Chapitres et versets citant Sankeriba

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 18.13 Now in the fourteenth year of king Hezekiah did Sennacherib king of Assyria come up against all the fenced cities of Judah, and took them. Ary tamin' ny taona fahefatra ambin' ny folo nanjakan' i Hezekia mpanjaka dia niakatra Sankeriba, mpanjakan' i Asyria, hamely ny tanàna mimànda rehetra any Joda ka nahafaka azy. Tamin' ny taona fahefatra ambin' ny folo nanjakan' i Ezekiasa, dia niakatra hamely ny tanàna mimanda rehetra any Jodà, Senakeriba mpanjakan' i Asiria, ka nahafaka an' ireny. En la quatorzième année du roi Ezéchias, Sennachérib, roi d' Assyrie, monta contre toutes les villes fortes de Juda et s' en empara.
...............
2Mp 19.9 And when he heard say of Tirhakah king of Ethiopia, Behold, he is come out to fight against thee: he sent messengers again unto Hezekiah, saying, Ary nony ren' i Sankeriba ny amin' i Tiraka, mpanjakan' i Etiopia, nanao hoe: Indro, avy hiady aminao izy, dia naniraka olona indray ho any amin' i Hezekia izy nanao hoe: Nisy vaovao ren' ny mpanjakan' i Asiria ny amin' i Taraka, mpanjakan' i Etiopia, dia nolazaina taminy fa hoe: Indro niainga hiady aminao izy. Ary nandefa iraka ho any amin' i Ezekiasa indray izy nanao hoe: car il avait reçu cette nouvelle au sujet de Tirhaqa, roi de Kush : "Voici qu' il est parti en guerre contre toi." De nouveau, Sennachérib envoya des messagers à Ezéchias pour lui dire
...............
2Mp 19.16 LORD, bow down thine ear, and hear: open, Lord, thine eyes, and see: and hear the words of Sennacherib, which hath sent him to reproach the living God. Atongilano ny sofinao, Jehovah ô, ka mihainoa; ahirato ny masonao, Jehovah ô, ka mijere, ary mandrenesa ny tenin' i Sankeriba, izay nampitondrainy hihaika an' Andriamanitra velona. Ry Iaveh ô, atongilano ny sofinao ka mihainoa; ry Iaveh ô, ahirato ny masonao, ka mijere. Henoy ny tenin' i Senakeriba izay naniraka haniratsira an' Andriamanitra velona. Prête l' oreille, Yahvé, et entends, ouvre les yeux, Yahvé, et vois! Entends les paroles de Sennachérib, qui a envoyé dire des insultes au Dieu vivant.
...............
2Mp 19.19 Now therefore, O Lord our God, I beseech thee, save thou us out of his hand, that all the kingdoms of the earth may know that thou art the Lord God, even thou only. Koa ankehitriny, Jehovah Andriamanitray ô, mitaraina aminao aho, vonjeo izahay amin' ny tànany, mba hahafantaran' ny fanjakana rehetra ambonin' ny tany fa Hianao dia Hianao irery ihany, Jehovah ô, no Andriamanitra. Koa ankehitriny, Iaveh Andriamanitray ô, vonjeo amin' ny tanan' i Senakeriba izahay, mba hahafantaran' ny fanjakana rehetra ambonin' ny tany fa hianao irery, ry Iaveh ô, no Andriamanitra. Mais maintenant, Yahvé, notre Dieu, sauve-nous de sa main, je t' en supplie, et que tous les royaumes de la terre sachent que toi seul es Dieu, Yahvé!"
2Mp 19.20 Then Isaiah the son of Amoz sent to Hezekiah, saying, Thus saith the Lord God of Israel, That which thou hast prayed to me against Sennacherib king of Assyria I have heard. Ary Isaia, zanak' i Amoza, dia naniraka hankany amin' i Hezekia, nanao hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Ilay fitarainana nataonao tamiko ny amin' i Sankeriba, mpanjakan' i Asyria, dia efa nohenoiko. Dia naniraka tany amin' i Ezekiasa Izaia zanak' i Amosa hilaza hoe: Izao no lazain' ny Tompo Andriamanitr' Israely: Nohenoiko ny vavaka nataonao tamiko, ny amin' i Senakeriba mpanjakan' i Asiria. Alors Isaïe, fils d' Amoç, envoya dire à Ezéchias : "Ainsi parle Yahvé, Dieu d' Israël. J' ai entendu la prière que tu m' as adressée au sujet de Sennachérib, roi d' Assyrie.
