Chapitres et versets citant Baltasara

      Baroka Livre de Baruch
...............
Bar 1.11 Mivavaha ho an' ny ain' i Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona, ary mba ho an' ny ain' i Baltasara zanany mba ho toy ny andro any an-danitra ny androny eto an-tany; Priez pour la vie de Nabuchodonosor, roi de Babylone, et pour la vie de Balthazar son fils, que leurs jours soient sur terre comme les jours du ciel;
Bar 1.12 ary homen' ny Tompo hery isika; hampamirapiratany amin' ny masontsika ny mazava; hiaina eo ambanin' ny alokalok' i Nabokodonozora mpanjakan' i Babilona isika, sy eo ambanin' ny alokalok' i Baltasara zanany; ho lava andro hanompoana azy isika, sy hahita fitia eo imasony. que le Seigneur nous donne force et illumine nos yeux, pour que nous vivions à l' ombre de Nabuchodonosor, roi de Babylone, et à l' ombre de Balthazar son fils, les servions longtemps et trouvions grâce en leur présence.

  Book of Daniel Daniela Daniely Livre de Daniel
...............
Dan / Da 1.7 Unto whom the prince of the eunuchs gave names: for he gave unto Daniel the name of Belteshazzar; and to Hananiah, of Shadrach; and to Mishael, of Meshach; and to Azariah, of Abednego. Ary izy ireo nomen' ny lehiben' ny tandapa anarana, ka Daniela nataony hoe Beltesazara, ary Hanania nataony hoe Sadraka, ary Misaela nataony hoe Mesaka, ary Azaria nataony hoe Abednego. Nomen' ny lehiben' ny eonoka anarana izy ireo: ka Daniely nataony hoe Baltasara, Ananiasa nataony hoe Sidraka, Misaely nataony hoe Misaka, ary Azariasa nataony hoe Abdenegao. Le chef des eunuques leur imposa des noms : Daniel s' appellerait Baltassar, Ananias Shadrak, Misaèl Méshak, et Azarias Abed-Nego.
...............
Dan / Da 2.26 The king answered and said to Daniel, whose name was Belteshazzar, Art thou able to make known unto me the dream which I have seen, and the interpretation thereof? Ny mpanjaka namaly ka nilaza tamin' i Daniela, izay atao hoe koa Beltesazara, hoe: Moa mahay manambara amiko ny nofy izay hitako mbamin' ny heviny va ianao? Niteny ny mpanjaka, ka nanao tamin' i Daniely, izay atao hoe Baltasara, hoe: Hainao ambara amiko va ny nofy nonofisiko mbamin' ny heviny? Le roi dit à Daniel surnommé Baltassar : "Es-tu capable de me faire connaître le songe que j' ai eu et son interprétation?"
...............
Dan / Da 4.5 I saw a dream which made me afraid, and the thoughts upon my bed and the visions of my head troubled me. Fa nony farany dia niditra teo anatrehako kosa Daniela, izay atao hoe Beltesazara, araka ny anaran' andriamanitro, sady misy fanahin' ireo andriamanitra masina ao anatiny; ary ny nofy dia nambarako teo anatrehany hoe: Nony farany, tonga teo anatrehako Daniely ilay atao hoe Baltasara ny anarany, araka ny anaran' ny andriamanitro, sady manana ao anatiny ny fanahin' ireo andriamanitra masina, ka nambarako teo anatrehany ny nofy, nataoko hoe: Puis se présenta devant moi Daniel, surnommé Baltassar, selon le nom de mon dieu, et en qui réside l' esprit des dieux saints. Je lui dis mon songe
Dan / Da 4.6 Therefore made I a decree to bring in all the wise men of Babylon before me, that they might make known unto me the interpretation of the dream. Ry Beltesazara, lehiben' ny ombiasy, fantatro fa misy fanahin' ireo andriamanitra masina ao anatinao, ary tsy misy zava-miafina manahirana anao, koa ambarao ahy ny fahitana izay hitako tamin' ny nofy mbamin' ny heviny. Ry Baltasara, lehiben' ny mpahay taratasy ô, fantatro fa ao aminao ny fanahin' ireo andriamanitra masina, ary tsy misy zava-miafina manahirana anao; ka ambarao ahy ny fahitana hitako tamin' ny nofy, mbamin' ny heviny. "Baltassar, chef des magiciens, je sais qu' en toi réside l' esprit des dieux saints et qu' aucun secret ne t' embarrasse voici le songe que j' ai eu; donne-m' en l' interprétation.
