Chapitres et versets citant Hebronita

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 3.27 And of Kohath was the family of the Amramites, and the family of the Izeharites, and the family of the Hebronites, and the family of the Uzzielites: these are the families of the Kohathites. Ary avy tamin' i Kehata ny fokon' ny Amramita sy ny fokon' ny Jizarita sy ny fokon' ny Hebronita ary ny fokon' ny Ozielita; ireo no fokon' ny Kehatita. Ny avy amin' i Kaata dia ny fokon' ny Amramita, ny fokon' i Jesaarita, ny fokon' ny Hebronita, ary ny fokon' ny Azielita: ireo no fokon' ny Kaatita. De Qehat relevaient les clans Amramite, Yiçharite, Hébronite et Uzziélite. Ce sont les clans Qehatites ;
...............
Nom / Fan 26.58 These are the families of the Levites: the family of the Libnites, the family of the Hebronites, the family of the Mahlites, the family of the Mushites, the family of the Korathites. And Kohath begat Amram. Izao no fokon' i Levy: ny fokon' ny Libnita, ny fokon' ny Hebronita, ny fokon' ny Mahalita, ny fokon' ny Mosita, ny fokon' ny Koralta. Ary Kehata niteraka an' i Amrama. Izao no fokon' i Levì: ny fokon' ny Lobnita, ny fokon' ny Hebronita, ny fokon' ny Moholita, ny fokon' ny Mosita, ary ny fokon' ny Koreita. Voici les clans de Lévi : le clan Libnite, le clan Hébronite, le clan Mahlite, le clan Mushite, le clan Coréite. Qehat engendra Amram.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 26.23 Of the Amramites, and the Izharites, the Hebronites, and the Uzzielites: Tamin' ny Amramita sy ny Jizarita sy ny Hebronita ary ny Ozielita Tamin' ny Amramita, ny Isaarita, ny Hebronita ary ny Ozihelita, Quant aux Amramites, Yiçharites, Hébronites et Uzziélites :
...............
1Tt / 1Tan 26.30 And of the Hebronites, Hashabiah and his brethren, men of valour, a thousand and seven hundred, were officers among them of Israel on this side Jordan westward in all the business of the Lord, and in the service of the king. Ary tamin' ny Hebronita dia Hasabia sy ny rahalahiny, lehilahy mahay fiton-jato amby arivo, no mpifehy tamin' ny Isiraely tany an-dafy andrefan' i Jordana ny amin' ny raharaha rehetra ho an' i Jehovah sy ny fanompoana ny mpanjaka. Tamin' ny Hebronita, dia Hasabiasa mbamin' ireo rahalahiny samy lehilahy mahery fo, fiton-jato amby arivo no isany, no nifehy an' Israely teny an-dafin' i Jordany any andrefana, amin' ny raharaha rehetra momba an' ny Tompo sy ny fanompoana ny mpanjaka. Pour les Hébronites : Hashabyahu et ses frères, mille sept cents guerriers responsables de la surveillance d' Israël à l' ouest du Jourdain, pour toutes les affaires de Yahvé et le service du roi.
1Tt / 1Tan 26.31 Among the Hebronites was Jerijah the chief, even among the Hebronites, according to the generations of his fathers. In the fortieth year of the reign of David they were sought for, and there were found among them mighty men of valour at Jazer of Gilead. Ny Hebronita dia Jeria lohany (tamin' ny taona fahefa-polo nanjakan' i Davida no nitadiavana ny Hebronita araka ny fianakaviany avy, ka nisy lehilahy mahay hita tao aminy tao Jazera any Gileada) Tamin' ny Hebronita dia Jerià no lohany. Ny amin' ny Hebronita araka ny tetiarana isam-pianakaviana dia nisy fikarohana natao tamin' ny taona fahefapolo nanjakan' i Davida ka nahitana lehilahy mahery teo amin' izy ireo tao Jazera any Galaada, Pour les Hébronites : Yeriyya le chef. En l' an quarante du règne de David, on fit des recherches sur les parentés des familles hébronites, et l' on trouva parmi eux de vaillants preux à Yazèr, en Galaad.