Chapitres et versets citant Afeka

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 12.18 The king of Aphek, one; the king of Lasharon, one; ny mpanjakan' i Afeka, iray; ny mpanjakan' i Lasarona, iray; ny mpanjakan' i Afeka, iray; ny mpanjakan' i Lasarona, iray; Le roi d' Aphèq, un; le roi en Sarôn, un;
...............
Jos 13.4 From the south, all the land of the Canaanites, and Mearah that is beside the Sidonians unto Aphek, to the borders of the Amorites: any atsimo, dia ny tanin' ny Kananita rehetra sy Meara, izay an' ny Sidoniana, hatrany Afeka ka hatramin' ny fari-tanin' ny Amorita, any atsimo, ny Heveana, ny tanin' ny Kananeana rehetra, sy Maarà izay an' ny Sidoniana, hatrany Afeka, hatrany amin' ny faritanin' ny Amoreana, au midi. Tout le pays des Cananéens, et Mearah qui est aux Sidoniens, jusqu'à Aphéqa et jusqu'à la frontière des Amorites;
...............
Jos 15.53 And Janum, and Bethtappuah, and Aphekah, sy Janoma sy Beti-tapoa sy Afeka Janoma, Beti-Tafoà, Afekà, Yanum, Bet-Tappuah, Aphéqa,
...............
Jos 19.30 Ummah also, and Aphek, and Rehob: twenty and two cities with their villages. ary Oma sy Afeka ary Rehoba: tanàna roa amby roa-polo sy ny zana-bohiny. fanampin' izany Amà, Afeka, ary Rohoba; tanàna roa amby roapolo sy ny zanabohiny. avec Akko, Aphèq et Rehob : vingt-deux villes avec leurs villages.

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 1.31 Neither did Asher drive out the inhabitants of Accho, nor the inhabitants of Zidon, nor of Ahlab, nor of Achzib, nor of Helbah, nor of Aphik, nor of Rehob: Asera tsy nandroaka ny mponina tany Ako, na ny mponina tany Sidona, na ny tany Alaba, na ny tany Akziba, na ny tany Helba, na ny tany Afika. na ny tany Rehoba; Asera tsy nandroaka ny mponina tao Akao, na ny mponina tao Sidona, na ny tao Ahalaba, Akaziba, Helbà, Afeka, ary Bohoba, Asher ne déposséda pas les habitants d' Akko, ni ceux de Sidon, de Mahaleb, d' Akzib, d' Helbah, d' Aphiq ni de Rehob.

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
1Sm / 1Sam 4.1 And the word of Samuel came to all Israel. Now Israel went out against the Philistines to battle, and pitched beside Ebenezer: and the Philistines pitched in Aphek. Ary tonga tany amin' ny Isiraely rehetra ny tenin' i Samoela. Dia nandeha ny Isiraely hiady tamin' ny Filistina ka nitoby teo anilan' i Ebenezera; ary ny Filistina kosa nitoby tany Afeka. Ary natao tamin' Israely rehetra ny tenin' i Samoela. Dia nivoaka hiady tamin' ny Filistina Israely ka nitoby teo akaikin' ny Eben-Ezera; ary ny Filistina nitoby tao Afeka. et la parole de Samuel fut pour tout Israël comme la parole de Yahvé. Éli était très âgé et ses fils persévéraient dans leur mauvaise conduite à l'égard de Yahvé. Il advint en ce temps-là que les Philistins se rassemblèrent pour combattre Israël, et les Israélites sortirent à leur rencontre pour le combat. Ils campèrent près d'Ében-ha-Ézer, tandis que les Philistins étaient campés à Apheq.
1Sm / 1Sam 29.1 Now the Philistines gathered together all their armies to Aphek: and the Israelites pitched by a fountain which is in Jezreel. Ary ny Filistina dia namory ny miaramilany rehetra ho ao Afeka; fa ny Isiraely kosa nitoby teo anilan' ny loharano ao Jezirela. Ary namory ny miaramilany rehetra tao Afeka ny Filistina, fa nitoby teo anilan' ny loharano ao Jezraela kosa Israely. Les Philistins concentrèrent toutes leurs troupes à Apheq, tandis que les Israélites campaient à la source qui est en Yizréel.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 20.26 And it came to pass at the return of the year, that Benhadad numbered the Syrians, and went up to Aphek, to fight against Israel. Ary nony niherina ny taona, dia nandamina ny Syriana Beni-hadada ka niakatra nankany Afeka hiady amin' ny Isiraely. Nony niherina ny taona, nampanao matso ny Siriana indray Benadada dia niakatra nankany Afeka, hiady amin' Israely. Au retour de l' année, Ben-Hadad mobilisa les Araméens et monta à Apheq pour livrer bataille à Israël.
...............
1Mp 20.30 But the rest fled to Aphek, into the city; and there a wall fell upon twenty and seven thousand of the men that were left. And Benhadad fled, and came into the city, into an inner chamber. Fa ny sisa dia nandositra nankany an-tanàna Afeka; nefa nianjeran' ny manda ireny olona sisa ireny, ary fito arivo amby roa alina no isany. Ary Beni-hadada nandositra nankany an-tanàna ka niditra tao amin' ny efi-trano anatiny. Ny sisa indray nandositra tao Afeka, tao an-tanana, ary nianjeran' ny manda ny lehilahy fito arivo sy iray alina sisa. Efa nandositra Benadada ka dia nandehandeha tao an-tanana nifindrafindra efi-trano, Le reste s' enfuit à Apheq, dans la ville, mais le rempart s'écroula sur les vingt-sept mille hommes qui restaient. Or Ben-Hadad avait pris la fuite et s'était réfugié en ville dans une chambre retirée.

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 13.17 And he said, Open the window eastward. And he opened it. Then Elisha said, Shoot. And he shot. And he said, The arrow of the Lord' s deliverance, and the arrow of deliverance from Syria: for thou shalt smite the Syrians in Aphek, till thou have consumed them. Ary hoy izy: Vohay ny varavarankely atsinanana. Ary dia novohany. Dia hoy Elisa: Alefao. Ka dia nalefany. Ary hoy izy: Zana-tsipìkan' ny famonjen' i Jehovah, dia zana-tsipìkan' ny famonjena hahavoa ny Syriana! fa hamely ny Syriana ao Afeka ianao mandra-pandringanao azy. Vohay ny varavaran-kely tandrifin' ny atsinanana, dia namoha izy; ary hoy Elisea: Mandefasa zana-tsipìka iray; ka nandefa zana-tsipìka iray izy; dia nataon' i Elisea hoe: Zana-tsipìkan' ny famonjena avy amin' ny Tompo iny, dia zana-tsipìkan' ny famonjena hamelezana ny Siriana. Fa hamely ny Siriana ao Afeka hianao, mandra-paharingany. puis il dit : "Ouvre la fenêtre vers l' orient", et il l' ouvrit. Alors Elisée dit : "Tire!" et il tira. Elisée dit : "Flèche de victoire pour Yahvé! Flèche de victoire contre Aram! Tu battras Aram à Apheq, complètement."