Chapitres et versets citant Arama

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 10.22 The children of Shem; Elam, and Asshur, and Arphaxad, and Lud, and Aram. Ny zanakalahin' i Sema dia Elama sy Asyra sy Arpaksada sy Loda ary Arama. Zanak' i Sema: Elama, Asora, Arfaksada, Loda, ary Arama. Fils de Sem : Élam, Ashshur, Arpakshad, Lud, Aram.
Gen / Jen 10.23 And the children of Aram; Uz, and Hul, and Gether, and Mash. Ary ny zanakalahin' i Arama dia Oza sy Hola sy Gatera ary Masy. Zanak' i Arama: Osa, Hola, Getera, ary Mesa. Fils d' Aram : Uç, Hul, Géter et Mash.
...............
Gen / Jen 22.21 Huz his firstborn, and Buz his brother, and Kemuel the father of Aram, dia Oza lahimatoany sy Boza lahiaivo ary Kemoela, rain' i Arama, dia Hosa lahimatoany, Boza lahiaivo, Kamoela rain' i Arama, son premier-né Uç, Buz, le frère de celui-ci, Qemuel, père d' Aram,
...............
Gen / Jen 36.28 The children of Dishan are these; Uz, and Aran. Ary izao no zanak' i Disana: Oza sy Arana. Izao no zanakalahin' i Disàna: Hosy sy Arama. Voici les fils de Dishân : Uç et Arân.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 23.7 And he took up his parable, and said, Balak the king of Moab hath brought me from Aram, out of the mountains of the east, saying, Come, curse me Jacob, and come, defy Israel. Dia nanao oha-teny Balama ka nilaza hoe: Balaka nampaka ahy avy tany Arama, Ny mpanjakan' i Moaba nampaka ahy avy tany amin' ny tendrombohitra atsinanana: Avia, ka ozòny ho ahy Jakoba; ary mankanesa atý, ka sahatoy ny Isiraely. ka nilaza ny lahateniny Balaama nanao hoe: Balàka nampaka ahy avy tany Arama; Ny mpanjakan' i Moaba nampaka ahy, avy tany an-tendrombohitry ny Atsinanana; Avia, ozony Jakoba! Il prononça son poème :" Balaq me fait venir d' Aram, le roi de Moab, des monts de Qèdem :"Viens, maudis-moi Jacob, viens, fulmine contre Israël. "

  Ruth Rota Rota Livre de Ruth
...............
Rot Rt 4.19 And Hezron begat Ram, and Ram begat Amminadab, ary Hezrona niteraka an' i Rama; ary Rama niteraka an' i Aminadaba; Esrona niteraka an' i Arama, Arama niteraka an' i Aminadaba, Heçrôn engendra Ram et Ram engendra Amminadab.

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 30.30 And to them which were in Hormah, and to them which were in Chorashan, and to them which were in Athach, sy ho an' izay ao Horma sy ho an' izay ao Korasana sy ho an' izay ao Ataka an' ny ao Arama, an' ny ao Kora-Asana, an' ny ao Ataka, à ceux de Horma, à ceux de Bor-Ashân, à ceux de Éter,

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 15.8 For thy servant vowed a vow while I abode at Geshur in Syria, saying, If the Lord shall bring me again indeed to Jerusalem, then I will serve the Lord. Fa nivoady aho mpanomponao, fony mbola nitoetra tany Gesora any Syria, nanao hoe: Raha mbola hampodin' i Jehovah any Jerosalema ihany aho, dia hanompo an' i Jehovah. Fa fony nitoetra tany Gesora any Arama dia nanao voady ny mpanomponao ka nanao hoe: Raha averin' ny Tompo any Jerosalema indray aho, dia hanompo an' ny Tompo aho. Car, lorsque j'étais à Geshur en Aram, ton serviteur a fait ce voeu : Si Yahvé me ramène à Jérusalem, je rendrai un culte à Yahvé à Hébron. "

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.42 The sons of Ezer; Bilhan, and Zavan, and Jakan. The sons of Dishan; Uz, and Aran. Ary ny zanakalahin i Ezera dia Bilana sy Zavana ary Jakana. Ny zanakalahin' i Disana dia Oza sy Arana. Zanak' i Esera: Balaàna, Zavàna ary Jakàna. Zanak' i Disàna: Hosa sy Aràna. Fils d'Éçer : Bilhân, Zaavân, Yaaqân. Fils de Dishân : Uç et Arân.

  Book of Ezekiel Ezekiela Ezekiela Livre d'Ezéchiel
...............
Eze / Ez 27.16 Syria was thy merchant by reason of the multitude of the wares of thy making: they occupied in thy fairs with emeralds, purple, and broidered work, and fine linen, and coral, and agate. Syria no mpandranto nankany aminao noho ny habetsahan' ny tao-zavatrao, ka karbonkolo sy lamba volomparasy sy tenona samy hafa soratra sy rongony fotsy madinika sy voahangy ary robina no nentiny natakalo ny entanao. Arama nifampivarotra taminao, ny amin' ny habetsahan' ny vokatrao; vatosoa, jaky, amboradara, rongony madinika, voahangy sy robisy no nanefany ny volanao aminy. Édom était ton client, grâce à l' abondance de tes produits; il te donnait des escarboucles, de la pourpre, des broderies, du byssus, du corail et des rubis contre tes marchandises.

  Book of Hosea Hosea Osea Livre d'Osée
...............
Hos / Os 12.13 And by a prophet the Lord brought Israel out of Egypt, and by a prophet was he preserved. Jakoba nandositra ho any amin' ny tany Syria, Isiraely nanompo hahazoany vady, eny, ny hahazoany vady no niandrasany ondry aman' osy. Nandositra ho any amin' ny tany Arama Jakoba; nanompo mba hahazoany vady Israely; dia niandry ondry izy hahazoany vady. Jacob s' enfuit aux campagnes d' Aram, Israël servit pour une femme, pour une femme, il garda les troupeaux.

  The Gospel according to Matthew Matio Matio L'Évangile selon Saint Matthieu
...............
Mat / Mt 1.3 And Judas begat Phares and Zara of Thamar; and Phares begat Esrom; and Esrom begat Aram; ary Joda niteraka an' i Fareza sy Zara tamin' i Tamara; ary Fareza niteraka an' i Hezrona; ary Hezrona niteraka an-dRama; Joda niteraka an' i Faresa sy Zara tamin' i Tamara; Faresa niteraka an' i Esrona; Esrona niteraka an' i Arama; Juda engendra Pharès et Zara, de Thamar, Pharès engendra Esrom, Esrom engendra Aram,
Mat / Mt 1.4 And Aram begat Aminadab; and Aminadab begat Naasson; and Naasson begat Salmon; ary Rama niteraka an' i Aminadaba; ary Aminadaba niteraka an' i Nasona; ary Nasona niteraka an' i Salmona; Arama niteraka an' i Aminadaba; Aminadaba niteraka an' i Naasona; Naasona niteraka an' i Salmona; Aram engendra Aminadab, Aminadab engendra Naasson, Naasson engendra Salmon,

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 3.33 Which was the son of Aminadab, which was the son of Aram, which was the son of Esrom, which was the son of Phares, which was the son of Juda, zanak' i Aminadaba, zanak' i Arny, zanak' i Hezrona, zanak' i Fareza, zanak' i Joda, zanak' i Aminadaba, zanak' i Arama, zanak' i Esròna, zanak' i Faresa, zanak' i Jodà, fils d' Aminadab, fils d' Admin, fils d' Arni, fils de Hesron, fils de Pharès, fils de Juda,