Chapitres et versets citant Greka

  Book of Esther Estera Estera Livre d'Esther
...............
Est 10.3 For Mordecai the Jew was next unto king Ahasuerus, and great among the Jews, and accepted of the multitude of his brethren, seeking the wealth of his people, and speaking peace to all his seed. Fa Mordekay Jiosy no nanarakaraka an' i Ahasoerosy mpanjaka sady nalaza tamin' ny Jiosy ka nankasitrahan' ny rahalahiny maro, satria nitady hihasoa ny fireneny izy sady nilaza fiadanana tamin' ny olona rehetra iray firazanana aminy. Fa ny Jody Mardokea dia filohan' ny mpandraharahan' i Asoerosa mpanjaka, malaza teo amin' ny Jody, mamin' ny rahalahiny be dia be, nitady izay hahasoa ny fireneny, ary niteny ny amin' izay hahasambatra ny iray razana aminy rehetra. (Tapitra eo ny boky amin' ny teny hebrio. Tapatapany fanampy hita amin' ny dikan' ny Soratra Masina amin' ny teny Greka) l La quatrième année du règne de Ptolémée et de Cléopâtre, Dosithée qui se disait prêtre et lévite, ainsi que son fils Ptolémée, apportèrent la présente lettre concernant les Purim. Ils la donnaient comme authentique et traduite par Lysimaque, fils de Ptolémée, de la communauté de Jérusalem.

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 1.11 Nisy solofom-paharatsiana anankiray nivoaka avy amin' ireo mpanjaka ireo, dia Antiokosa Epifana, zanak' i Antiokosa mpanjaka, izay natao antoka tany Roma, sy tonga mpanjaka tamin' ny fahafito amby telopolo amby zato taonan' ny fanjakan' ny Greka. En ces jours-là surgit d' Israël une génération de vauriens qui séduisirent beaucoup de personnes en disant : "Allons, faisons alliance avec les nations qui nous entourent, car depuis que nous nous sommes séparés d' elles, bien des maux nous sont advenus."
...............
1M 6.2 manan-tempoly be zava-tsarobidy, misy fiadiana navelan' i Aleksandra, zanak' i Filipo, mpanjakan' i Masedoana, ilay nanjaka voalohany tamin' ny Greka, avec un temple très riche renfermant des pièces d' armure en or, des cuirasses et des armes qu' y avait laissées Alexandre, fils de Philippe, roi de Macédoine, qui régna le premier sur les Grecs.
...............
1M 8.18 ary mba hanafahany azy amin' ny jioga, satria hitany ny fanandevozan' ny fanjakana Greka an' Israely. et obtenir d'être délivrés du joug, car ils voyaient que la royauté des Grecs réduisait Israël en servitude.

      Makabeo II 2ème Livre des Maccabées
...............
2M 4.15 Tsy nasiany raharaha akory ny raharaha be voninahitra teo amin' ny taniny, fa ny ambony tamin' ny Greka no nataony ho zava-dehibe. ne faisant aucun cas des honneurs de leur patrie, ils estimaient au plus haut point les gloires helléniques.
...............
2M 4.36 Ka nony tonga avy any Silisia ny mpanjaka, na ny Jody tao Antiokia, na ireo Greka mankahala ny fanaovana an-keriny koa, dia samy tonga tao aminy, noho ny amin' ny namonoana tsy an-drariny an' i Oniasa. Lorsque le roi fut rentré des régions ciliciennes, les Juifs de la capitale et les Grecs qui partageaient leur haine de la violence vinrent le trouver au sujet du meurtre injustifié d' Onias.
...............
2M 11.2 ka namory miaramila sahabo ho valo arivo, mbamin' ny an-tsoavaly rehetra, dia niroso hamely ny Jody, nanantena mihitsy fa hamponina ny Greka ao amin' ny tanàna masina, assembla environ 80.000 hommes de pied, avec toute sa cavalerie, et se mit en marche contre les Juifs, comptant bien faire de la Ville sainte une résidence pour les Grecs,