...............
Dan / Da 4.15 Nevertheless leave the stump of his roots in the earth, even with a band of iron and brass, in the tender grass of the field; and let it be wet with the dew of heaven, and let his portion be with the beasts in the grass of the earth: Izany no nofy izay hitako, izaho Nebokadnezara. Ary ianao kosa, ry Beltesazara, milazà ny heviny, fa ny olon-kendry rehetra amin' ny fanjakako tsy nisy nahay nampahafantatra ahy ny hevitr' izany; fa ianao no mahay azy, satria misy fanahin' ireo andriamanitra masina no anatinao. Izany no nofy hitako, izaho Nabokodonozora mpanjaka, ary hianao kosa, ry Baltasara, no aoka hilaza ny heviny fa tsy nisy nahay nampahafantatra tamiko, ny olon-kendry rehetra eto amin' ny fanjakako; hianao no mahay izany, satria ao aminao ny fanahin' ireo andriamanitra masina. Tel est le songe que j' ai eu, moi Nabuchodonosor, roi. Toi, Baltassar, donne-m' en l' interprétation, car aucun des sages de mon royaume n' a pu m' en faire connaître l' interprétation; mais toi tu le peux, puisque en toi réside l' esprit des dieux saints."
Dan / Da 4.16 Let his heart be changed from man' s, and let a beast' s heart be given unto him; and let seven times pass over him. Dia gaga vetivety Daniela, izay atao hoe Beltesazara, ary ny eritreriny naharaiki-tahotra azy. Ary niteny ny mpanjaka nanao hoe: Ry Beltesazara ô, aoka tsy haharaiki-tahotra anao ny nofy na ny heviny. Beltesazara namaly ka nanao hoe: Tompokolahy ô, ny nofy anie ho an' izay mankahala anao, ary ny heviny ho an' izay fahavalonao. Dia vaka teo aloha kelikely Daniely izay atao hoe Baltasara; ary nampitebiteby azy ny eritreriny. Fa niteny indray ny mpanjaka nanao hoe: Aoka tsy hitebiteby hianao amin' ny nofy sy amin' ny heviny. Namaly Baltasara nanao hoe: Tompokolahy ô, ho amin' ny fahavalonao anie ny nofy, ary ho amin' izay mankahala anao anie ny heviny. Alors Daniel, surnommé Baltassar, fut un instant confondu et troublé dans ses pensées. Le roi dit : "Baltassar, ne sois pas troublé par ce songe et son interprétation." Baltassar répondit : "Monseigneur, ce songe soit pour ceux qui te haïssent, et son interprétation pour tes adversaires!
Dan / Da 5.1 Belshazzar the king made a great feast to a thousand of his lords, and drank wine before the thousand. Belsazara mpanjaka nanao fanasana lehibe ho an' ny mpanolo-tsainy arivo lahy, ary teo anatrehan' ireny no nisotroany divay. Nanao fanasana lehibe Baltasara mpanjaka, ho an' ny tompo-menakeliny arivo lahy: ary nisotro divay teo anatrehan' ireo arivo lahy izy. Le roi Balthazar donna un grand festin pour ses seigneurs, qui étaient au nombre de mille, et devant ces mille il but du vin.
