Chapitres et versets citant Gileadita

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 26.29 Of the sons of Manasseh: of Machir, the family of the Machirites: and Machir begat Gilead: of Gilead come the family of the Gileadites. Ny taranak' i Manase dia izao: avy tamin' i Makira ny fokon' ny Makirita; ary Makira niteraka an' i Gileada; avy tamin' i Gileada ny fokon' ny Gileadita. Zanak' i Manase: ny fokon' ny Makirita, avy tamin' i Makira; ary Makira niteraka an' i Galaada; ny fokon' ny Galaadita avy tamin' i Galaada. Les fils de Manassé : pour Makir, le clan Makirite ; et Makir engendra Galaad : pour Galaad, le clan Galaadite.

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 10.3 And after him arose Jair, a Gileadite, and judged Israel twenty and two years. Ary nitsangana nandimby azy Jaïra Gileadita ka nitsara ny Isiraely roa amby roa-polo taona. Nitsangana nanaraka azy Jaira any Galaada izay nitsara an' Israely nandritra ny roa amby roapolo taona. Après lui se leva Yaïr de Galaad, qui jugea Israël pendant vingt-deux ans.
Mts / Mpits 11.1 Now Jephthah the Gileadite was a mighty man of valour, and he was the son of an harlot: and Gilead begat Jephthah. Ary Jefta Gileadita dia lehilahy mahery sy zanaky ny vehivavy janga; ary Gileada no rainy niteraka azy. Jefte ilay Galaadita, dia lehilahy mpiady mahery. Zanaky ny vehivavy janga anankiray izy; ary Galaada anefa no ray niteraka an' i Jefte. Jephté, le Galaadite, était un vaillant guerrier. Il était fils d' une prostituée. Et c' est Galaad qui avait engendré Jephté.
...............
Mts / Mpits 11.39 And it came to pass at the end of two months, that she returned unto her father, who did with her according to his vow which he had vowed: and she knew no man. And it was a custom in Israel, Ary rehefa tapitra ny roa volana, dia niverina tany amin' ny rainy izy; ary nataony taminy araka ny voadiny izay nataony; ary tsy mbola nahalala lahy izy. Ary tonga fanao tamin' ny Isiraely Nony tapitra ny roa volana, dia niverina tany amin-drainy izy, ka nontanterahiny taminy ny voady efa nataony, ary mbola tsy nahalala lahy izy. Izany no nihavian' izao fanao amin' Israely izao: isan-taona ny zazavavy Israelita dia mandeha mankalaza ny zanakavavin' i Jefte, ilay Galaadita, mandritra ny hefarana isan-taona. Les deux mois écoulés, elle revint vers son père et il accomplit sur elle le voeu qu' il avait prononcé. Elle n' avait pas connu d' homme. Et de là vient cette coutume en Israël :
Mts / Mpits 11.40 That the daughters of Israel went yearly to lament the daughter of Jephthah the Gileadite four days in a year. ny fandehanan' ny zazavavin' ny Isiraely isan-taona hankalaza ny zanakavavin' i Jefta Gileadita hefarana isan-taona. d' année en année les filles d' Israël s' en vont se lamenter quatre jours par an sur la fille de Jephté le Galaadite.
...............
Mts / Mpits 12.4 Then Jephthah gathered together all the men of Gilead, and fought with Ephraim: and the men of Gilead smote Ephraim, because they said, Ye Gileadites are fugitives of Ephraim among the Ephraimites, and among the Manassites. Ary Jefta dia namory ny lehilahy rehetra amin' ny Gileada ka niady tamin' ny Efraima; ary dia namely ny Efraima ny lehilahy amin' ny Gileada, satria hoy ireo: Hianareo Gileadita dia mpandositra avy amin' ny Efraima ao amin' ny taranak' i Efraima sy Manase. Dia namory ny lehilahy rehetra amin' i Galaada Jefte, ka niady tamin' i Efraima. Noresen' ny lehilahin' i Galaada ny an' i Efraima izay efa nilaza nanao hoe: Hianareo, ry Galaadita, dia mpandositra fotsiny avy amin' i Efraima, ao afovoan' i Efraima sy Manase. Alors Jephté rassembla tous les hommes de Galaad, il livra bataille à Éphraïm et les gens de Galaad défirent Éphraïm, car ceux-ci disaient : " Vous n'êtes que des fuyards d'Éphraïm, vous, Galaadites, au milieu d'Éphraïm, au milieu de Manassé! "
...............
Mts / Mpits 12.7 And Jephthah judged Israel six years. Then died Jephthah the Gileadite, and was buried in one of the cities of Gilead. Dia nitsara ny Isiraely enin-taona Jefta. Ary maty Jefta Gileadita ka nalevina tao amin' ny tanana anankiray any Gileada. Nitsara an' Israely enin-taona Jefte; rahefa izany dia maty Jefte, Galaadita, ka nalevina tao amin' ny anankiray amin' ny tanànan' i Galaada. Jephté jugea Israël pendant six ans, puis Jephté le Galaadite mourut et il fut enseveli dans sa ville, en Galaad.

