Chapitres et versets citant Era

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 38.3 And she conceived, and bare a son; and he called his name Er. Dia nanan' anaka ravehivavy ka niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Era. Nanana anaka ravehivavy dia tera-dahy, ary nataony hoe Hera no anarany. Celle-ci conçut et enfanta un fils, qu' elle appela Er.
...............
Gen / Jen 38.6 And Judah took a wife for Er his firstborn, whose name was Tamar. Ary Joda naka vady ho an' i Era lahimatoany, Tamara no anarany. Ary Jodà naka vady ho an' i Hera, lahimatoany; Tamara no anarany. Juda prit une femme pour son premier-né Er; Elle se nommait Tamar.
Gen / Jen 38.7 And Er, Judah' s firstborn, was wicked in the sight of the Lord; and the Lord slew him. Fa ratsy fanahy teo imason' 1 Jehovah Era, lahimatoan' i Joda; dia novonoin' i Jehovah izy. Ratsy fanahy teo imason' ny Tompo anefa Hera, lahimatoan' i Jodà, ka novonoin' ny Tompo. Mais Er, premier-né de Juda, déplut à Yahvé, qui le fit mourir.
...............
Gen / Jen 46.12 And the sons of Judah; Er, and Onan, and Shelah, and Pharez, and Zarah: but Er and Onan died in the land of Canaan. And the sons of Pharez were Hezron and Hamul. Ary ny zanakalahin' i Joda dia Era sy Onana sy Sela sy Fareza ary Zera; ary Era sy Onana anefa dia maty tany amin' ny tany Kanana ihany. Ary ny zanakalahin' i Fareza dia Hezrona sy Hamola. Zanak' i Jodà: Hera, Onàna, Selà, Faresa ary Zarà; fa Hera sy Onàna maty teny Kanaana. Ny zanak' i Faresa dia Hesrona sy Hamola. Les fils de Juda : Er, Onân, Shéla, Péreç et Zérah mais Er et Onân étaient morts au pays de Canaan, et les fils de Péreç, Heçrôn et Hamul.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 26.16 Of Ozni, the family of the Oznites: of Eri, the family of the Erites: avy tamin' i Ozny ny fokon' ny Oznita; avy tamin' i Erý ny fokon' ny Erita; ny fokon' ny Oznita avy tamin' i Oznì; ny fokon' ny Herita, avy tamin' i Hera; pour Ozni, le clan Oznite ; pour Éri, le clan Érite ;
...............
Nom / Fan 26.19 The sons of Judah were Er and Onan: and Er and Onan died in the land of Canaan. Ny zanak' i Joda dia Era sy Onana; kanefa Era sy Onana dia maty tany amin' ny tany Kanana ihany. Zanak' i Jodà: Era sy Onàna, fa maty tany Kanaana Era sy Onàna. Les fils de Juda : Er et Onân. Er et Onân moururent au pays de Canaan.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.3 The sons of Judah; Er, and Onan, and Shelah: which three were born unto him of the daughter of Shua the Canaanitess. And Er, the firstborn of Judah, was evil in the sight of the Lord; and he slew him. Ny zanakalahin' i Joda dia Era sy Onana ary Sela; ireo telo ireo no naterak' i Batsoa Kananita taminy. Ary ratsy fanahy teo imason' i Jehovah Era, lahimatoan' i Joda, dia nahafaty azy Jehovah. Zanak' i Jodà: Hera, Onàna, sy Selà: izy telo lahy ireo no naterak' ilay zanakavavin' i Soe, ilay vehivavy Kananeana, taminy. Hera lahimatoan' i Jodà dia ratsy fanahy teo imason' ny Tompo, ka nasiany ho faty. Fils de Juda : Er, Onân et Shéla. Tous trois lui naquirent de Bat-Shua, la Cananéenne. Er, premier-né de Juda, déplut à Yahvé; il le fit mourir.
...............
1Tt / 1Tan 4.21 The sons of Shelah the son of Judah were, Er the father of Lecah, and Laadah the father of Mareshah, and the families of the house of them that wrought fine linen, of the house of Ashbea, Ary ny zanakalahin' i Sela, zanak' i Joda, dia Era, rain' i Leka, sy Lada, rain' i Maresa, sy ny fokon' ny mpanao rongony fotsy madinika amin' ny ankohonan' i Asbea; Zanakalahin' i Selà, zanak' i Jodà: Hera rain' i Lekà; Laadà rain' i Maresà, sy ny fianakaviana amin' ny fokon' ny mpanao biso sy amin' ny fokon' i Askebea, Fils de Shéla, fils de Juda : Er père de Léka, Lada père de Maresha et les clans des producteurs de byssus à Bet-Ashbéa.

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 3.28 Which was the son of Melchi, which was the son of Addi, which was the son of Cosam, which was the son of Elmodam, which was the son of Er, zanak' i Melky, zanak' i Ady, zanak' i Kosama, zanak' i Elmadama, zanak' i Era, zanak' i Melkì, zanak' i Adì, zanak' i Kosama, zanak' i Elimadama, zanak' i Hera, fils de Melchi, fils d' Addi, fils de Kosam, fils d' Elmadam, fils d' Er,