2Mp 19.21 This is the word that the Lord hath spoken concerning him; The virgin the daughter of Zion hath despised thee, and laughed thee to scorn; the daughter of Jerusalem hath shaken her head at thee. Koa izao no teny nolazain' i Jehovah ny amin' i Sankeriba: Manao tsinontsinona sy mandatsalatsa anao Ziona, zanakavavy virijina: Mihifikifi-doha mahita anao mandositra Jerosalema zanakavavy. Ka izao no teny notononin' ny Tompo namelezany azy: Mamingavinga anao, mandatsalatsa anao ny virijiny zanakavavin' i Siona: mihifikifi-doha eo ivohonao ny zanakavavin' i Jerosalema. Voici l' oracle que Yahvé a prononcé contre lui Elle te méprise, elle te raille, la vierge, fille de Sion. Elle hoche la tête après toi, la fille de Jérusalem.
...............
2Mp 19.36 So Sennacherib king of Assyria departed, and went and returned, and dwelt at Nineveh. Dia niainga Sankeriba, mpanjakan' i Asyria, ka lasa nody ary nitoetra tany Ninive. Dia noravan' i Senakeriba mpanjakan' i Asiria ny toby, ka lasa izy niverina dia nitoetra tany Niniva. Sennachérib roi d' Assyrie leva le camp et partit. Il s' en retourna et resta à Ninive.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
2Tt / 2Tan 32.1 After these things, and the establishment thereof, Sennacherib king of Assyria came, and entered into Judah, and encamped against the fenced cities, and thought to win them for himself. Ary rehefa afaka izany raharaha marina izany, dia avy Sankeriba, mpanjakan' i Asyria, niditra tany Joda ary nanao fahirano ny tanàna mimanda ka nikasa hanafaka azy. Taorian' ireo zavatra aman' asa marina ireo, no niainga Senakeriba mpanjakan' i Asiria, ka niditra tany Jodà, dia nanorina toby hamely ny tanàna mimanda, ary nikendry ny hahafaka azy. Après ces actes de loyauté eut lieu l' invasion de Sennachérib, roi d' Assyrie. Il envahit Juda, campa devant les villes fortes et ordonna de lui en forcer les murs.
2Tt / 2Tan 32.2 And when Hezekiah saw that Sennacherib was come, and that he was purposed to fight against Jerusalem, Ary nony hitan' i Hezekia fa tonga Sankeriba ka nikasa hamely an' i Jerosalema, Nony hitan' i Ezekiasa fa tonga Senakeriba sady nitodika an' i Jerosalema hamely azy, Ézéchias, observant que Sennachérib, en arrivant, se proposait d' attaquer Jérusalem,
...............
2Tt / 2Tan 32.9 After this did Sennacherib king of Assyria send his servants to Jerusalem, (but he himself laid siege against Lachish, and all his power with him,) unto Hezekiah king of Judah, and unto all Judah that were at Jerusalem, saying, Rehefa afaka izany, dia nirahin' i Sankeriba, mpanjakan' i Asyria, ny mpanompony hankany Jerosalema (fa izy sy ny miaramilany rehetra kosa nanao fahirano an' i Lakisy tamin' izay) ho any amin' i Hezekia, mpanjakan' ny Joda, sy ho any amin' ny Joda rehetra izay tany Jerosalema ka nanao hoe: Rahefa izany, naniraka ny mpanompony ho any Jerosalema Senakeriba mpanjakan' i Asiria, - fa izy mbamin' ny miaramilany rehetra izany dia mbola teo anoloan' i Lakisa -, ho any amin' i Ezekiasa, mpanjakan' i Jodà, mbamin' ireo avy amin' i Jodà rehetra tao Jerosalema hilaza aminy hoe: Après cela Sennachérib, roi d' Assyrie, tandis qu' il se trouvait lui-même devant Lakish avec toutes ses forces, envoya ses serviteurs à Jérusalem, à Ézéchias, roi de Juda, et à tous les Judéens qui se trouvaient à Jérusalem. Ils dirent :
2Tt / 2Tan 32.10 Thus saith Sennacherib king of Assyria, Whereon do ye trust, that ye abide in the siege in Jerusalem? Izao nolazain' i Sankeriba, mpanjakan' i Asyria: Inona izato itokianareo, no dia miaritra fahoriana ato Jerosalema ianareo ? Izao no lazain' i Senakeriba mpanjakan' i Asiria: Inona izato itokianareo, no dia mihiboka atao fahirano ato Jerosalema ka tra-pahoriana hianareo? " Ainsi parle Sennachérib, roi d' Assyrie : Sur quoi repose votre confiance pour demeurer ainsi dans Jérusalem assiégée ?