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 17.27 And it came to pass, when David was come to Mahanaim, that Shobi the son of Nahash of Rabbah of the children of Ammon, and Machir the son of Ammiel of Lodebar, and Barzillai the Gileadite of Rogelim, Ary nony tonga tao Mahanaima Davida, dia, indreo, tamy Soby, zanak' i Amona, sy Makira, zanak' i Amiela, avy any Lo-debara, ary Barzilay Gileadita, avy any Rogelima, Nony tonga tao Mahanaïma Davida, dia indreo Sobì zanak' i Naasa, avy any Raban' ny taranak' i Amona, sy Makira, zanak' i Amiela, avy any Lodobara, ary Berzelaia Galaadita, avy any Rogelima, Lorsque David arriva à Mahanayim, Shobi, fils de Nahash, de Rabba des Ammonites, Makir, fils d' Ammiel, de Lo-Debar, et Barzillaï le Galaadite, de Roglim,
...............
2Sm / 2Sam 19.32 Now Barzillai was a very aged man, even fourscore years old: and he had provided the king of sustenance while he lay at Mahanaim; for he was a very great man. Ary Barzilay Gileadita nidina avy tany Rogelima, dia niara-nita an' i Jordana tamin' ny mpanjaka izy mba hanatitra azy hita an' i Jordana. Nidina avy any Rogelima, Berzelaia Galaadita, ka nandeha nankany amin' ny mpanjaka tao Jordany, mba hiaraka aminy ho any amin' ny ony. Barzillaï le Galaadite était descendu de Roglim et avait continué avec le roi vers le Jourdain pour prendre congé de lui au Jourdain.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 2.7 But shew kindness unto the sons of Barzillai the Gileadite, and let them be of those that eat at thy table: for so they came to me when I fled because of Absalom thy brother. Fa ny zanak' i Barzilay Gileadita kosa dia asio soa, ka avelao mba ho isan' izay mihinana eo amin' ny latabatrao izy; fa hanao soa toy izany no nankanesan' ireo tany amiko, fony nandositra an' i Absaloma rahalahinao aho. Fa ireo zanak' i Berzelaia Galaadita kosa dia anehoy fitiavana ka aoka ho isan' izay mihinana eo amin' ny latabatrao izy ireo, fa tahaka izany koa no nanatonany ahy, fony aho nandositra teo anoloan' i Absaloma rahalahinao. Quant aux fils de Barzillaï le Galaadite, tu les traiteras avec bonté et ils seront parmi ceux qui mangent à ta table, car ils m' ont ainsi secouru quand je fuyais devant ton frère Absalom.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 2.61 And of the children of the priests: the children of Habaiah, the children of Koz, the children of Barzillai; which took a wife of the daughters of Barzillai the Gileadite, and was called after their name: Ary ny avy tamin' ny taranaky ny mpisorona dia izao: Ny taranak' i Habaia, ny taranak' i Hakoza, ny taranak' i Barzilay; nampaka-bady avy tamin' ny zanakavavin' i Barzilay Gileadita io, ka dia notononina araka ny anarany. Ary ny tamin' ny taranaky ny mpisorona: dia ny taranak' i Hobià, ny taranak' i Akosa, ny taranak' i Berzelaì, izay naka vady tamin' ny zanakavavin' i Berzelaì, Galaadita, ka dia nantsoina amin' ny anarany. Et parmi les fils des prêtres : les fils de Hobayya, les fils d' Haqqoç, les fils de Barzillaï celui-ci avait pris pour femme l' une des filles de Barzillaï, le Galaadite, dont il adopta le nom.

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 7.63 And of the priests: the children of Habaiah, the children of Koz, the children of Barzillai, which took one of the daughters of Barzillai the Gileadite to wife, and was called after their name. Ary ny avy tamin' ny mpisorona dia izao: Ny taranak' i Hobaia, ny taranak' i Hakoza, ny taranak' i Barzilay; nampaka-bady avy tamin' ny zanakavavin' i Barzilay Gileadita io ka notononina araka ny anarany. Ary ny tamin' ny mpisorona dia ny taranak' i Hobià, ny taranak' i Akosa, ny taranak' i Berzelaì, izay naka ho vady ny anankiray tamin' ny zanakavavin' i Berzelaì, Galaadita, ka dia nantsoina amin' ny anarany. Et parmi les prêtres, les fils de Hobayya, les fils d' Haqqoç, les fils de Barzillaï celui-ci avait pris pour femme l' une des filles de Barzillaï, le Galaadite, dont il adopta le nom.