Chapitres et versets citant Eskola

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 14.13 And there came one that had escaped, and told Abram the Hebrew; for he dwelt in the plain of Mamre the Amorite, brother of Eshcol, and brother of Aner: and these were confederate with Abram. Ary tonga ny anankiray izay efa nandositra ka nanambara tamin' i Abrama Hebreo izay nonina teo an-kazo terebintan' i Mamre Amorita, rahalahin' i Eskola sy Anera; fa ireo dia olona efa vita fanekena tamin' i Abrama. Dia tonga ny anankiray tamin' ireo mpandositra nilaza izany tamin' i Abrama, Hebrio, izay nonina tao amin' ireo terebintan' i Mambre, dia ilay Amoreana rahalahin' i Eskola sy Anera, fa olona vita fanekem-pihavanana tamin' i Abrama ireo. Un rescapé vint informer Abram l' Hébreu, qui demeurait au Chêne de l' Amorite Mambré, frère d' Eshkol et d' Aner; ils étaient les alliés d' Abram.
...............
Gen / Jen 14.24 Save only that which the young men have eaten, and the portion of the men which went with me, Aner, Eshcol, and Mamre; let them take their portion. afa-tsy izay efa nohanin' ny zatovo sy ny anjaran' ny olona izay niaraka tamiko, dia Anera sy Eskola ary Mamre; aoka horaisin' ireo ny anjarany. Tsy hitana na inona na inona ho ahy aho, afa-tsy izay nohanin' ny zatovo, sy ny anjaran' ny olona momba ahy dia Anera sy Eskola ary Mambre; ireo dia haka ny anjarany. Rien pour moi. Seulement ce que mes serviteurs ont mangé et la part des hommes qui sont venus avec moi, Aner, Eshkol et Mambré; eux prendront leur part.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 13.23 And they came unto the brook of Eshcol, and cut down from thence a branch with one cluster of grapes, and they bare it between two upon a staff; and they brought of the pomegranates, and of the figs. Dia nankany amin' ny lohasaha Eskola izy ka nanapaka sampam-boaloboka teo izay nisy sampahony iray ihany, ary nolanjain-droa lahy tamin' ny hazo izany; ary ny ampongaben-danitra sy ny aviavy dia nitondrany koa. Nony tonga tao amin' ny lohasaha Eskola izy ireo dia nanapaka rantsam-boaloboka iray nisy sampahony, ka roa lahy izy no nilanja an' io tamin' ny hazo lava; naka ampongabendanitra sy aviavy koa izy. Ils parvinrent au val d' Eshkol ; ils y coupèrent un sarment et une grappe de raisin qu' ils emportèrent à deux, sur une perche, ainsi que des grenades et des figues.
Nom / Fan 13.24 The place was called the brook Eshcol, because of the cluster of grapes which the children of Israel cut down from thence. Ary izany tany izany dia nataony hoe Lohasaha Eskola, noho ny sampahom-boaloboka izay notapahin' ny Zanak' Isiraely teo. Noho ny sampahom-boaloboka notapahan' ny zanak' Israely teo, dia nomena anarana hoe Lohasahan' Eskola io fitoerana io. On appela ce lieu val d' Eshkol, à cause de la grappe qu' y avaient coupée les Israélites.
...............
Nom / Fan 32.9 For when they went up unto the valley of Eshcol, and saw the land, they discouraged the heart of the children of Israel, that they should not go into the land which the Lord had given them. fa raha niakatra hatrany an-dohasaha Eskola izy ka nahita ny tany, dia nampiketraka ny fon' ny Zanak' Isiraely izy, mba tsy handehanany ho any amin' ny tany izay efa nomen' i Jehovah azy. Niakatra hatrany an-dohasahan' i Eskola izy ary nahita ny tany, dia nampiketraka ny zanak' Israely tsy hiditra any amin' ny tany omen' ny Tompo azy. Ils montèrent jusqu' au val d' Eshkol, ils virent le pays, puis ils découragèrent les Israélites, de sorte qu' ils n' allèrent pas au pays que Yahvé leur avait donné.

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 1.24 And they turned and went up into the mountain, and came unto the valley of Eshcol, and searched it out. ary niainga ireo ka niakatra tany amin' ny tany havoana, dia tonga tao amin' ny lohasaha Eskola ka nisafo ny tany; Dia lasa ireo namaky ny tendrombohitra ka tonga tany an-dohasahan' i Eskola sy nisafo azy. Ils prirent la direction de la montagne, y montèrent et atteignirent le val d' Eshkol qu' ils espionnèrent.