Chapitres et versets citant Misaela

  Exodus Fanafahana na Eksodosy Fanafahana na Eksaody L'Exode
...............
Eks 6.22 And the sons of Uzziel; Mishael, and Elzaphan, and Zithri. Ary ny zanakalahin' i Oziela dia Misaela sy Elzafana ary Sitry. Zanakalahin' i Oziela: Misaela, Elisafana ary Setrì. et les fils d' Uzziel : Mishaèl, Elçaphân et Sitri.

  Leviticus Fisoronana na Levitikosy Fisoronana na Levitika Le Lévitique
...............
Lev 10.4 And Moses called Mishael and Elzaphan, the sons of Uzziel the uncle of Aaron, and said unto them, Come near, carry your brethren from before the sanctuary out of the camp. Ary Mosesy dia nampaka an' i Misaela sy Elzafana, zanak' i Oziela, rahalahin-drain' i Arona, ka nanao taminy hoe: Manatòna, ka ento ny rahalahinareo hiala eo anoloan' ny fitoerana masina ho eny ivelan' ny toby. Ary Moizy niantso an' i Misaela sy Elisafona, zanak' i Oziela, rahalahin-drain' i Aarona, nilaza tamin' ireo hoe: Manatòna hianareo ka ento ny rahalahinareo hanalavitra ny fitoerana masina, any ivelan' ny toby. Moïse appela Mishaèl et Élçaphân, fils d' Uzziel oncle d' Aaron, et leur dit : " Approchez et emportez vos frères loin du sanctuaire, hors du camp. "

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 8.4 And Ezra the scribe stood upon a pulpit of wood, which they had made for the purpose; and beside him stood Mattithiah, and Shema, and Anaiah, and Urijah, and Hilkiah, and Maaseiah, on his right hand; and on his left hand, Pedaiah, and Mishael, and Malchiah, and Hashum, and Hashbadana, Zechariah, and Meshullam. Ary Ezra mpanora-dalàna nitsangana teo ambonin' ny lampihazo fitoriana, izay efa natao ho fitoriana izany; ary Matitia sy Sema sy Anaia sy Oria sy Hilkia ary Mahaseia no nitsangana teo anilany ankavanana; ary Pedaia sy Misaela sy Malkia sy Hasoma sy Hasbadana sy Zakaria ary Mesolama no teo anilany ankavia kosa. Teo ambony lampihazo vao narafitra hanaovana izany, no nitsangana Esdrasa mpanora-dalàna, ary ireto no teo anilany: ao an-kavanany, Matatiasa, Semeiasa, Aniasa, Oria, Helkiasa, Maasiasa; teo an-kaviany, Fadaiasa, Misaela, Melkiasa, Hasoma, Hasbadanà, Zakaria, Mosolama. Le scribe Esdras se tenait sur une estrade de bois, construite pour la circonstance; près de lui se tenaient : à sa droite, Mattitya, Shéma, Anaya, Uriyya, Hilqiyya et Maaséya, et, à sa gauche, Pedaya, Mishaèl, Malkiyya, Hashum, Hashbaddana, Zekarya et Meshullam.

  Book of Daniel Daniela Daniely Livre de Daniel
...............
Dan / Da 1.6 Now among these were of the children of Judah, Daniel, Hananiah, Mishael, and Azariah: Ary tamin' ireo dia nisy avy amin' ny taranak' i Joda, dia Daniela sy Hanania sy Misaela ary Azaria. Anisan' ireo: Daniely, Ananiasa, Misaely ary Azariasa, avy amin' ny taranak' i Jodà. Parmi eux se trouvaient Daniel, Ananias, Misaèl et Azarias, qui étaient des Judéens.
Dan / Da 1.7 Unto whom the prince of the eunuchs gave names: for he gave unto Daniel the name of Belteshazzar; and to Hananiah, of Shadrach; and to Mishael, of Meshach; and to Azariah, of Abednego. Ary izy ireo nomen' ny lehiben' ny tandapa anarana, ka Daniela nataony hoe Beltesazara, ary Hanania nataony hoe Sadraka, ary Misaela nataony hoe Mesaka, ary Azaria nataony hoe Abednego. Nomen' ny lehiben' ny eonoka anarana izy ireo: ka Daniely nataony hoe Baltasara, Ananiasa nataony hoe Sidraka, Misaely nataony hoe Misaka, ary Azariasa nataony hoe Abdenegao. Le chef des eunuques leur imposa des noms : Daniel s' appellerait Baltassar, Ananias Shadrak, Misaèl Méshak, et Azarias Abed-Nego.
...............
Dan / Da 1.11 Then said Daniel to Melzar, whom the prince of the eunuchs had set over Daniel, Hananiah, Mishael, and Azariah, Dia hoy Daniela tamin' ny mpiadidy, izay notendren' ny lehiben' ny tandapa ho mpiadidy an' i Daniela sy Hanania sy Misaela ary Azaria: Dia hoy Daniely tamin' ny mpikarakara sakafo notendren' ny lehiben' ny eonoka hikarakara an' i Daniely, Ananiasa, Misaely, sy Azariasa: Daniel dit alors au garde que le chef des eunuques avait assigné à Daniel, Ananias, Misaèl et Azarias
...............
Dan / Da 1.19 And the king communed with them; and among them all was found none like Daniel, Hananiah, Mishael, and Azariah: therefore stood they before the king. Ary ny mpanjaka niresaka taminy, ka tsy nisy hita izay tahaka an' i Daniela sy Hanania sy Misaela ary Azaria tamin' izy rehetra, ka dia nitoetra teo anatrehan' ny mpanjaka izy ireo. Niresaka tamin' izy rehetra ny mpanjaka, ary izy rehetra dia tsy nisy tahaka an' i Daniely, Ananiasa, Misaely ary Azariasa, ka dia noraisina hanao ny fanompoana ny mpanjaka izy ireo. Le roi s' entretint avec eux, et dans le nombre il ne s' en trouva pas tels que Daniel, Ananias, Misaèl et Azarias. Ils se tinrent donc devant le roi
...............
Dan / Da 2.17 Then Daniel went to his house, and made the thing known to Hananiah, Mishael, and Azariah, his companions: Ary Daniela nody tany an-tranony ka nanambara ilay teny tamin' i Hanania sy Misaela ary Azaria namany, Niaraka tamin' izay dia nody tany an-tranony Daniely ary nampandre ny raharaha an' i Ananiasa sy Misaely ary Azariasa namany, Daniel rentra dans sa maison et fit part de la chose à Ananias, Misaèl et Azarias, ses compagnons,
...............
Dan / Da 3.88 Isaory ny Tompo, ry Ananiasa sy Azariasa sy Misaely; derao izy, ary ankalazao mandrakizay. Fa nanesotra antsika tamin' ny seoly izy, ary nanafaka antsika tamin' ny herin' ny fahafatesana; namonjy antsika tamin' ny memin' ny afo mivaivay izy; ary nanesotra antsika teo afovoan' ny afo. Ananias, Azarias, Misaèl, bénissez le Seigneur chantez-le, exaltez-le éternellement! Car il nous a délivrés des enfers, il nous a sauvés de la main de la mort, il nous a arrachés à la fournaise de flamme ardente, il nous a tirés du milieu de la flamme.