Chapitres et versets citant Deborà

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 35.8 But Deborah Rebekah' s nurse died, and she was buried beneath Bethel under an oak: and the name of it was called Allonbachuth. Ary maty Debora, mpitaiza an-dRebeka, ka naleviny tao am-pototr' i Betela, teo ambanin' ny hazo ôka; ary ny anaran' io dia nataony hoe Alona-bakota. Ary maty Deborà, mpitaiza an-dRebekà, ka naleviny teo ambanin' i Betela am-pototry ny oaka anankiray izay nomena anarana hoe Oakan-dranomaso. Alors mourut Débora, la nourrice de Rébecca, et elle fut ensevelie au-dessous de Béthel, sous le chêne; aussi l' appela-t-on le Chêne-des-Pleurs.

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 4.4 And Deborah, a prophetess, the wife of Lapidoth, she judged Israel at that time. Ary Debora mpaminanivavy, vadin' i Lapidota, no nitsara ny Isiraely tamin' izany andro izany. Tamin' izany andro izany dia Deborà vehivavy mpaminany, vadin' i Lapidota no nitsara ny zanak' Israely. En ce temps-là Débora, une prophétesse, femme de Lappidot, jugeait Israël.
Mts / Mpits 4.5 And she dwelt under the palm tree of Deborah between Ramah and Bethel in mount Ephraim: and the children of Israel came up to her for judgment. Ary izy nipetraka teo ambanin' ny hazo rofian' i Debora, teo anelanelan' i Rama sy Betela, tany amin' ny tany havoan' i Efraima; ary niakatra ho any aminy ny Zanak' Isiraely hatsaraina. Teo ambanin' ny rofian' i Deborà, anelanelan' i Ramà sy Betela, amin' ny tendrombohitr' i Efraima, no nipetrahany hitsara; niakatra ny zanak' Israely nanatona azy hotsaraina. Elle siégeait sous le palmier de Débora entre Rama et Béthel, dans la montagne d'Éphraïm, et les Israélites allaient vers elle pour obtenir justice.
Mts / Mpits 4.6 And she sent and called Barak the son of Abinoam out of Kedeshnaphtali, and said unto him, Hath not the Lord God of Israel commanded, saying, Go and draw toward mount Tabor, and take with thee ten thousand men of the children of Naphtali and of the children of Zebulun? Ary Debora naniraka ka niantso an' i Baraka, zanak' i Abinoama, tany Kadesi-naftaly, ka nanao taminy hoe: Moa tsy efa nandidy va Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, nanao hoe: Mandehana, ka mankanesa any an-tendrombohitra Tabara, ary mitondrà iray alin-dahy amin' ny taranak' i Naftaly sy Zebolona hiaraka aminao? Naniraka olona hiantso an' i Baràka, zanak' i Abinoama, tany Kadesa any Neftalì, izy, ka nanao taminy hoe: Tsy izao va no didy nomen' ny Tompo Andriamanitr' Israely: Mandehana mankany an-tendrombohitra Tabora hianao ary mitondrà lehilahy iray alina amin' ny taranak' i Neftalì sy amin' ny taranak' i Zabolona hiaraka aminao, Elle envoya chercher Baraq, fils d' Abinoam de Qédèsh en Nephtali et lui dit : " Yahvé, Dieu d' Israël, n' a-t-il pas ordonné : "Va, marche vers le mont Tabor et prends avec toi dix mille hommes des fils de Nephtali et des fils de Zabulon.
...............
Mts / Mpits 4.9 And she said, I will surely go with thee: notwithstanding the journey that thou takest shall not be for thine honour; for the Lord shall sell Sisera into the hand of a woman. And Deborah arose, and went with Barak to Kedesh. Ary hoy kosa izy: handeha hiaraka aminao ihany aho; kanefa tsy ho voninahitrao izao halehanao izao, satria ho eo an-tanam-behivavy no hivarotan' i Jehovah an' i Sisera. Dia niainga Debora ka nandeha niaraka tamin' i Baraka hankany Kadesy Ka hoy ny navaliny: Eny àry, handeha hiaraka aminao aho; fa tsy ho anao ny voninahitra amin' izao fanafihana halehanao izao, satria ho eo an-tànam-behivavy no hanoloran' ny Tompo an' i Sisarà. Dia niainga Deborà, ka lasa niaraka tamin' i Baràka nankany Kedesy. " J' irai donc avec toi, lui dit-elle; seulement, dans la voie où tu marches, l' honneur ne sera pas pour toi, car c' est entre les mains d' une femme que Yahvé livrera Sisera. " Alors Débora se leva et, avec Baraq, elle se rendit à Qédesh.