  Book of Joel Joela Joely Livre de Joêl
...............
Joe / Jl 3.21 For I will cleanse their blood that I have not cleansed: for the Lord dwelleth in Zion. Fa, indro, amin' ireo andro ireo sy amin' izany fotoana izany, raha hampodiko ny Joda sy Jerosalema avy amin' ny fahababoany, Dia hangoniko ny jentilisa rehetra ka ho entiko midina ao amin' ny Lohasahan' i Josafata, ary ao no hifandaharako aminy noho ny amin' ny Isiraely, oloko sy lovako, izay naeliny tany amin' ny jentilisa; Ary nozarazarainy ny taniko, Sady nanaovany loka ny oloko, dia zazalahy no nataony takalon' ny vehivavy janga, ary zazavavy no namidiny divay ka nosotroiny. Ary ianareo koa, ry Tyro sy Sidona, sy ry tany Filistia rehetra, moa mampaninona Ahy akory ianareo? Hamaly Ahy va ianareo, sa hanahoana Ahy? Faingana dia faingana no hanatsingerenako ny nataonareo ho eo an-dohanareo, Noho ny natanareo ny volafotsiko sy ny volamenako, sy ny nitondranareo ny zava-tsoako mahafinaritra ho ao amin' ny tempolinareo; Ary ny zanak' i Joda sy ny zanak' i Jerosalema dia namidinareo tamin' ny zanaky ny Grika, hamindranareo azy hanalavitra ny taniny. Indro, hofohaziko izy hiala ny amin' ny tany Izay nahaverezany noho ny nahalafosanareo azy, ary hatsingeriko ho eo an-dohanareo ny nataonareo, Ka hamidiko ho lasan' ny zanak' i Joda kosa ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo, ary hamidiny amin' ny Sabeana kosa ireny, dia ho an' izay firenena lavitra; Fa Jehovah no efa niteny. Antsoy any amin' ny jentilisa izany, miantsoa hanao ady masina, fohazy ny lehilahy mahery, aoka handroso ny mpiady rehetra ka hiakatra; Tefeo ho sabatra ny fangadinareo, ary ho lefona ny antsinareo fanetezam-boaloboka; Aoka izay kelikely aina hihiaka hoe: Mahery aho! Avia faingana, ianareo jentilisa rehetra avy eny manodidina eny, dia ento midina ao ny maherinao, Jehovah ô. Hifoha ny jentilisa ka hiakatra ho ao amin' ny Lohasahan' i Josafata; Fa ao no hipetrahako hitsara ny jentilisa rehetra avy eny manodidina eny. Arosoy ny fijinjana, fa masaka ny vokatra; Avia ianareo, ka manosihose, fa feno ny famiazam-boaloboka, mihoatra ny vata fanantazana, fa be ny faharatsiany. He izany vahoaka mireondreona ao amin' ny lohasaha fitsarana! Fa efa antomotra ny andron' i Jehovah ao amin' ny lohasaha fitsarana. Ny masoandro sy ny volana ho tonga maizina, ary ny kintana tsy hamirapiratra, Jehovah mierona ao Ziona, ary mampikotroka ao Jerosalema, ka hihorohoro ny tany aman-danitra; Fa Jehovah no fialofan' ny olony sy fiarovana mafy ho an' ny Zanak' Isiraely. Ary dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, Izay monina ao Ziona, tendrombohitro masina; Dia ho masina Jerosalema, ary ny hafa firenena tsy mba handeha hamaky eo intsony. Amin' izany andro izany dia hipoipoitra ranom-boaloboka ny tendrombohitra, handriaka ronono ny havoana, ho feno rano ny lohasahan-driak' i Joda rehetra, ary hisy loharano hivoaka avy ao an-tranon' i Jehovah ka handena ny lohasahan-driak' i Sitima. Egypta kosa ho tonga tany lao, ary Edoma ho efitra foana, noho ny fampahoriana ny taranak' i Joda, dia ny nandatsahany rà marina teo amin' ny taniny. Fa Joda honenana mandrakizay, ary Jerosalema hatramin' ny taranaka fara mandimby. Ary hamaly ny rà marina izay tsy mbola novaliako Aho; Fa Jehovah monina ao Ziona.

  The Gospel according to John Jaona Joany L'Évangile selon Saint Jean
...............
Jao / Jo 7.35 Then said the Jews among themselves, Whither will he go, that we shall not find him? will he go unto the dispersed among the Gentiles, and teach the Gentiles? Dia niresaka hoe ny Jiosy: Hankaiza moa no halehan' ilehity, no tsy ho hitantsika? Hankany amin' izay miely any amin' ny Grika va Izy ka hampianatra ny Grika? Dia nifampilaza hoe ny Jody: Aiza àry no halehany no tsy ho hitantsika izy? Ho any amin' izay miely any amin' ny jentily va re izy, ka hampianatra ny jentily? Les Juifs se dirent entre eux : " Où va-t-il aller, que nous ne le trouverons pas ? Va-t-il rejoindre ceux qui sont dispersés chez les Grecs et enseigner les Grecs ?
...............
Jao / Jo 12.20 And there were certain Greeks among them that came up to worship at the feast: Ary nisy Grika sasany tamin' izay niakatra hivavaka tamin' ny andro firavoravoana, Ary nisy jentily sasany anisan' izay niakatra hivavaka tamin' ny andro fety, Il y avait là quelques Grecs, de ceux qui montaient pour adorer pendant la fête.
...............
Jao / Jo 19.20 This title then read many of the Jews: for the place where Jesus was crucified was nigh to the city: and it was written in Hebrew, and Greek, and Latin. Ary izany anarana izany dia novakin' ny Jiosy maro, fa akaikin' ny tanàna ny tany izay nanomboana an' i Jesosy tamin' ny hazo fijaliana; ary voasoratra tamin' ny teny Hebreo sy Romana sy Grika izany. Betsaka ny Jody namaky io soratra io, fa akaikin' ny tanàna ny toerana namantsihana an' i Jeso; sady vita tamin' ny teny hebrio sy greka ary latina ny soratra. Cet écriteau, beaucoup de Juifs le lurent, car le lieu où Jésus fut mis en croix était proche de la ville, et c'était écrit en hébreu, en latin et en grec.

