Chapitres et versets citant Meriba

  Exodus Fanafahana na Eksodosy Fanafahana na Eksaody L'Exode
...............
Eks 17.7 And he called the name of the place Massah, and Meribah, because of the chiding of the children of Israel, and because they tempted the Lord, saying, Is the Lord among us, or not? Ary ny anaran' izany tany izany dia nataony hoe Masa sy Meriba, noho ny ady nataon' ny Zanak' Isiraely, sy noho ny nakany fanahy an' i Jehovah hoe: Eto aminay va Jehovah, sa tsia? ary nomeny anarana hoe: Masah sy Meribah io fitoerana io, fa nila kisa ny zanak' Israely, sy naka fanahy an' ny Tompo nanao hoe: Eto afovoantsika ve Iaveh sa tsia? Il donna à ce lieu le nom de Massa et Meriba, parce que les Israélites cherchèrent querelle et parce qu' ils mirent Yahvé à l'épreuve en disant : " Yahvé est-il au milieu de nous, ou non ?

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 20.13 This is the water of Meribah; because the children of Israel strove with the Lord, and he was sanctified in them. Ity no ranon' i Meriba, izay nilan' ny Zanak' Isiraely ady tamin' i Jehovah, ka nisehoan' i Jehovah ho masina tamin' ny nataony taminy. Izany no ranon' i Meribà izay nilan' ny zanak' Israely ady tamin' ny Tompo, ka nanamasin-tena tamin' izy ireo izy. Ce sont là les eaux de Meriba, où les Israélites s' en prirent à Yahvé, et où il manifesta par elles sa sainteté.
...............
Nom / Fan 20.24 Aaron shall be gathered unto his people: for he shall not enter into the land which I have given unto the children of Israel, because ye rebelled against my word at the water of Meribah. Arona hangonina any amin' ny razany; fa tsy hiditra any amin' ny tany izay nomeko ny Zanak' Isiraely izy, satria nandà ny teniko teo amin' ny ranon' i Meriba ianareo. Efa hakambana amin' ny razany Aarona, fa tsy hiditra any amin' ny tany omeko ny zanak' Israely izy, satria nandà ny teniko hianareo, tao amin' ny ranon' i Meribà. " Qu' Aaron soit réuni aux siens : car il ne doit pas entrer dans le pays que je donne aux Israélites, puisque vous avez été rebelles à ma voix, aux eaux de Meriba.
...............
Nom / Fan 27.14 For ye rebelled against my commandment in the desert of Zin, in the strife of the congregation, to sanctify me at the water before their eyes: that is the water of Meribah in Kadesh in the wilderness of Zin. fa nandà ny teniko ianareo tany an-efitra Zina, tamin' ilay nilan' ny fiangonana ady, ka tsy nanamasina Ahy teo amin' ny rano teo imasony. (Izany no ranon' i Meriba any Kadesy any an-efitra Zina.) satria hianareo tany amin' ny efitra Sina, ilay nilan' ny fiangonana ady iny, dia nanohitra ny teny nomeko hanamasinana ahy teo imasony, ny amin' ny momba ny rano, dia ny ranon' i Meribà, any Kadesy, any an' efitra Sina. Car vous avez été rebelles dans le désert de Çîn, lorsque la communauté me chercha querelle, quand je vous commandai de manifester devant elle ma sainteté, par l' eau. " Ce sont les eaux de Meriba de Cadès, dans le désert de Çîn.

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 32.51 Because ye trespassed against me among the children of Israel at the waters of MeribahKadesh, in the wilderness of Zin; because ye sanctified me not in the midst of the children of Israel. satria nivadika tamiko teo amin' ny Zanak' Isiraely ianareo tao amin' ny ranon' i Meriba any Kadesy, tany an-efitra Zina; fa tsy nahamasina Ahy teo amin' ny Zanak' Isiraely ianareo. satria nanota tamiko teo afovoan' ny zanak' Israely hianareo, tao amin' ny ranon' i Meribà any Kadesy, amin' ny efitra Sina, ka tsy nankamasina ahy, teo afovoan' ny zanak' Israely. Parce que vous m' avez été infidèles au milieu des Israélites aux eaux de Meriba-Cadès, dans le désert de Çîn, parce que vous n' avez pas manifesté ma sainteté au milieu des Israélites,
...............
Deo / Dt 33.8 And of Levi he said, Let thy Thummim and thy Urim be with thy holy one, whom thou didst prove at Massah, and with whom thou didst strive at the waters of Meribah; Ary ny amin' i Levy dia hoy izy: Ny Tomimanao sy ny Orimanao dia amin' ny olonao masina. Izay nizahanao toetra tao Masa Sy nifamalianao tao amin' ny ranon' i Meriba, Ny amin' i Levi dia hoy izy: Ny Orimanao sy ny Tomimanao dia amin' ny olonao masina, izay nozahanao toetra tao Masa izay nifamalianao tao amin' ny ranon' i Meriba, Il dit sur Lévi : Donne à Lévi tes Urim et tes Tummim à l' homme à qui tu fis grâce, après l' avoir mis à l'épreuve à Massa, t' en être pris à lui aux eaux de Meriba.

