came to their house to Ramah: and Elkanah knew Hannah his wife; and the Lord remembered her. Ary nifoha maraina koa izy ireo ka nivavaka teo anatrehan' i Jehovah, dia lasa nody ka tonga tao an-tranony tany Rama; ary Elkana nahalala an' i Hana vadiny, ary Jehovah nahatsiaro azy. Ary nifoha maraina koa izy ireo, ka nony avy niankohoka teo anatrehan' ny Tompo, dia nody izy, ka niverina tany an-tranony any Ramà. Ils se levèrent de bon matin et, après s'être prosternés devant Yahvé, ils s' en retournèrent et arrivèrent chez eux, à Rama. Elqana s' unit à sa femme Anne, et Yahvé se souvint d' elle.
1Sm / 1Sam 1.20 Wherefore it came to pass, when the time was come about after Hannah had conceived, that she bare a son, and called his name Samuel, saying, Because I have asked him of the Lord. Ary tamin' ny fahatanterahan' ny andro dia nanan' anaka Hana ka nitera-dahy, ary ny anarany nataony hoe Samoela, fa hoy izy: Tamin' i Jehovah no nangatahako azy. Ary Elkanà nahalala an' i Annà vadiny, ary Iaveh nahatsiaro azy. Ary nony nitsingerina ny andro, dia efa nanana anaka Annà ka dia tera-dahy izy, ary nataony hoe Samoela ny anarany, fa nangatahiko tamin' ny Tompo, hoy izy. Anne conçut et, au temps révolu, elle mit au monde un fils qu' elle nomma Samuel " car, dit-elle, je l' ai demandé à Yahvé ".
1Sm / 1Sam 1.21 And the man Elkanah, and all his house, went up to offer unto the Lord the yearly sacrifice, and his vow. Ary ralehilahy Elkana sy ny ankohonany rehetra niakatra hamono zavatra mba hanaterany ny fanatitra fanao isan-taona ho an' i Jehovah sy ny fanalam-boadiny. Dia niakatra Elkanà vadiny sy ny ankohonany rehetra hanatitra amin' ny Tompo ny sorona fanao isan-taona, sy hanefa ny voadiny. Le mari Elqana monta, avec toute sa famille, pour offrir à Yahvé le sacrifice annuel et accomplir son voeu.
...............
1Sm / 1Sam 1.23 And Elkanah her husband said unto her, Do what seemeth thee good; tarry until thou have weaned him; only the Lord establish his word. So the woman abode, and gave her son suck until she weaned him. Ary hoy Elkana vadiny taminy: Ataovy ary izay tianao; mitoera ihany mandra-panotinao azy; ary hefain' i Jehovah anie ny teniny. Dia nitoetra ravehivavy ka nampinono ny zanany mandra-panotiny azy. Ary hoy Elkanà vadiny taminy: Ataovy izay heverinao ho mety; mijanòna aty aloha, mandra-panotinao azy, ary ho efain' ny Tompo anie ny teniny. Dia nijanona ravehivavy, ka nampinono ny zanany mandra-panotiny azy. Elqana, son mari, lui répondit : " Fais comme il te plaît et attends de l' avoir sevré. Que seulement Yahvé réalise sa parole! " La femme resta donc et allaita l' enfant jusqu'à son sevrage.
...............
1Sm / 1Sam 2.11 And Elkanah went to Ramah to his house. And the child did minister unto the Lord before Eli the priest. Ary Elkana nankany an-tranony tany Rama; fa ny zaza kosa nanao fanompoam-pivavahana tamin' i Jehovah teo anatrehan' i Ely mpisorona. Dia nandeha Elkanà nody tany an-tranony any Ramà; ary ny zaza nijanona nanompo an' ny Tompo teo anatrehan' i Helì, mpisorona. Elqana partit pour Rama dans sa maison mais l' enfant restait à servir Yahvé, en présence du prêtre Éli.
...............
1Sm / 1Sam 2.20 And Eli blessed Elkanah and his wife, and said, The Lord give thee seed of this woman for the loan which is lent to the Lord. And they went unto their own home. Ary Ely nitso-drano an' i Elkana mivady ka nanao hoe: Homen' i Jehovah zaza amin' ity vehivavy ity anie ianao ho solon' ilay voatolotra ho an' i Jehovah. Dia lasa nody izy mivady. Ary Helì nito-drano an' i Elkanà mivady ka nanao hoe: Homen' ny Tompo taranaka amin' ity vehivavy ity anie hianao noho ny fanomezana nataony ho an' ny Tompo. Dia lasa nody izy ireo. Éli bénissait Elqana et sa femme et disait : " Que Yahvé te rende une progéniture de cette femme, en échange du prêt qu' elle a cédé à Yahvé ", et ils s' en allaient chez eux.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 6.8 And Ahitub begat Zadok, and Zadok begat Ahimaaz, Elkana no zanakalahin' i Asira, Ebiasafa no zanakalahin' i Elkana, Asira no zanakalahin' i Ebiasafa, Elkana zanany, Abiasafa zanany, Asira zanany, Elqana son fils, Ébyasaph son fils, Assir son fils,
...............