...............
2Tt / 2Tan 32.16 And his servants spake yet more against the Lord God, and against his servant Hezekiah. Ary ny mpanompon' i Sankeriba mbola niteny ratsy an' i Jehovah Andriamanitra sy Hezekia mpanompony, Ny mpanompon' i Senakeriba mbola nanao teny faniratsirana an' ny Tompo Andriamanitra sy an' i Ezekiasa mpanompony. Ses serviteurs parlaient encore contre Yahvé Dieu et son serviteur Ézéchias,
...............
2Tt / 2Tan 32.21 And the Lord sent an angel, which cut off all the mighty men of valour, and the leaders and captains in the camp of the king of Assyria. So he returned with shame of face to his own land. And when he was come into the house of his god, they that came forth of his own bowels slew him there with the sword. Ary Jehovah naniraka anjely izay nandringana ny lehilahy mahery rehetra sy ny mpanapaka ary ny komandy teo an-tobin' ny mpanjakan' i Asyria, ka dia lasa nody amin-kenatra Sankeriba. Ary nony niditra tao an-tranon' ny andriamaniny izy, dia namono azy tao tamin' ny sabatra ny zanany naterany. Dia naniraka anjely anankiray Iaveh ary naringan' io avokoa ny lehilahy mahery sy ny filohany mbamin' ny lehibe teo an-tobin' ny mpanjakan' i Asiria, ka lasa nody any amin' ny taniny, safo-kenatra, ity mpanjaka. Nony tafiditra tao an-tranon' ny andriamaniny izy, dia ny sasany tamin' izay naloaky ny kibony no namono azy tamin' ny sabatra. Yahvé envoya un ange qui extermina tous les vaillants preux, les capitaines et les officiers, dans le camp du roi d' Assyrie; celui-ci s' en retourna, le visage couvert de honte, dans son pays; puis il entra dans le temple de son dieu où quelques-uns de ses enfants le frappèrent de l'épée.
2Tt / 2Tan 32.22 Thus the Lord saved Hezekiah and the inhabitants of Jerusalem from the hand of Sennacherib the king of Assyria, and from the hand of all other, and guided them on every side. Toy izany no namonjen' i Jehovah an' i Hezekia sy ny mponina tany Jerosalema tamin' ny tànan' i Sankeriba, mpanjakan' i Asyria, sy tamin' ny tanan' ny fahavalony rehetra; eny, niaro azy tamin' ny manodidina rehetra Izy. Ary namonjy an' i Ezekiasa sy ny mponina tao Jerosalema, tamin' ny tanan' i Senakeriba mpanjakan' i Asiria, sy tamin' ny tanan' ny fahavalony rehetra, Iaveh, nitari-dàlana azy ireo, na ho aiza na ho aiza. Ainsi Yahvé sauva Ézéchias et les habitants de Jérusalem de la main de Sennachérib, roi d' Assyrie, et de la main de tous les autres. Il leur donna la tranquillité sur toutes leurs frontières.

      Tobia Livre de Tobie
...............
Tb 1.18 Taty aoriana ela, nony efa maty Salmanazara mpanjaka, dia Senakeriba zanany no nanjaka nandimby azy. Nankahala fatratra ny zanak' Israely io mpanjaka io, J' enterrai de même ceux que tua Sennachérib. Quand il revint en fuyard de Judée, après le châtiment du Roi du Ciel sur le blasphémateur, Sennachérib, dans sa colère, tua un grand nombre d' Israélites. Alors, je dérobais leurs corps pour les ensevelir; Sennachérib les cherchait et ne les trouvait plus.
