Chapitres et versets citant Abisaga

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 1.3 So they sought for a fair damsel throughout all the coasts of Israel, and found Abishag a Shunammite, and brought her to the king. Ary dia nitady zazavavy tsara tarehy eran' ny tanin' ny Isiraely rehetra izy ka nahita an' i Abisaga Sonemita, dia nentiny tany amin' ny mpanjaka. Dia nitady zazavavy tsara tarehy eran' ny tanin' Israely rehetra ny olona, ka nahita an' i Abisaga Sonamita, ary nentina tao amin' ny mpanjaka io. Ayant donc cherché une belle jeune fille dans tout le territoire d' Israël, on trouva Abishag de Shunem et on l' amena au roi.
...............
1Mp 1.15 And Bathsheba went in unto the king into the chamber: and the king was very old; and Abishag the Shunammite ministered unto the king. Ary Batseba dia nankao amin' ny mpanjaka tao amin' ny efi-trano nitoerany; ary efa antitra ny mpanjaka; ary Abisaga Sonemita nanompo azy. Dia nankao amin' ny mpanjaka tao an' efitranony, Betsabea; efa antitra dia antitra ny mpanjaka, ary Abisaga Sonimata nanompo azy teo. Bethsabée se rendit chez le roi dans sa chambre il était très vieux et Abishag de Shunem le servait .
...............
1Mp 2.17 And he said, Speak, I pray thee, unto Solomon the king, (for he will not say thee nay,) that he give me Abishag the Shunammite to wife. Dia hoy izy: Masìna ianao, mitenena amin' i Solomona mpanjaka (fa tsy handà anao izy). mba homeny ho vadiko Abisaga Sonemita. Dia hoy izy: Miangavy anao aho hilaza amin' i Salomona mpanjaka, fa tsy handà anao izy, mba hanomezany an' i Abisaga Sonamita ho vadiko. Il reprit : " Dis, je te prie, au roi Salomon - car il ne te rebutera pas - qu' il me donne Abishag de Shunem pour femme. "
...............
1Mp 2.21 And she said, Let Abishag the Shunammite be given to Adonijah thy brother to wife. Dia hoy izy: Aoka Abisaga Sonemita homena ho vadin' i Adonia rahalahinao. Dia hoy izy: Aoka homena ho vadin' i Adoniasa rahalahinao Abisaga Sonamita. Elle continua : " Qu' on donne Abishag de Shunem pour femme à ton frère Adonias. "
1Mp 2.22 And king Solomon answered and said unto his mother, And why dost thou ask Abishag the Shunammite for Adonijah? ask for him the kingdom also; for he is mine elder brother; even for him, and for Abiathar the priest, and for Joab the son of Zeruiah. Fa Solomona mpanjaka namaly ka nanao tamin-dreniny hoe: Nahoana ianao no mangataka an' i Abisaga Sonemita ho an' i Adonia; angataho ho azy koa ary ny fanjakana, fa izy no zokiko, dia ho azy sy Abiatara mpisorona ary ho an' i Joaba, zanak' i Zeroia. Fa hoy ny navalin' i Salomona mpanjaka tamin-dreniny: Ahoana no angatahinao an' i Abisaga Sonamita ho an' i Adoniasa? Angataho ho azy koa ny fanjakana; fa izy rahateo no zokiko, dia ho azy sy ho an' i Abiatara mpisorona ary ho an' i Joaba zanak' i Sarvià. Le roi Salomon reprit et dit à sa mère : " Et pourquoi demandes-tu pour Adonias Abishag de Shunem ? Demande donc pour lui la royauté ! Car il est mon frère aîné et il a pour lui le prêtre Ébyatar et Joab fils de Çeruya ! "