1Tt / 1Tan 6.10 And Johanan begat Azariah, (he it is that executed the priest' s office in the temple that Solomon built in Jerusalem:) Ary ny zakalahin' i Elkana dia Amasay sy Ahimota. Zanakalahin' i Elkanà: Amasia sy Akimota; Fils d' Elqana : Amasaï et Ahimot.
1Tt / 1Tan 6.11 And Azariah begat Amariah, and Amariah begat Ahitub, Ny amin' i Elkana, ny zananilahy dia Zofay, ary Nahata no zanakalahin' i Zofay, Elkanà zanany, Sofaia zanany, Nahata zanany, Elqana son fils, Çophaï son fils, Nahat son fils,
1Tt / 1Tan 6.12 And Ahitub begat Zadok, and Zadok begat Shallum, Eliaba no zanakalahin' i Nahata, Jerohama no zanakalahin' i Eliaba, Elkana no zanakalahin' i Jerohama. Eliaba zanany, Jerohama zanany, Elkanà zanany. Élyab son fils, Yeroham son fils, Elqana son fils.
...............
1Tt / 1Tan 6.19 The sons of Merari; Mahli, and Mushi. And these are the families of the Levites according to their fathers. zanakalahin' i Elkana, zanakalahin' i Jerohama, zanakalahin' i Eliala, zanakalahin' i Toa. zanak' i Elkanà, zanak' i Jerohama, zanak' i Eliela, zanak' i Taoho, fils d' Elqana, fils de Yeroham, fils d'Éliel, fils de Toah,
1Tt / 1Tan 6.20 Of Gershom; Libni his son, Jahath his son, Zimmah his son, zanakalahin' i Zofa, zanakalahin' i Elkana, zanakalahin' i Mahata, zanakalahin' i Amasay, zanak' i Sofa, zanak' i Elkanà, zanak' i Mahata, fils de Çuph, fils d' Elqana, fils de Mahat, fils de Amasaï,
1Tt / 1Tan 6.21 Joah his son, Iddo his son, Zerah his son, Jeaterai his son. zanakalahin' i Elkana, zanakalahin' i Joela, zanakalahin' i Azaria, zanakalahin' i Zefania, zanak' i Amasaia, zanak' i Elkanà, zanak' i Joela, zanak' i Azariasa, zanak' i Sofoniasa, fils d' Elqana, fils de Yoèl, fils de Azarya, fils de Çephanya,
...............
1Tt / 1Tan 9.16 And Obadiah the son of Shemaiah, the son of Galal, the son of Jeduthun, and Berechiah the son of Asa, the son of Elkanah, that dwelt in the villages of the Netophathites. ary Obadia, zanak' i Semaia, zanak' i Galala, zanak' i Jedotona, ary Berekia, zanak' i Asa, zanak' i Elkana, izay nonina tamin' ny vohitry ny Netotatita. Obdià, zanak' i Semeià, zanak' i Galala, zanak' Iditona; Barakià, zanak' i Asà, zanak' i Elkanà, izay nonina tao an-tanànan' ny Netofatiana. Obadya, fils de Shemaya, fils de Galal, fils de Yedutûn, Bérékya, fils d' Asa, fils d' Elqana, qui demeurait dans les villages des Netophatites.
...............
1Tt / 1Tan 12.6 Elkanah, and Jesiah, and Azareel, and Joezer, and Jashobeam, the Korhites, sy Elkana sy Jisia sy Azarela sy Joezera ary Jasobeama Koraita Safatià avy any Harofa; Elkanà, Jesià, Azareela, Joesera ary Jesbaama zanak' i Kore; Éléuzaï, Yerimot, Béalya, Shemaryahu, Shephatyahu de Hariph,
...............
1Tt / 1Tan 15.23 And Berechiah and Elkanah were doorkeepers for the ark. Barakiasa sy Elkanà, no mpiandry varavarana teo akaikin' ny fiara. Bérékya et Elqana faisaient fonction de portiers près de l' arche.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 28.7 And Zichri, a mighty man of Ephraim, slew Maaseiah the king' s son, and Azrikam the governor of the house, and Elkanah that was next to the king. Ary Zikry, lehilahy mahery tamin' ny Efraima, namono an' i Mahaseia, zanaky ny mpanjaka, sy Azrikama, mpanapaka ny trano, ary Elkana, izay nanarakaraka ny mpanjaka. Novonoin' i Zekrì mpiadin' i Efraima, Maasiasa zanaky ny mpanjaka, sy Ezrikà lehiben' ny tao an-tranon' ny mpanjaka, ary Elkanà, faharoa manarakaraka ny mpanjaka. Zikri, héros éphraïmite, tua Maaséyahu, fils du roi, Azriqam, chef du palais, et Elqana le lieutenant du roi.