Dan / Da 5.2 Belshazzar, whiles he tasted the wine, commanded to bring the golden and silver vessels which his father Nebuchadnezzar had taken out of the temple which was in Jerusalem; that the king, and his princes, his wives, and his concubines, might drink therein. Nony efa nisotro divay Belsazara, dia nasainy nalaina ny fanaka volamena sy volafotsy izay nalain' i Nebokadnezara rainy avy tao amin' ny tempoly tany Jerosalema, mba hisotroan' ny mpanjaka sy ny mpanolotsainy sy ny vadiny mbamin' ny vaditsindranony. Nentanin' ny divay Baltasara, dia nampaka ny kapoaka volamena sy volafotsy, nalain' i Nabokodonozora rainy, teny an-tempoly izay ao Jerosalema, mba hisotroan' ny mpanjaka amam-tompo-menakely mbamin' ireo vadiny sy vaditsindranony. Ayant goûté le vin, Balthazar ordonna d' apporter les vases d' or et d' argent que son père Nabuchodonosor avait pris au sanctuaire de Jérusalem, pour y faire boire le roi, ses seigneurs, ses concubines et ses chanteuses.
...............
Dan / Da 5.9 Then was king Belshazzar greatly troubled, and his countenance was changed in him, and his lords were astonied. Dia natahotra indrindra Belsazara mpanjaka, ka nivaloarika ny tarehiny, ary vaka terý ny mpanolo-tsainy. Tsiravina fatratra Baltasara mpanjaka tamin' izay, nivaloarika ny endriny, kivy ny tompo-menakeliny. Le roi Balthazar en fut très troublé, il changea de couleur et ses seigneurs demeurèrent perplexes.
...............
Dan / Da 5.11 There is a man in thy kingdom, in whom is the spirit of the holy gods; and in the days of thy father light and understanding and wisdom, like the wisdom of the gods, was found in him; whom the king Nebuchadnezzar thy father, the king, I say, thy father, made master of the magicians, astrologers, Chaldeans, and soothsayers; Misy lehilahy ato amin' ny fanjakanao izay manana fanahin' ireo andriamanitra masina ao anatiny; ary fony fahavelon-drainao dia hita fa nisy fahazavan-tsaina sy fahalalana ary fahendrena tao aminy tahaka ny fahendren' ireo andriamanitra; ka nataon' i Nebokadnezara mpanjaka rainao, dia ny mpanjaka rainao, hoy izaho, ho lehiben' ny ombiasy sy ny mpisikidy sy ny Kaldeana ary ny mpanandro izy; Fa eto amin' ny fanjakanao, misy lehilahy anankiray izay itoeran' ny fanahin' ireo andriamanitra masina; tamin' ny andron-drainao, hita tao aminy ny fahazavana, ny fahazavan-tsaina, ny fahendrena toy ny fahendren' ireo andriamanitra. Koa izy no notendren' i Nabokodonozora mpanjaka rainao, dia ny mpanjaka rainao - ho lehiben' ny mpahay taratasy, ny mpisikidy, ny Kaldeana, mbamin' ny mpanandro, satria hita tao aminy avokoa, dia amin' i Daniely, izay nomen' ny mpanjaka anarana hoe Baltasara, Il est un homme dans ton royaume en qui réside l' esprit des dieux saints. Du temps de ton père, il se trouva en lui lumière, intelligence et sagesse pareille à la sagesse des dieux. Le roi Nabuchodonosor, ton père, le nomma chef des magiciens, devins, Chaldéens et exorcistes.
...............
Dan / Da 5.22 And thou his son, O Belshazzar, hast not humbled thine heart, though thou knewest all this; Ary ianao, ry Belsazara zanany, dia tsy mba nampietry ny fonao, na dia fantatrao aza izany rehetra izany; Hianao koa ity, ry Baltasara zanany, tsy nampietry ny fonao, na dia nahalala izany rehetra izany aza. Mais toi, Balthazar, son fils, tu n' as pas humilié ton coeur, bien que tu aies su tout cela
...............
