Chapitres et versets citant Hana

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 1.2 And he had two wives; the name of the one was Hannah, and the name of the other Peninnah: and Peninnah had children, but Hannah had no children. Ary namporafy izy, Hana no anaran' ny vadiny anankiray, ary Penina no anaran' ny anankiray; ary Penina nanan-janaka, fa Hana kosa tsy mba nanana. Nampirafy izy ka Annà no anaran' ny vadiny anankiray, ary Fenenà kosa, ny anankiray. Nanan-janaka Fenenà, fa Annà kosa tsy mba nanan-janaka. Il avait deux femmes : l' une s' appelait Anne, l' autre Peninna; mais alors que Peninna avait des enfants, Anne n' en n' avait point.
...............
1Sm / 1Sam 1.5 But unto Hannah he gave a worthy portion; for he loved Hannah: but the Lord had shut up her womb. Fa Hana kosa nomeny anjaran-droa, satria izy no tiany, nefa nataon' i Jehovah momba. ary Annà nomeny anjaran-droa satria tiany Annà, ary nataon' ny Tompo momba. et il n' en donnait qu' une à Anne bien qu' il préférât Anne, mais Yahvé l' avait rendue stérile.
...............
1Sm / 1Sam 1.7 And as he did so year by year, when she went up to the house of the Lord, so she provoked her; therefore she wept, and did not eat. Ary izany no fanaon' i Elkana isan-taona, raha niakatra ho any an-tranon' i Jehovah Hana, ary izany koa no nanorisoren' ny rafiny azy, koa nitomany izy sady tsy nety nihinan-kanina. Ary toy izany no nataon' i Elkanà isan-taona isaka ny iakaran' i Annà any an-tranon' ny Tompo; fa nampijalin' i Fenenà toy izany ihany koa izy. Ary tamin' izany dia nitomany izy sy tsy nihinan-kanina. C' est ce qui arrivait annuellement, chaque fois qu' ils montaient au temple de Yahvé : elle lui faisait des affronts. - Or donc, Anne pleura et resta sans manger.
1Sm / 1Sam 1.8 Then said Elkanah her husband to her, Hannah, why weepest thou? and why eatest thou not? and why is thy heart grieved? am not I better to thee than ten sons? Fa Elkana vadiny nanao taminy hoe: Ry Hana, nahoana no mitomany ianao? ary nahoana no tsy mety mihinan-kanina ianao? ary nahoana no malahelo fo ianao? Tsy tsara lavitra aminao mihoatra noho ny zanaka folo mirahalahy va aho? Hoy Elkanà vadiny taminy: Ry Annà ô, ahoana no itomanianao sy tsy ihinananao hanina? Ary nahoana no malahelo ny fonao? Tsy mihoatra noho ny zanaka folo lahy va aho, ho anao? Alors son mari Elqana lui dit : " Anne, pourquoi pleures-tu et ne manges-tu pas ? Pourquoi es-tu malheureuse ? Est-ce que je ne vaux pas pour toi mieux que dix fils ? "
1Sm / 1Sam 1.9 So Hannah rose up after they had eaten in Shiloh, and after they had drunk. Now Eli the priest sat upon a seat by a post of the temple of the Lord. Ary rehefa nihinana sy nisotro tao Silo izy, dia nitsangana Hana. Ary Ely mpisorona nipetraka tamin' ny sezany teo anilan' ny tolam-baravaran' ny tempolin' i Jehovah. Nony avy nihinana sy nisotro ny olona, tany Silao, dia nitsangana Annà kosa. Helì mpisorona izany, nipetraka teo amin' ny fipetrahana anankiray, teo anoloan' ny anankiray amin' ny tsato-kazon' ny tempolin' ny Tompo. Anne se leva après qu' ils eurent mangé dans la chambre et elle se tint devant Yahvé - le prêtre Éli était assis sur son siège, contre le montant de la porte, au sanctuaire de Yahvé.
1Sm / 1Sam 1.10 And she was in bitterness of soul, and prayed unto the Lord, and wept sore. Ary Hana dia nalahelo fanahy indrindra, ka nivavaka tamin' i Jehovah izy sady nitomany dia nitomany. Fo vontom-pahoriana no nivavahan' i Annà tamin' ny Tompo ary nipotrapotraka ny ranomasony; Dans l' amertume de son âme, elle pria Yahvé et elle pleura beaucoup.
...............
1Sm / 1Sam 1.13 Now Hannah, she spake in her heart; only her lips moved, but her voice was not heard: therefore Eli thought she had been drunken. Fa niteny anakampo Hana, ka ny molony ihany no nihetsiketsika, fa ny feony tsy re akory; ka dia nataon' i Ely fa mamo izy. Fa niteny anakampo Annà, ka ny molony fotsiny no nihetsiketsika, fa ny feony tsy re akory. Noheverin' i Helì fa mamo izy. Anne parlait tout bas : ses lèvres remuaient mais on n' entendait pas sa voix, et Éli pensa qu' elle était ivre.
...............
