Chapitres et versets citant Amiela

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 13.12 Of the tribe of Dan, Ammiel the son of Gemalli. avy tamin' ny firenen' i Dana dia Amiela, zanak' i Gemaly; Amiela, zanak' i Gemalì avy amin' ny fokon' i Dana; pour la tribu de Dan, Ammiel, fils de Gemalli ;

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 9.4 And the king said unto him, Where is he? And Ziba said unto the king, Behold, he is in the house of Machir, the son of Ammiel, in Lodebar. Ary hoy ny mpanjaka taminy; Aiza anefa izy? Dia hoy Ziba tamin' ny mpanjaka: Indro izy ao an-tranon' i Makira, zanak' i Amiela, ao Lo-debara. Ary hoy ny mpanjaka: Aiza izy izay? Ary hoy ny navalin' i Sibà tamin' ny mpanjaka: Indro izy ao an-tranon' i Makira, zanak' i Amiela, any Lodabara. " Où est-il ? ", demanda le roi, et Çiba répondit au roi : " Il est dans la maison de Makir, fils d' Ammiel, à Lo-Debar. "
2Sm / 2Sam 9.5 Then king David sent, and fetched him out of the house of Machir, the son of Ammiel, from Lodebar. Ary Davida mpanjaka naniraka haka azy tao an-tranon' i Makira, zanak' i Amiela, tao Lodebara. Dia nampanalain' i Davida mpanjaka tany an-tranon' i Makira zanak' i Amiela tany Lodabara izy. Le roi David l' envoya donc chercher à la maison de Makir, fils d' Ammiel, de Lo-Debar.
...............
2Sm / 2Sam 17.27 And it came to pass, when David was come to Mahanaim, that Shobi the son of Nahash of Rabbah of the children of Ammon, and Machir the son of Ammiel of Lodebar, and Barzillai the Gileadite of Rogelim, Ary nony tonga tao Mahanaima Davida, dia, indreo, tamy Soby, zanak' i Amona, sy Makira, zanak' i Amiela, avy any Lo-debara, ary Barzilay Gileadita, avy any Rogelima, Nony tonga tao Mahanaïma Davida, dia indreo Sobì zanak' i Naasa, avy any Raban' ny taranak' i Amona, sy Makira, zanak' i Amiela, avy any Lodobara, ary Berzelaia Galaadita, avy any Rogelima, Lorsque David arriva à Mahanayim, Shobi, fils de Nahash, de Rabba des Ammonites, Makir, fils d' Ammiel, de Lo-Debar, et Barzillaï le Galaadite, de Roglim,

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 3.5 And these were born unto him in Jerusalem; Shimea, and Shobab, and Nathan, and Solomon, four, of Bathshua the daughter of Ammiel: Ary izao no naterany tany Jerosalema: Simea sy Sobaba sy Natana ary Solomona (ireo efa-dahy ireo no naterak' i Batsoa, zanakavavin' i Amiela) Ary ireto no naterany tany Jerosalema: Simmaà, Sobaba, Natàna, Salomona, efa-dahy, tamin' i Betsoe zanakavavin' i Ammiela; Voici les fils qui lui naquirent à Jérusalem : Shiméa, Shobab, Natân, Salomon, tous quatre enfants de Bat-Shua, fille de Ammiel;
...............
1Tt / 1Tan 26.5 Ammiel the sixth, Issachar the seventh, Peulthai the eighth: for God blessed him. sy Amiela, fahenina, sy Isakara, fahafito, sy Peoletahy, faralahy; fa Andriamanitra efa nitahy azy. Ammiela fahenina, Isakara fahafito, Folatì fahavalo: fa nohasoavin' Andriamanitra Obededoma. Ammiel le sixième, Issachar le septième, Péulletaï le huitième; Dieu en effet l' avait béni.