...............
Tb 1.21 Fa tamin' ilay Senakeriba mpanjaka nandositra avy tany Jodea, nony efa voan' ny faharesena namelezan' Andriamanitra azy, noho ny teny fanevatevana nataony, dia nisafoaky ny hatezerana izy, ka maro be tamin' ny zanak' Israely no nasainy novonoina ho faty; ary Tobia no nandevina ny fatin' ireo. Moins de 40 jours après, le roi fut assassiné par ses deux fils, qui s' enfuirent dans les monts Ararat. Asarhaddon, son fils, lui succéda. Ahikar, fils de mon frère Anaèl, fut chargé des comptes du royaume, et il avait la direction générale des affaires.

      Makabeo II 2ème Livre des Maccabées
...............
2M 8.19 Dia novisavisainy teo anatrehan' izy ireo ny ohatry ny fiarovan' Andriamanitra fahataloha; ny naharingana ny miaramila valo alina sy iray hetsy tamin' ny andron' ny Senakeriba; Il leur énuméra les cas de protection dont leurs aïeux furent favorisés, celui qui eut lieu sous Sennachérib, comment avaient péri 180.000 hommes;
...............
2M 15.22 Izao no vavaka nataony: Ry Tompo lehibe indrindra, hianao tamin' ny andron' i Ezekiasa mpanjakan' i Jodà, no naniraka ny anjelinao sy nandringana miaramila dimy arivo amby valo alina sy iray hetsy, tamin' ny tobin' i Senakeriba; Il prononça en ces termes l' invocation suivante : "O toi, Maître, tu as envoyé ton ange sous Ezéchias, roi de la Judée, et il a exterminé 185.000 hommes de l' armée de Sennachérib;

      Eklesiastika L'Ecclésiastique
...............
Si 48.18 Tamin' ny androny niakatra Senakeriba, ary naniraka an-dRabsakesa; dia niainga io, ka nanainga tanana hamely an' i Siona, ary nihambohambo noho ny fireharehany. De son temps Sennachérib se mit en campagne et envoya Rabsakès, il leva la main contre Sion, dans l' insolence de son orgueil.

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
Isa / Iz 36.1 Now it came to pass in the fourteenth year of king Hezekiah, that Sennacherib king of Assyria came up against all the defenced cities of Judah, and took them. Ary tamin' ny taona fahefatra ambin' ny folo nanjakan' i Hezekia mpanjaka dia niakatra Sankeriba, mpanjakan' i Asyria, hamely ny tanàna mimanda rehetra any Joda ka nahafaka azy. Tamin' ny taona fahefatra ambin' ny folo, nanjakan' i Ezekiasa, niakatra Senakeriba, mpanjakan' i Asiria, hamely ny tanàna mimanda rehetra any Jodà, ka nahafaka ireny. Il arriva qu' en la quatorzième année du roi Ézéchias, Sennachérib, roi d' Assyrie, monta contre toutes les villes fortes de Juda et s' en empara.
...............
Isa / Iz 37.9 And he heard say concerning Tirhakah king of Ethiopia, He is come forth to make war with thee. And when he heard it, he sent messengers to Hezekiah, saying, Ary ren' i Sankeriba ny amin' i Tiraka, mpanjakan' i Etiopia, nanao hoe: Avy hiady aminao izy; ary nony nandre izany izy, dia naniraka olona ho any amin' i Hezekia nanao hoe: Ary nandre vaovao ny mpanjakan' i Asiria ny amin' i Tharakà, mpanjakan' i Etiopia, fa hoy ny olna taminy: Efa niainga izy io hanafika anao. Nony vao nandre izany izy, dia nandefa iraka ho any amin' i Ezekiasa, nanao hoe: car il avait reçu cette nouvelle au sujet de Tirhaqa, roi de Kush : " Il est parti en guerre contre toi. " De nouveau Sennachérib envoya des messagers à Ézéchias pour lui dire :
...............