1Sm / 1Sam 1.15 And Hannah answered and said, No, my lord, I am a woman of a sorrowful spirit: I have drunk neither wine nor strong drink, but have poured out my soul before the Lord. Dia namaly Hana ka nanao hoe: Tsia, tompoko; vehivavy malahelo fanahy aho, fa tsy nisotro divay na toaka tsy akory, fa mamoaka ny ato am-poko eto anatrehan' i Jehovah aho. Fa hoy Annà: Tsia, tompoko, fa vehivavy ory ao am-pò aho, tsy nisotro divay na fisotro mahamamo aho; fa namboraka ny ato am-poko eto anatrehan' ny Tompo. Mais Anne répondit ainsi : " Non, Monseigneur, je ne suis qu' une femme affligée, je n' ai bu ni vin ni boisson fermentée, j'épanche mon âme devant Yahvé.
...............
1Sm / 1Sam 1.19 And they rose up in the morning early, and worshipped before the Lord, and returned, and came to their house to Ramah: and Elkanah knew Hannah his wife; and the Lord remembered her. Ary nifoha maraina koa izy ireo ka nivavaka teo anatrehan' i Jehovah, dia lasa nody ka tonga tao an-tranony tany Rama; ary Elkana nahalala an' i Hana vadiny, ary Jehovah nahatsiaro azy. Ary nifoha maraina koa izy ireo, ka nony avy niankohoka teo anatrehan' ny Tompo, dia nody izy, ka niverina tany an-tranony any Ramà. Ils se levèrent de bon matin et, après s'être prosternés devant Yahvé, ils s' en retournèrent et arrivèrent chez eux, à Rama. Elqana s' unit à sa femme Anne, et Yahvé se souvint d' elle.
1Sm / 1Sam 1.20 Wherefore it came to pass, when the time was come about after Hannah had conceived, that she bare a son, and called his name Samuel, saying, Because I have asked him of the Lord. Ary tamin' ny fahatanterahan' ny andro dia nanan' anaka Hana ka nitera-dahy, ary ny anarany nataony hoe Samoela, fa hoy izy: Tamin' i Jehovah no nangatahako azy. Ary Elkanà nahalala an' i Annà vadiny, ary Iaveh nahatsiaro azy. Ary nony nitsingerina ny andro, dia efa nanana anaka Annà ka dia tera-dahy izy, ary nataony hoe Samoela ny anarany, fa nangatahiko tamin' ny Tompo, hoy izy. Anne conçut et, au temps révolu, elle mit au monde un fils qu' elle nomma Samuel " car, dit-elle, je l' ai demandé à Yahvé ".
...............
1Sm / 1Sam 1.22 But Hannah went not up; for she said unto her husband, I will not go up until the child be weaned, and then I will bring him, that he may appear before the Lord, and there abide for ever. Fa Hana kosa tsy mba niakatra; fa hoy izy tamin' ny vadiny: Aoka aloha mandra-panoty ny zaza, fa amin' izay aho vao hitondra azy hiseho eo anatrehan' i Jehovah, ka hitoetra ao mandrakizay izy. Tsy mba niakatra anefa Annà, fa hoy izy tamin' ny lahy: Rahefa hitsaha-nono ny zaza dia hoentiko hiseho eo anatrehan' ny Tompo sy hitoetra eo mandrakizay. Mais Anne ne monta pas car elle dit à son mari : " Pas avant que l' enfant ne soit sevré! Alors je le conduirai; il sera présenté devant Yahvé et il restera là pour toujours. "
...............
1Sm / 1Sam 1.26 And she said, Oh my lord, as thy soul liveth, my lord, I am the woman that stood by thee here, praying unto the Lord. Ary hoy Hana: Tompoko ô, raha velona koa ny ainao, tompoko, izaho ilay vehivavy nitsangana teto anilanao ka nivavaka tamin' i Jehovah. Ka hoy Annà: Aza mahafady, tompoko. Raha velona koa ny ainao, tompoko, dia izaho ilay vehivavy nitoetra teto akaikinao nivavaka tamin' ny Tompo. Elle dit : " S' il te plaît, Monseigneur! Aussi vrai que tu vis, Monseigneur, je suis la femme qui se tenait près de toi ici, priant Yahvé.
1Sm / 1Sam 2.1 And Hannah prayed, and said, My heart rejoiceth in the Lord, mine horn is exalted in the Lord: my mouth is enlarged over mine enemies; because I rejoice in thy salvation. Ary Hana nivavaka ka nanao hoe: Ny foko ravoravo amin' i Jehovah, Ny tandroko voasandratra amin' i Jehovah; ny vavako misokatra hamaly ny fahavaloko; fa mifaly amin' ny famonjenao aho. Ary nivavaka Anna, ka nanao hoe: Ny foko misomebin-kafaliana amin' ny Tompo, ny tandroko nasandratry ny Tompo, ny vavako misokatra hamely ny fahavaloko; fa mifaly amin' ny famonjenao aho. Alors Anne fit cette prière : " Mon coeur exulte en Yahvé, ma corne s'élève en mon Dieu, ma bouche est large ouverte contre mes ennemis, car je me réjouis en ton secours.
...............
1Sm / 1Sam 2.21 And the Lord visited Hannah, so that she conceived, and bare three sons and two daughters. And the child Samuel grew before the Lord. Ary Jehovah namangy an' i Hana, ka dia nanan' anaka koa izy ary niteraka lahy telo sy vavy roa. Ary Samoela zaza nitombo teo anatrehan' i Jehovah. Novangian' ny Tompo Annà, ka nanana anaka, dia niteraka telo lahy sy roa vavy. Ary Samoela kely nitombo teo anatrehan' ny Tompo. Yahvé visita Anne, elle conçut et elle mit au monde trois fils et deux filles; le jeune Samuel grandissait auprès de Yahvé.