Dan / Da 5.29 Then commanded Belshazzar, and they clothed Daniel with scarlet, and put a chain of gold about his neck, and made a proclamation concerning him, that he should be the third ruler in the kingdom. Ary Belsazara dia nanome teny, ka dia nampiakanjoina volomparasy Daniela, sady nasiana rojo volamena ny vozony, ary nisy niantso azy ho isan' ny mpanapaka telo lahy amin' ny fanjakana. Tamin' izay, araka ny didin' i Baltasara, Daniely dia nampitafina jaky, nasiana rojo volamena ny vozony, ary namoahan-teny fa ho mpanapaka fahatelo amin' ny fanjakana izy. Alors Balthazar ordonna de revêtir Daniel de pourpre, de lui mettre au cou une chaîne d' or et de proclamer qu' il gouvernerait en troisième dans le royaume.
Dan / Da 5.30 In that night was Belshazzar the king of the Chaldeans slain. Ary tamin' io alina io ihany dia novonoina Belsazara, mpanjakan' ny Kaldeana. Tamin' io alina io ihany Baltasara, mpanjakan' ny Kaldeana dia novonoina. Cette nuit-là, le roi chaldéen Balthazar fut assassiné
Dan / Da 7.1 In the first year of Belshazzar king of Babylon Daniel had a dream and visions of his head upon his bed: then he wrote the dream, and told the sum of the matters. Tamin' ny taona voalohany nanjakan' i Belsazara, mpanjakan' i Babylona, dia nanonofy Daniela sady nahita fahitana tao am-pandriany, ary nosoratany ny nofy, ka nambarany ny fotopototry ny teny. Tamin' ny taona voalohany nanjakan' i Baltasara, mpanjakan' i Babilona, nanonofy sy nahita fahitana tao an-tsainy Daniely, nony tao am-pandriany izy. Dia nosoratany tatý aoriana ny nofy, notantarainy ny fotopototry ny zavatra. En l' an un de Balthazar, roi de Babylone, Daniel vit un songe et des visions de sa tête, sur sa couche. Il rédigea le rêve par écrit. Début du récit
Dan / Da 8.1 In the third year of the reign of king Belshazzar a vision appeared unto me, even unto me Daniel, after that which appeared unto me at the first. Tamin' ny taona fahatelo nanjakan' i Belsazara mpanjaka dia nisy fahitana niseho tamiko, izaho Daniela, taorian' ilay niseho tamiko tamin' ny voalohany. Tamin' ny taona fahatelo nanjakan' i Baltasara mpanjaka, nisy fahitana niseho tamiko izaho Daniely, taorian' ilay niseho tamiko taloha. En l' an trois du règne du roi Balthazar, une vision m' apparut, à moi Daniel, après celle qui m'était apparue en premier.
Dan / Da 10.1 In the third year of Cyrus king of Persia a thing was revealed unto Daniel, whose name was called Belteshazzar; and the thing was true, but the time appointed was long: and he understood the thing, and had understanding of the vision. Tamin' ny taona fahatelo nanjakan' i Kyrosy, mpanjakan' i Persia, dia nisy nambara tamin' i Daniela, izay atao hoe Beltesazara; marina ny teny, ary ady mafy no nolazainy; ary nahalala ny teny izy sady nahafantatra ny fahitana. Tamin' ny taona voalohany nanjakan' i Sirosa mpanjakan' i Persa, dia nisy teny nambara tamin' i Daniely, izay natao hoe Baltasara, marina izany teny izany, ary ady lehibe no nolazainy. Azony an-tsaina ny teny, sady fantany hevitra ny fahitana. En l' an trois de Cyrus, roi de Perse, une parole fut révélée à Daniel, surnommé Baltassar : parole sûre; haute lutte. Il pénétra la parole, l' intelligence lui en fut donnée en vision.