Mts / Mpits 4.10 And Barak called Zebulun and Naphtali to Kedesh; and he went up with ten thousand men at his feet: and Deborah went up with him. Ary nantsoin' i Baraka ho any Kadesy ny Zebolona sy ny Naftaly; dia nisy iray alin-dahy niakatra nanaraka azy; ary Debora niara-niakatra taminy. Nantsoin' i Baràka ho any Kedesy Zabolona sy Neftalì, ka nisy lehilahy iray alina no rafitra nanaraka azy; ary Deborà nandeha niaraka taminy. Baraq convoqua Zabulon et Nephtali à Qédesh. Dix mille hommes le suivirent et Débora monta avec lui.
...............
Mts / Mpits 4.14 And Deborah said unto Barak, Up; for this is the day in which the Lord hath delivered Sisera into thine hand: is not the Lord gone out before thee? So Barak went down from mount Tabor, and ten thousand men after him. Ary hoy Debora tamin' i Baraka: Miakara, fa anio no andro hanoloran' i Jehovah an' i Sisera eo an-tananao; tsy mivoaka eo anoloanao va Jehovah? Dia nidina Baraka sy ny olona iray alina nanaraka azy, avy tany an-tendrombohitra Tabara. Tamin' izay dia hoy Deborà tamin' i Baràka: Mitsangàna, fa anio no andro nanoloran' ny Tompo an' i Sisarà ho eo an-tànanao. Moa tsy nivoaka teo alohanao va Iaveh? Koa nidina avy any an-tendrombohitra Tabora, Baràka, ary lehilahy iray alina no nanaraka azy. Débora dit à Baraq : " Lève-toi, car voici le jour où Yahvé a livré Sisera entre tes mains. Oui! Yahvé ne marche-t-il pas devant toi ? " Et Baraq descendit du mont Tabor avec dix mille hommes derrière lui.
Mts / Mpits 5.1 Then sang Deborah and Barak the son of Abinoam on that day, saying, Ary Debora sy Baraka, zanak' i Abinoama, dia nihira tamin' izany andro izany ka nanao hoe: Tamin' izany andro izany, dia nihira Deborà sy Baràka zanak' i Abinoema nanao hoe: En ce jour-là, Débora et Baraq, fils d' Abinoam, chantèrent, disant :
...............
Mts / Mpits 5.7 The inhabitants of the villages ceased, they ceased in Israel, until that I Deborah arose, that I arose a mother in Israel. Lao ny tany an-tsaha; eny, lao tamin' ny Isiraely izany, Mandra-pitsangako, izaho Debora, eny, mandra-pitsangako ho reny teo amin' ny Isiraely. Lao ny tany an-tsahan' Israely, mandra-pitsangako, izaho Debora, mandra-pitsangako izaho reny teo amin' Israely. Les villages étaient morts en Israël, ils étaient morts, jusqu'à ton lever, ô Débora, jusqu'à ton lever, mère en Israël!
...............
Mts / Mpits 5.12 Awake, awake, Deborah: awake, awake, utter a song: arise, Barak, and lead thy captivity captive, thou son of Abinoam. Mifohaza, mifohaza, ry Debora; Mifohaza, mifohaza, ka mihirà! Mitsangana, ry Baraka; ento ny babonao, ry zanakalahin' i Abinoama. Mifohaza, mifohaza, ry Debora, mifohaza, mifohaza ka manaova hira anankiray! Mitsangana, ry Baraka, sambory izay ho babonao, ry zanak' i Abinoama. Éveille-toi, éveille-toi, Débora! Éveille-toi, éveille-toi, clame un chant! Courage! Debout, Baraq! et prends ceux qui t' ont pris, fils d' Abinoam!
...............
Mts / Mpits 5.15 And the princes of Issachar were with Deborah; even Issachar, and also Barak: he was sent on foot into the valley. For the divisions of Reuben there were great thoughts of heart. Ary ny andrianan' Isakara niaraka tamin' i Debora, dia Isakara sy Baraka koa; Nampandehanina nanaraka azy any an-dohasaha izy. Lehibe ny fiheverana am-po teny amin' ny sakeli-dranon' i Robena! Miaraka amin' i Debora, ny andrianan' Isakara, eo anilan' i Baraka Isakara, teo an-tany lemaka dia voairaka hanaraka azy izy. Teo akaikin' ny sakeli-dranon-dRobena, nisy fikasana lehibe tao am-po: Les princes d' Issachar sont avec Débora, et Nephtali, avec Baraq, dans la vallée s' est lancé sur ses traces. Dans les clans de Ruben, on s' est concerté longuement.