  The Psalms Salamo Salamo Les Psaumes
...............
Sal 81.7 Thou calledst in trouble, and I delivered thee; I answered thee in the secret place of thunder: I proved thee at the waters of Meribah. Selah. Fony azom-pahoriana ianao, dia niantso Ahy, ka namonjy anao Aho; namaly anao tao amin' ny fiafenan' ny kotrokorana Aho, ary nizaha toetra anao tao amin' ny ranon' i Meriba. Nanala entana ny sorony aho, dia nitsahatra tsy nitondra sobika, ny tànany. "Du fardeau j' ai déchargé son épaule, ses mains ont lâché le couffin;
Sal 81.8 Hear, O my people, and I will testify unto thee: O Israel, if thou wilt hearken unto me; Mihainoa, ry oloko, dia hambarako aminao; enga anie hihaino Ahy ianao, ry Isiraely. Niantso tao anatin' ny fahoriana hianao dia novonjeko, namaly anao tao anatin' ny rahona mitondra ranonoram-baratra aho, nizaha toetra anao, tao amin' ny ranon' i Meribà aho. - Selà. dans la détresse tu as crié, je t' ai sauvé. Je te répondis caché dans l' orage, je t'éprouvai aux eaux de Meriba.
...............
Sal 95.8 Harden not your heart, as in the provocation, and as in the day of temptation in the wilderness: Aza manamafy ny fonareo tahaka ny tao Meriba, Sy tahaka ny tamin' ny andro tao Masa fony tany an-efitra, Aza manamafy ny fonareo, toy ny tany Meribà, tahaka ny tamin' ny andro tao Masà, tany an' efitra, "N' endurcissez pas vos coeurs comme à Meriba, comme au jour de Massa dans le désert,
...............
Sal 106.32 They angered him also at the waters of strife, so that it went ill with Moses for their sakes: Nampahatezitra an' i Jehovah teo anilan' ny ranon' i Meriba ireo, Ka nisy nanjo an' i Mosesy noho ny nataon' ireo; Nampahatezitra an' ny Tompo izy ireo tao amin' ny ranon' i Meriba, ary nozoim-pahoriana noho ny nataon' izy ireo Moizy; Ils le fâchèrent aux eaux de Meriba; mal en prit à Moïse par leur faute,

  Book of Ezekiel Ezekiela Ezekiela Livre d'Ezéchiel
...............
Eze / Ez 47.19 And the south side southward, from Tamar even to the waters of strife in Kadesh, the river to the great sea. And this is the south side southward. Ary ny lafiny atsimo dia hatrany Tamara dia hatramin' ny ranon' i Meriba any Kadesy sy ny lohasahan-driaka ka hatramin' ny Ranomasina Lehibe. Izany no lafiny atsimo. Ny lafiny atsimo handroso mianatsimo hatrany Thamara ka hatrany amin' ny ranon' i Meriba any Kadesa, dia ny amin' ny ranon' i Meriba any Kadesa, dia ny lohasahan-driaka mivarina mankany amin' ny ranomasina lehibe. Izany no lafiny atsimo mankany amin' ny Negeba. Du côté du midi, vers le sud, depuis Tamar jusqu' aux eaux de Meriba de Qadesh, vers le Torrent jusqu'à la Grande mer. C' est la limite méridionale.
...............
Eze / Ez 48.28 And by the border of Gad, at the south side southward, the border shall be even from Tamar unto the waters of strife in Kadesh, and to the river toward the great sea. Ary mifanolotra amin' ny faritanin' i Gada, amin' ny lafiny atsimo, dia hatrany Tamara sy ny ranon' i Meriba any Kadesy sy ny lohasahan-driaka ka hatramin' ny Ranomasina Lehibe. Ny sisin-tany, amin' ny lafin' ny Negeba manolotra ny sisin-tanin' i Gada, dia hatrany Thamara no mankany amin' ny ranon' i Meribà any Kadesa, sy ny lohasahan-driaka mivarina amin' ny ranomasina lehibe, no ho faritry ny tany. Et sur la frontière de Gad, du côté méridional, au midi, la frontière ira de Tamar aux eaux de Mériba de Qadesh, le torrent, jusqu'à la Grande mer.