Chapitres et versets citant Arabia

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 10.15 Beside that he had of the merchantmen, and of the traffick of the spice merchants, and of all the kings of Arabia, and of the governors of the country. afa-tsy izay azony tamin' ny mpandranto.sy ny tamin' ny varotry ny mpivarotra ary tamin' ny mpanjakan' ny firenena samy hafa rehetra sy tamin' ny mpanapaka ny tany. afa-tsy ny azony amin' ny mpandranto sy amin' ny varotry ny mpivarotra ambongadiny sy amin' ny mpanjakan' i Arabia rehetra sy ny mpanapaka ny tany. sans compter ce qui venait des redevances des marchands, du gain des commerçants et de tous les rois des Arabes et des gouverneurs du pays.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 9.14 Beside that which chapmen and merchants brought. And all the kings of Arabia and governors of the country brought gold and silver to Solomon. afa-tsy izay nentin' ny mpivarotra sy ny mpandranto. Ary ny mpanjakan' i Arabia rehetra sy ny mpanapaka ny tany dia samy nitondra volamena sy volafotsy ho an' i Solomona. afa-tsy izay nentin' ny mpivarotra amam-pandranto taminy; ny mpanjakan' i Arabia rehetra sy ny governoran' ny tany nitondra volamena amam-bolafotsy ho an' i Salomona. sans compter ce qui venait des redevances des marchands et des courtiers importateurs; tous les rois d' Arabie, tous les gouverneurs du pays apportaient également de l' or et de l' argent à Salomon.

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 11.16 Nandisotra tany Arabia Aleksandra, hitady fialofana any, ka nandresy kosa Ptolemea mpanjaka. Alexandre s' enfuit en Arabie pour y trouver un refuge, et le roi Ptolémée triompha.

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 21.13 The burden upon Arabia. In the forest in Arabia shall ye lodge, O ye travelling companies of Dedanim. Faminaniana ny amin' ny loza hanjo an' i Arabia. Any an' ala any Arabia no andrianareo, ry andian' ny Dedanita. Faminaniana any Arabia. Any an-tanilemaka foana any Arabia, hianareo no handry, ry andian' i Dedana. Oracle dans la steppe. Dans les taillis, dans la steppe, vous passez la nuit, caravanes de Dédanites.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 25.24 And all the kings of Arabia, and all the kings of the mingled people that dwell in the desert, ary ny mpanjaka rehetra any Arabia sy ny mpanjaka rehetra amin' ny firenena maro samy hafa izay monina any an-efitra; ny mpanjaka rehetra any Arabia, ny mpanjaka rehetra amin' ireo firenena mifangaro monina any an' efitra; tous les rois de l' Arabie et tous les rois du ramassis des étrangers qui habitent le désert.

  Book of Ezekiel Ezekiela Ezekiela Livre d'Ezéchiel
...............
Eze / Ez 27.21 Arabia, and all the princes of Kedar, they occupied with thee in lambs, and rams, and goats: in these were they thy merchants. Arabia sy ireo andriandahin' i Kedara rehetra no nandranto tany aminao, ka zanak' ondry sy ondrilahy ary osilahy no nentiny natao varotra tao aminao. Arabia sy ny andriana rehetra tany Sedara nifampivarotra taminao; ondry sy ondralahy aman' osilahy no nifampivarotany taminao. L' Arabie et tous les princes de Qédar eux-mêmes étaient tes clients; ils payaient en agneaux, béliers et boucs.

  Letter to the Galatians Galatianina Galata Épître de Saint Paul aux Galates
...............
Gal / Ga 1.17 Neither went I up to Jerusalem to them which were apostles before me; but I went into Arabia, and returned again unto Damascus. ary tsy niakatra tany Jerosalema ho any amin' izay Apostoly talohako aho, fa lasa nankany Arabia, dia niverina ho any Damaskosy indray. na niakatra tany Jerosalema ho any amin' ny Apostoly talohako akory, fa lasa nankany Arabia, dia niverina ho any Damasa indray. sans monter à Jérusalem trouver les apôtres mes prédécesseurs, je m' en allai en Arabie, puis je revins encore à Damas.
...............
Gal / Ga 4.25 For this Agar is mount Sinai in Arabia, and answereth to Jerusalem which now is, and is in bondage with her children. Ary ny hoe Hagara dia ny tendrombohitra Sinay any Arabia ka mifamaly amin' i Jerosalema ankehitriny; fa andevo izy mbamin' ny zanany. (satria Agara no fiantso ny tendrobohitr' i Sinai any Arabia), ary Agara dia ohatra amin' i Jerosalema ankehitriny, fa samy andevo izy sy ny taranany. car le Sinaï est en Arabie et elle correspond à la Jérusalem actuelle, qui de fait est esclave avec ses enfants.