Chapitres et versets citant Gaala

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 9.26 And Gaal the son of Ebed came with his brethren, and went over to Shechem: and the men of Shechem put their confidence in him. Dia tonga tao Gala, zanak' i Ebeda, sy ny rahalahiny ka nankany Sekema, ary ny mponina tao Sekema natoky azy. Ary tonga niaraka tamin' ny rahalahiny Gaala, zanak' i Obeda, ka nankany Sikema izy. Natoky azy ny mponina tao Sikema, Gaal, fils d' Obed, accompagné de ses frères, vint à passer par Sichem et il gagna la confiance des notables de Sichem.
...............
Mts / Mpits 9.28 And Gaal the son of Ebed said, Who is Abimelech, and who is Shechem, that we should serve him? is not he the son of Jerubbaal? and Zebul his officer? serve the men of Hamor the father of Shechem: for why should we serve him? Ary hoy Gala, zanak' i Ebeda: Iza moa Abimeleka, ary iza moa Sekema, no hotompointsika? Tsy zanak' i Jerobala va izy? ary tsy Zebola va no lefiny? Manompoa ny taranak' i Hamora, rain' i Sekema; fa nahoana no hanompo io isika? Dia hoy Gaala zanak' i Obeda hoe: Iza moa Abimeleka, ary zovy moa Sikema, no hotompointsika? Tsy zanak' i Jerobaala va izy, ary tsy Zebola va no lefiny? Hianareo no manompoa ny taranak' i Emora, rain' i Sikema. Fa raha izahay, ahoana ange no hanompoanay an' i Abimeleka? Alors Gaal, fils d' Obed, s'écria : " Qui est Abimélek, et qu' est-ce que Sichem, pour que nous lui soyons asservis ? Ne serait-ce pas au fils de Yerubbaal et à Zebul, son lieutenant, de servir les gens de Hamor, père de Sichem ? Pourquoi lui serions-nous asservis, nous ?
...............
Mts / Mpits 9.30 And when Zebul the ruler of the city heard the words of Gaal the son of Ebed, his anger was kindled. Ary rehefa ren' i Zebola, komandin' ny tanàna, ny tenin' i Gala, zanak' i Ebeda, dia nirehitra ny fahatezerany. Nandre ny vavan' i Gaala, zanak' i Obeda, Zebola, governoran' ny tanàna ka nirehitra ny fahatezerany. Zebul, gouverneur de la ville, apprit les propos de Gaal, fils d' Obed, et il en fut irrité.
Mts / Mpits 9.31 And he sent messengers unto Abimelech privily, saying, Behold, Gaal the son of Ebed and his brethren be come to Shechem; and, behold, they fortify the city against thee. Dia naniraka olona mangingina tany amin' i Abimeleka izy hanao hoe: Indro, Gala, zanak' i Ebeda, sy ny rahalahiny dia tonga ato Sekema; ary, indro, mandrendrika ny ato an-tanàna hiodina aminao izy. Nandefa iraka mangingìna tany amin' i Abimeleka izy, hilaza aminy hoe: Indro Gaala, zanak' i Obeda, tonga eto Sikema, miaraka amin' ny rahalahiny, ka mandrendrika ny tanàna hiodina aminao; Il envoya en secret des messagers vers Abimélek, pour dire : " Voici que Gaal, fils d' Obed, avec ses frères, est arrivé à Sichem, et ils excitent la ville contre toi.
...............
Mts / Mpits 9.33 And it shall be, that in the morning, as soon as the sun is up, thou shalt rise early, and set upon the city: and, behold, when he and the people that is with him come out against thee, then mayest thou do to them as thou shalt find occasion. Ary raha maraina, raha vao miposaka ny masoandro, dia mifohaza maraina koa ianao, ka miroata hamely ny tanàna; ary, indro, raha mivoaka hiady aminao izy sy ny vahoaka eo aminy, dia ataovy aminy izay zakan' ny tananao. Ary raha maraina, raha vao miposaka ny masoandro, dia mifohaza ary mirotsaha amin' ny tanàna; ka rahefa hivoaka hamely anao Gaala sy ny vahoaka momba azy, dia asio, araka izay azonao atao amin' izay. puis, le matin, au lever du soleil, tu surgiras et tu t'élanceras contre la ville. Quand Gaal et les gens qui sont avec lui sortiront à ta rencontre, tu les traiteras comme tu pourras. "
...............