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 11.20 And some of them were men of Cyprus and Cyrene, which, when they were come to Antioch, spake unto the Grecians, preaching the Lord Jesus. Ary ny sasany tamin' ireny, dia lehilahy avy any Kyprosy sy Kyrena izay tonga tany Antiokia, dia niresaka tamin' ny jentilisa koa ka nitory an' i Jesosy Tompo. Ny sasany tamin' izy ireo anefa izay lehilahy avy any Sipra sy Sirena, dia mba nisy niteny tamin' ny Greka ihany nony tonga tao Antiokia, nitory an' i Jeso Tompo. Il y avait toutefois parmi eux quelques Chypriotes et Cyrénéens qui, venus à Antioche, s' adressaient aussi aux Grecs, leur annonçant la Bonne Nouvelle du Seigneur Jésus.
...............
Asa 21.37 And as Paul was to be led into the castle, he said unto the chief captain, May I speak unto thee? Who said, Canst thou speak Greek? Ary rehefa nentiny tany anati-rova Paoly, dia hoy izy tamin' ny mpifehy arivo: Mahazo miteny aminao va aho? Dia hoy izy: Mahay teny Grika va ianao? Rahefa tafiditra tao anaty rova Paoly, dia nilaza tamin' ny komandy hoe: Mba mahazo milaza zavatra aminao va aho? Ary hoy izy: Moa mahay teny greka va hianao? Sur le point d'être introduit dans la forteresse, Paul dit au tribun : " Me serait-il permis de te dire un mot ? " - " Tu sais le grec ? demanda celui-ci.

  Letter to the Romans Romanina Romana Épître de Saint Paul aux Romains
...............
Rom / Rm 1.14 I am debtor both to the Greeks, and to the Barbarians; both to the wise, and to the unwise. Ananan' ny Grika sy ny firenena hafa rehetra, ny hendry sy ny tsy hendry, trosa aho; Manana adidy amin' ny Greka sy ny firenena hafa aho, na amin' ny hendry, na amin' ny tsy mahalala; Je me dois aux Grecs comme aux barbares, aux savants comme aux ignorants :

  Letter to the Galatians Galatianina Galata Épître de Saint Paul aux Galates
...............
Gal / Ga 2.3 But neither Titus, who was with me, being a Greek, was compelled to be circumcised: Kanefa na dia Titosy izay niaraka tamiko aza, dia tsy mba noterena hoforana, na dia Grika aza izy, Fa na dia i Tito izay niaraka tamiko sy olona jentily aza, dia tsy noterena hoforana; Eh bien ! de Tite lui-même, mon compagnon qui était grec, on n' exigea pas qu' il se fît circoncire.
...............
Gal / Ga 3.28 There is neither Jew nor Greek, there is neither bond nor free, there is neither male nor female: for ye are all one in Christ Jesus. Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy sy vavy; fa iray ihany ianareo rehetra ao amin' i Kristy Jesosy. Ka tsy misy Jody na jentily intsony; tsy misy andevo na tsy andevo, tsy misy lahy na vavy intsony, fa tena iray ihany hianareo rehetra ao amin' ny Kristy Jeso. il n' y a ni Juif ni Grec, il n' y a ni esclave ni homme libre, il n' y a ni homme ni femme ; car tous vous ne faites qu' un dans le Christ Jésus.

  The Revelation Apokalypsy Fanambaràna L'Apocalypse
...............
Apo / Ap 9.11 And they had a king over them, which is the angel of the bottomless pit, whose name in the Hebrew tongue is Abaddon, but in the Greek tongue hath his name Apollyon. Ary manana ny anjelin' ny lavaka tsy hita noanoa ho mpanjakany izy; ny anarany amin' ny teny Hebreo dia Abadona, fa amin' ny teny Grika kosa dia Apolyona no anarany. Ny mpanjaka filohan' izy ireo, dia anjelin' ny lavaka tsy hita noanoa, izay atao hoe Abadona amin' ny teny hebrio, ary Apoliona amin' ny teny greka. A leur tête, comme roi, elles ont l' Ange de l' Abîme ; il s' appelle en hébreu : " Abaddôn ", et en grec : " Apollyôn ".