Chapitres et versets citant Azeka

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 10.10 And the Lord discomfited them before Israel, and slew them with a great slaughter at Gibeon, and chased them along the way that goeth up to Bethhoron, and smote them to Azekah, and unto Makkedah. Ary Jehovah nampifanaritaka ireo teo anoloan' ny Isiraely; ary namely ireo tany Gibeona izy ka nahafaty maro be, sady nanenjika azy tamin' ny fiakarana mankany Beti-horona izy ka namely azy hatrany Azeka ka hatrany Makeda. sady nampifanaritahan' ny Tompo teo anoloan' Israely izy ireo, ka nataon' Israely kilahotohoto tao akaikin' i Gabaona sy nenjehiny tamin' ny làlana mankany Betoròna, ary nasiany hatrany Azekà sy Makedà. Yahvé les mit en déroute, en présence d' Israël, et leur infligea à Gabaôn une rude défaite; il les poursuivit même sur le chemin de la montée de Bet-Horôn et les battit jusqu'à Azéqa et jusqu'à Maqqéda .
Jos 10.11 And it came to pass, as they fled from before Israel, and were in the going down to Bethhoron, that the Lord cast down great stones from heaven upon them unto Azekah, and they died: they were more which died with hailstones than they whom the children of Israel slew with the sword. Ary nony nandositra teo anoloan' ny Isiraely teo am-pidinan' i Beti-horona izy, Jehovah dia nandatsaka havandra vaventy taminy avy tany an-danitra hatrany Azeka ka nahafaty azy; ary be lavitra ny matin' ny havandra noho izay novonoin' ny Zanak' Isiraely tamin' ny sabatra. Tamin' ny nandosiran' izy ireo teo anatrehan' ny zanak' Israely teo amin' ny fidinan' i Betoròna dia nampianjeran' ny Tompo vato vaventy izy ireo hatrany Azekà, ka maty; be lavitra ny matin' ny havandra vato noho ny matin' ny sabatry ny zanak' Israely. Or, tandis qu' ils fuyaient devant Israël à la descente de Bet-Horôn, Yahvé lança du ciel sur eux, jusqu'à Azéqa, d'énormes grêlons, et ils moururent. Il en mourut plus sous les grêlons que sous le tranchant de l'épée des Israélites.
...............
Jos 15.35 Jarmuth, and Adullam, Socoh, and Azekah, sy Jarmota sy Adolama sy Soko sy Azeka Jerimota, Odolama, Sokao, Azeka, Yarmut, Adullam, Soko, Azéqa,

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
1Sm / 1Sam 17.1 Now the Philistines gathered together their armies to battle, and were gathered together at Shochoh, which belongeth to Judah, and pitched between Shochoh and Azekah, in Ephesdammim. Ary ny Filistina namory ny miaramilany hiady, ka tafavory tao Soko any Joda izy ary nitoby teo anelanelan' i Soko sy Azeka, dia tao Efesa-damima. Ary namory ny miaramilany ny Filistina mba hiantafika ka tafangona tao Sokao, izay an' i Jodà, dia nitoby tao Efesa-Domina anelanelan' i Sokao sy Azeka. Les Philistins rassemblèrent leurs troupes pour la guerre, ils se concentrèrent à Soko de Juda, et campèrent entre Soko et Azéqa, à Éphès-Dammim.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 11.9 And Adoraim, and Lachish, and Azekah, sy Adoraima sy Lakisy sy Azeka Adorama, Lakisa, Azekà, Adorayim, Lakish, Azéqa,

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 11.30 Zanoah, Adullam, and in their villages, at Lachish, and the fields thereof, at Azekah, and in the villages thereof. And they dwelt from Beersheba unto the valley of Hinnom. sy Zanoa sy Adolama sy ny zana-bohiny, sy tany Lakisy sy ny sahany, ary tany Azeka sy ny zana-bohiny. Ary nonina hatram Beri-sheba ka hatramin' ny lohasahan' i Himona izy. Zanola, Odolama, mbamin' ny zana-bohitr' ireo; Lakisa mbamin' ny tany momba azy, Azekà mbamin' ny vohitra momba azy. Hatrany Bersabea ka hatrany amin' ny lohasahan' i Enoma no nonenany. Zanoah, Adullam et les villages de leur ressort, Lakish et sa campagne, Azéqa et ses dépendances : ils s'établirent donc de Bersabée jusqu' au val d' Hinnom.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 34.7 When the king of Babylon' s army fought against Jerusalem, and against all the cities of Judah that were left, against Lachish, and against Azekah: for these defenced cities remained of the cities of Judah. fony ny miaramilan' ny mpanjakan' i Babylona mbola namely an' i Jerosalema sy ny tanànan' ny Joda sisa rehetra, dia Lakisy sy Azeka: fa ireo ihany no tanàna mimanda sisa tamin' ny tanànan' ny Joda. Tamin' izany ny tafiky ny mpanjakan' i Babilona niady tamin' i Jerosalema sy tamin' ny tanànan' i Jodà rehetra izay mbola nahatohitra ihany, tamin' i Lakisa sy tamin' i Azeka, fa ireo no hany sisa tamin' ny tanànan' i Jodà, tamin' ny tanàna mimanda. l' armée du roi de Babylone menait alors le combat contre Jérusalem et contre toutes les villes de Juda qui tenaient encore, à savoir Lakish et Azéqa, car parmi les villes de Juda, celles-ci restaient des places fortes.