Chapitres et versets citant Dinà

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 30.21 And afterwards she bare a daughter, and called her name Dinah. Ary rehefa afaka izany, dia niteraka zazavavy izy, ka nataony hoe Dina ny anarany. Nanaraka izany dia nitera-bavy izy, ka nataony hoe Dinà ny anarany. Ensuite elle mit au monde une fille et elle l' appela Dina.
Gen / Jen 34.1 And Dinah the daughter of Leah, which she bare unto Jacob, went out to see the daughters of the land. Dia nivoaka Dina, zanakavavin' i Lea, izay naterany tamin' i Jakoba, mba hizaha ny zazavavy tompon-tany. Ary Dinà zanakavavin' i Lià, naterany tamin' i Jakoba, nivoaka hizaha ny zazavavy tompon-tany. Dina, la fille que Léa avait donnée à Jacob, sortit pour aller voir les filles du pays.
...............
Gen / Jen 34.3 And his soul clave unto Dinah the daughter of Jacob, and he loved the damsel, and spake kindly unto the damsel. Ary ny fony dia raiki-pitia tamin' i Dina, zanakavavin' i Jakoba; eny, tia ny zazavavy izy, ka dia nanao teny malefaka nahafinaritra azy. Raiki-pitia tamin' i Dinà, zanakavavin' i Jakoba, ny fon' i Sikema, ka tia an-drazazavavy ary nanao teny malefaka taminy izy. Mais son coeur s' attacha à Dina, fille de Jacob, il eut de l' amour pour la jeune fille et il parla à son coeur.
...............
Gen / Jen 34.5 And Jacob heard that he had defiled Dinah his daughter: now his sons were with his cattle in the field: and Jacob held his peace until they were come. Ary ren' i Jakoba fa efa nandoto an' i Dina zananivavy izy; nefa ny zananilahy mbola niandry ny omby aman' ondriny tany an-tsaha; ka dia nangina aloha Jakoba mandra-pahatongany. Efa ren' i Jakoba ihany ny nandotoany an' i Dinà zanany vavy, nefa mbola tany an-tsaha tamin' ny biby fiompiny ny zanany lahy, ka dia nangina izy aloha mandra-pahatongan' ireo. Jacob avait appris qu' il avait déshonoré sa fille Dina, mais comme ses fils étaient aux champs avec son troupeau, Jacob garda le silence jusqu'à leur retour.
...............
Gen / Jen 34.11 And Shechem said unto her father and unto her brethren, Let me find grace in your eyes, and what ye shall say unto me I will give. Ary hoy Sekema tamin' ny rain' i Dina sy ny anadahiny: Aoka mba hahita fitia eto imasonareo aho, ary izay lazainareo amiko dia homeko; Hoy kosa Sikema tamin' ny rain' i Dinà, sy ireo anadahiny: Aoka mba hahita fitia eo imasonareo aho, fa homeko anareo izay tononinareo amiko, Sichem dit au père et aux frères de la jeune fille : Que je trouve grâce à vos yeux et je donnerai ce que vous me demanderez !
...............
Gen / Jen 34.13 And the sons of Jacob answered Shechem and Hamor his father deceitfully, and said, because he had defiled Dinah their sister: Ary ny zanak' i Jakoba namaly an' i Sekema sy Hamora rainy tamin' ny fitaka ka nisaroro azy noho ny nandotoany an' i Dina anabaviny; Saroro no navalin' ny zanak' i Jakoba an' i Sikema sy Hemora, rainy, noho ny nandotoan' i Sikema an' i Dinà, anabavin' izy ireo, Les fils de Jacob répondirent à Sichem et à son père Hamor et ils parlèrent avec ruse, parce qu' il avait déshonoré leur soeur Dina.
...............
Gen / Jen 34.25 And it came to pass on the third day, when they were sore, that two of the sons of Jacob, Simeon and Levi, Dinah' s brethren, took each man his sword, and came upon the city boldly, and slew all the males. Ary nony tamin' ny andro fahatelo, rehefa ilay narary mafy iny izy ireo, dia samy nitondra ny sabany ny zanak' i Jakoba roa lahy, dia Simeona sy Levy, anadahin' i Dina, ka niakatra sahisahy tao an-tanàna, dia namono ny lehilahy rehetra tao. Nony tamin' ny andro fahatelo, raha ilay narary iny izy ireo, dia samy naka ny sabany avy ny zanak' i Jakoba roalahy, Simeona sy Levì, anadahin' i Dinà, ka niakatra tsy aman-tahotra tao an-tanàna, namono ny lehilahy rehetra. Or, le troisième jour, tandis qu' ils étaient souffrants, les deux fils de Jacob, Siméon et Lévi, les frères de Dina, prirent chacun son épée et marchèrent sans opposition contre la ville : ils tuèrent tous les mâles.
Gen / Jen 34.26 And they slew Hamor and Shechem his son with the edge of the sword, and took Dinah out of Shechem' s house, and went out. Ary Hamora sy Sekema zananilahy dia novonoiny tamin' ny lelan-tsabatra koa; dia naka an' i Dina tao an-tranon' i Sekema izy ka lasa nandeha. Novonoiny tamin' ny lelan-tsabatra koa Hemora sy Sikema, zanany, ary naka an' i Dinà tao an-tranon' i Sikema izy, dia lasa nivoaka. Ils passèrent au fil de l'épée Hamor et son fils Sichem, enlevèrent Dina de la maison de Sichem et partirent.
...............
Gen / Jen 46.15 These be the sons of Leah, which she bare unto Jacob in Padanaram, with his daughter Dinah: all the souls of his sons and his daughters were thirty and three. lreo no zanakalahin' i Lea izay naterany tamin' i Jakoba tany Mesopotamia, ary Dina zananivavy; ny isan' ny zananilahy rehetra mbamin' ny zananivavy dia telo amby telo-polo. Ireo no zanakalahin' i Lià, naterany tamin' i Jakoba tany Padana-Arama, ary Dinà no zanany vavy. Telo amby telopolo no isan' ny zanany lahy rehetra mbamin' ny zanany vavy. Tels sont les fils que Léa avait enfantés à Jacob en Paddân-Aram, en plus sa fille Dina, en tout fils et filles, trente-trois personnes.