Chapitres et versets citant Azora

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 10.18 Hodijah, Hashum, Bezai, Atera, Hezekia, Azora, Atera, Ezekiasa, Azora, Ater, Hizqiyya, Azzur,

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
Jer / Jr 28.1 And it came to pass the same year, in the beginning of the reign of Zedekiah king of Judah, in the fourth year, and in the fifth month, that Hananiah the son of Azur the prophet, which was of Gibeon, spake unto me in the house of the Lord, in the presence of the priests and of all the people, saying, Ary tamin' izany taona izany ihany, dia tamin' ny niandohan' ny nanjakan' i Zedekia, mpanjakan' ny Joda, tamin' ny volana fahadimy tamin' ny taona fahefatra, no nitenenan' i Hanania, zanak' i Azora, mpaminany avy tany Gibeona, tamiko tao an-tranon' i Jehovah, teo anatrehan' ny mpisorona sy ny vahoaka rehetra, nanao hoe: Tamin' izany taona izany ihany, dia tamin' ny niandohan' ny nanjakan' i Sedesiasa, mpanjakan' i Jodà, tamin' ny taona fahefatra, volana fahadimy: niteny tamiko teo an-tranon' ny Tompo, teo anatrehan' ny mpisorona sy ny vahoaka rehetra Hananiasa, mpaminany, zanak' i Azora, avy any Gabaona, nanao hoe: Cette même année, au début du règne de Sédécias, roi de Juda, la quatrième année, au cinquième mois, le prophète Hananya, fils de Azzur, originaire de Gabaôn, parla ainsi à Jérémie dans le Temple de Yahvé, en présence des prêtres et de tout le peuple

  Book of Ezekiel Ezekiela Ezekiela Livre d'Ezéchiel
Eze / Ez 11.1 Moreover the spirit lifted me up, and brought me unto the east gate of the Lord' s house, which looketh eastward: and behold at the door of the gate five and twenty men; among whom I saw Jaazaniah the son of Azur, and Pelatiah the son of Benaiah, princes of the people. Ary nisy fanahy nanainga ahy koa, dia nitondra ahy ho eo amin' ny vavahady atsinanana amin' ny tranon' i Jehovah, dia ilay manatrika ny atsinanana; ary, indreo, nisy olona dimy amby roa-polo lahy teo anoloan' ny vavahady; dia hitako teo amin' ireo Jazania, zanak' i Azora, sy Pelatia, zanak' i Benaia, lehiben' ny vahoaka. Naingain' ny Fanahy aho dia nentiny nankeo ambavahady atsinanana, ilay mitodika miantsinana amin' ny tranon' ny Tompo; ka indro, teo anoloan' ny vavahady nisy olona dimy amby roapolo lahy; ary hitako teo amin' izy ireo, Jezoniasa, zanak' i Azora sy Feltiasa, zanak' i Banaiasa, lehiben' ny vahoaka. L' esprit m' enleva et m' emmena au porche oriental du Temple de Yahvé, celui qui regarde l' orient. Et voici qu'à l' entrée du porche, il y avait vingt-cinq hommes, parmi lesquels je vis Yaazanya fils de Azzur et Pelatyahu fils de Benayahu, chefs du peuple.

  The Gospel according to Matthew Matio Matio L'Évangile selon Saint Matthieu
...............
Mat / Mt 1.13 And Zorobabel begat Abiud; and Abiud begat Eliakim; and Eliakim begat Azor; ary Zerobabela niteraka an' i Abihoda; ary Abihoda niteraka an' i Eliakima; ary Eliakima niteraka an' i Azora; Zorobabela niteraka an' i Abioda; Abioda niteraka an' i Eliakima; Eliakima niteraka an' i Azora; Zorobabel engendra Abioud, Abioud engendra Éliakim, Éliakim engendra Azor,
Mat / Mt 1.14 And Azor begat Sadoc; and Sadoc begat Achim; and Achim begat Eliud; ary Azora niteraka an' i Zadoka; ary Zadoka niteraka an' i Akima; ary Akima niteraka an' i Elihoda; Azora niteraka an' i Sadoka; Sadoka niteraka an' i Akima; Akima niteraka an' i Elioda; Azor engendra Sadok, Sadok engendra Akhim, Akhim engendra Élioud,