Isa / Iz 37.17 Incline thine ear, O Lord, and hear; open thine eyes, O Lord, and see: and hear all the words of Sennacherib, which hath sent to reproach the living God. Atongilano ny sofinao, Jehovah ô, ka mihainoa; ahirato ny masonao, Jehovah ô, ka mijere; ary mihainoa ny teny rehetra izay nampitondrain' i Sankeriba hihaika an' Andriamanitra velona. Atongilano ny sofinao, Iaveh, ka mihainoa! Ahirato ny masonao, Iaveh, ka mijere? Henoy avokoa ny tenin' i Senakeriba izay nalefany, hanevatevana an' ilay Andriamanitra velona. Prête l' oreille, Yahvé, et entends, ouvre les yeux, Yahvé, et vois. Entends les paroles de Sennachérib qui a envoyé dire des insultes au Dieu vivant.
Isa / Iz 37.18 Of a truth, Lord, the kings of Assyria have laid waste all the nations, and their countries, Jehovah ô, marina ihany tokoa fa ireo mpanjakan' i Asyria dia efa nandrava ny firenena rehetra sy ny taniny Marina tokoa, ry Iaveh ô, fa Senakeriba dia nandrava ny firenena rehetra mbamin' ny taniny, Il est vrai, Yahvé, les rois d' Assyrie ont exterminé toutes les nations et leurs pays .
...............
Isa / Iz 37.20 Now therefore, O Lord our God, save us from his hand, that all the kingdoms of the earth may know that thou art the Lord, even thou only. Koa ankehitriny, Jehovah Andriamanitray ô, vonjeo amin' ny tànany izahay, mba hahafantaran' ny fanjakana rehetra ambonin' ny tany fa Hianao ry ihany no Jehovah. Ankehitriny, Iaveh Andriamanitray ô, vonjeo amin' ny tanan' i Senakeriba izahay; ary aoka ho fantatry ny fanjakana rehetra ambonin' ny tany, fa hianao irery no Iaveh. Mais maintenant, Yahvé notre Dieu, sauve-nous de sa main, je t' en supplie, et que tous les royaumes de la terre sachent que toi seul es Dieu, Yahvé. "
Isa / Iz 37.21 Then Isaiah the son of Amoz sent unto Hezekiah, saying, Thus saith the Lord God of Israel, Whereas thou hast prayed to me against Sennacherib king of Assyria: Ary Isaia, zanak' i Amoza, dia naniraka hankany amin' i Hezekia nanao hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Ny amin' ilay fitarainana nataonao tamiko ny amin' i Sankeriba, mpanjakan' i Asyria, Dia naniraka ho any amin' i Ezekiasa Izaia, zanak' i Amosa, hilaza hoe: Izao no lazain' ny Tompo, Andriamanitr' Israely: Efa reko ny vavaka nataonao tamiko, ny amin' i Senakeriba, mpanjakan' i Asiria; Alors Isaïe fils d' Amoç envoya dire à Ézéchias : " Ainsi parle Yahvé, Dieu d' Israël, à propos de la prière que tu m' as adressée au sujet de Sennachérib, roi d' Assyrie.
Isa / Iz 37.22 This is the word which the Lord hath spoken concerning him; The virgin, the daughter of Zion, hath despised thee, and laughed thee to scorn; the daughter of Jerusalem hath shaken her head at thee. dia izao no teny nolazain' i Jehovah ny amin' i Sankeriba: Manao tsinontsinona sy mandatsalatsa anao Ziona, zanakavavy virijina; Mihifikifi-doha mahita anao mandositra Jerosalema zanakavavy. ka izao no teny nolazain' ny Tompo ny aminy: Maneso anao, mihomehy anao, ilay virjiny zanakavavin' i Siona; manifikifi-doha eo aorianao, ny zanakavavin' i Jerosalema! Voici l' oracle que Yahvé a prononcé contre lui : Elle te méprise, elle te raille, la vierge, fille de Sion; elle hoche la tête après toi, la fille de Jérusalem.
...............
Isa / Iz 37.37 So Sennacherib king of Assyria departed, and went and returned, and dwelt at Nineveh. Dia niainga Sankeriba, mpanjakan' i Asyria, ka lasa nody ary nitoetra tany Ninive. Ary Senakeriba mpanjakan' i Asiria, nony avy nandrava ny tobiny, dia lasa nody, Sennachérib leva le camp et partit. Il s' en retourna et resta à Ninive.