Chapitres et versets citant Abarima

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 27.12 And the Lord said unto Moses, Get thee up into this mount Abarim, and see the land which I have given unto the children of Israel. Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Miakara amin' ity tendrombohitra Abarima ity, ka tazano ny tany izay omeko ny Zanak' Isiraely. Hoy Iaveh tamin' i Moizy: Miakara amin' io tendrombohitra Abarima io, ka tazano ny tany omeko ny zanak' Israely. Yahvé dit à Moïse : " Monte sur cette montagne de la chaîne des Abarim, et regarde le pays que j' ai donné aux Israélites.
...............
Nom / Fan 33.47 And they removed from Almondiblathaim, and pitched in the mountains of Abarim, before Nebo. Ary nony niala tao Almon-diblataima izy, dia nitoby tao amin' ny tendrombohitra Abarima, tandrifin' i Nebo. Niala tao Helmon-Delbataïma izy, dia nitoby tao an-tendrombohitra Abarima tandrifin' i Nebao. Ils partirent de Almôn-Diblatayim et campèrent aux monts Abarim en face de Nebo.
Nom / Fan 33.48 And they departed from the mountains of Abarim, and pitched in the plains of Moab by Jordan near Jericho. Ary nony niala tamin' ny tendrombohitra Abarima izy, dia nitoby tao Arbota-moaba, teo amoron' i Jordana tandrifin' i Jeriko. Niala tao an-tendrombohitra Abarima izy, dia nitoby tao amin' ny tany lemak' i Moaba, amoron' i Jordany, tandrifin' i Jerikao. Ils partirent des monts Abarim et campèrent aux Steppes de Moab, près du Jourdain vers Jéricho.

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 32.49 Get thee up into this mountain Abarim, unto mount Nebo, which is in the land of Moab, that is over against Jericho; and behold the land of Canaan, which I give unto the children of Israel for a possession: Miakara amin' ity tendrombohitra Abarima ity, dia ny tendrombohitra Nebo, izay eo amin' ny tany Moaba tandrifin' i Jeriko; ary tazano ny tany Kanana, izay omeko ny Zanak' Isiraely ho lovany. Miakara any amin' io tendrombohitr' i Abarima io, amin' ny tendrombohitra Nebao, amin' i Moaba, tandrifin' i Jerikao, ka tazano ny tany Kanaana, izay omeko ny zanak' Israely ho fananany. " Monte sur cette montagne des Abarim, sur le mont Nebo, au pays de Moab, face à Jéricho, et regarde le pays de Canaan que je donne en propriété aux Israélites.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 22.20 Go up to Lebanon, and cry; and lift up thy voice in Bashan, and cry from the passages: for all thy lovers are destroyed. Miakara any Libanona, ka mitaraina; Dia asandrato any Basana ny feonao, ary mitaraina any Abarima; Fa ringana avokoa ireo tia anao. Miakara any Libàna, dia miantsoa mafy; manandrata feo any Basana! Miantsoa mafy any an-tampon' i Abarima, fa torotoro avokoa ireo lehilahinao. Monte sur le Liban pour crier, sur le Bashân donne de la voix, crie du haut des Abarim, car tous tes amants sont écrasés!