Mts / Mpits 9.35 And Gaal the son of Ebed went out, and stood in the entering of the gate of the city: and Abimelech rose up, and the people that were with him, from lying in wait. Dia nivoaka Gala, zanak' i Ebeda, ka nijanona teo anoloan' ny vavahadin' ny tanàna; dia niroatra avy tao ampanotrehana Abimeleka sy ny vahoaka teo aminy. Ary nivoaka Gaala, zanak' i Obeda, ka nipetraka teo am-bavahadin' ny tanàna. Tamin' izay dia niainga avy ao am-panotrehana Abimeleka sy ny vahoaka momba azy. Comme Gaal, fils d' Obed, sortait et faisait halte à l' entrée de la porte de la ville, Abimélek et les gens qui étaient avec lui surgirent de leur embuscade.
Mts / Mpits 9.36 And when Gaal saw the people, he said to Zebul, Behold, there come people down from the top of the mountains. And Zebul said unto him, Thou seest the shadow of the mountains as if they were men. Ary rehefa hitan' i Gala ny olona, dia hoy izy tamin' i Zebola: Indreo, misy olona midina avy eny an-tampon' ny tendrombohitra. Fa hoy Zebola taminy: Ny aloky ny tendrombohitra no hitanao ka toa olona. Nony hitan' i Gaala irery vahoaka, dia hoy izy tamin' i Zebola: Indreny misy olona midina avy any an-tampon' ny tendrombohitra. Fa hoy kosa Zebola taminy: Ny aloky ny tendrombohitra izany ataonao ho olona izany. Gaal vit cette troupe et il dit à Zebul : " Voici des gens qui descendent du sommet des montagnes. " - " C' est l' ombre des monts, lui répondit Zebul, et tu la prends pour des hommes. "
Mts / Mpits 9.37 And Gaal spake again, and said, See there come people down by the middle of the land, and another company come along by the plain of Meonenim. Dia niteny indray Gala ka nanao hoe: Indreo, misy olona eo amin' ny havoana, ary, indreo misy, antokony hafa mandeha amin' ny lalana eo amin' ny hazo terebinta Meonenima. Niteny indray Gaala nanao hoe: Andian' olona no hitako midina avy eo am-pamatonan-tany, ary antokon' olona no tamy mihazo ny làlana eo amin' ny aokan' ny mpanandro. Gaal reprit encore : " Voici des gens qui descendent du côté du Nombril de la Terre, tandis qu' un autre groupe arrive par le chemin du Chêne des Devins. "
...............
Mts / Mpits 9.39 And Gaal went out before the men of Shechem, and fought with Abimelech. Dia nivoaka teo anoloan' ny mponina tao Sekema Gala ka niady tamin' i Abimeleka. Dia nivoaka nitarika ny olona tao Sikema Gaala, ka niady tamin' i Abimeleka. Et Gaal sortit à la tête des notables de Sichem et il livra combat à Abimélek.
Mts / Mpits 9.40 And Abimelech chased him, and he fled before him, and many were overthrown and wounded, even unto the entering of the gate. Dia nanenjika azy Abimeleka, ary nandositra teo anoloany izy, ka maro ny faty niampatrampatra hatreny anoloan' ny vavahady aza. Kanjo nenjehin' i Abimeleka Gaala ka vaky nandositra teo anoloany, ary maro ny olona maty novonoiny, hatrany anoloan' ny vavahady. Abimélek poursuivit Gaal, qui se sauva devant lui, et beaucoup de gens de celui-ci tombèrent morts avant d' atteindre la porte.
Mts / Mpits 9.41 And Abimelech dwelt at Arumah: and Zebul thrust out Gaal and his brethren, that they should not dwell in Shechem. Ary Abimeleka nonina tany Aroma; ary Zebola nandroaka an' i Gala sy ny rahalahiny mba tsy honina any Sekema intsony. Dia nijanona tao Romà Abimeleka, ary Zebola kosa nandroaka an' i Gaala sy ny rahalahiny, izay tsy nahazo nonina tao Sikema intsony. Abimélek demeura alors à Aruma, et Zebul, chassant Gaal et ses frères, les empêcha d' habiter à Sichem.