Chapitres et versets citant Asela

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 8.37 And Moza begat Binea: Rapha was his son, Eleasah his son, Azel his son: ary Moza niteraka an' i Binea; Rafa no zanakalahin' i Binea, Elasa no zanakalahin' i Rafa, Azela no zanakalahin' i Elasa Mosà niteraka an' i Banaà; Rafà zanany, Falsà zanany, Asela zanany. Moça engendra Binéa. Rapha son fils, Éléasa son fils, Açel son fils.
1Tt / 1Tan 8.38 And Azel had six sons, whose names are these, Azrikam, Bocheru, and Ishmael, and Sheariah, and Obadiah, and Hanan. All these were the sons of Azel. Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy, ka izao no anarany: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana. Ireo rehetra ireo no zanakalahin' i Azela. Nanan-janaka enin-dahy Asela ka ireto avy no anarany: Ezrikama, Bokrao, Ismaela, Sarià, Obdià ary Hanàna: zanaka' i Asela avokoa ireo. Açel eut six fils dont voici les noms : Azriqam son premier-né, puis Yishmaèl, Shéarya, Obadya, Hanân. Ils étaient tous fils de Açel.
...............
1Tt / 1Tan 9.43 And Moza begat Binea; and Rephaiah his son, Eleasah his son, Azel his son. ary Moza niteraka an' i Binea; ary Refaia no zanakalahin' i Binea, Elasa no zanakalahin' i Refaia, Azela no zanakalahin' i Elasa. Mosà niteraka an' i Banaà; Rafaià zanany, Elasà zanany, Asela zanany. Moça engendra Binéa. Rephaya son fils, Éléasa son fils, Açel son fils.
1Tt / 1Tan 9.44 And Azel had six sons, whose names are these, Azrikam, Bocheru, and Ishmael, and Sheariah, and Obadiah, and Hanan: these were the sons of Azel. Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy ka izao no anarany avy: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana; ireo no zanakalahin' i Azela. Nanan-janaka enin-dahy Asela, ka ireto no anarany avy: Ezrikama, Bokrao, Ismaela, Sarià, Obdià, ary Hanàna. Ireo no zanakalahin' i Asela. Açel eut six fils dont voici les noms : Azriqam, son premier-né, Yishmaèl, Shéarya, Obadya, Hanân; tels sont les fils de Açel.

  Book of Zechariah Zakaria Zakaria Livre de Zacharie
...............
Zak / Za 14.5 And ye shall flee to the valley of the mountains; for the valley of the mountains shall reach unto Azal: yea, ye shall flee, like as ye fled from before the earthquake in the days of Uzziah king of Judah: and the Lord my God shall come, and all the saints with thee. Dia handositra ho any amin' ny lohasahan' ny tendrombohitro ianareo, fa hipaka hatrany Azela ny lohasahan' ny tendrombohitra; eny, handositra ianareo tahaka ny nandosiranareo ny horohorontany tamin' ny andron' i Ozia, mpanjakan' ny Joda; ary ho avy Jehovah Andriamanitro mbamin' ny masina rehetra momba Azy. dia eo amin' ny lohasahan' ny tendrombohitro, no handosiranareo, fa hipaka hatrany Atsala ny lohasahan' ny tendrombohitro: toy ny nandosiranareo ny horohoron-tany, tamin' ny andron' i Osiasa, mpanjakan' i Jodà, no handosiranareo. Ary ho avy Iaveh Andriamanitrao, ary ny olo-masina rehetra hiaraka aminy. La vallée des Monts sera comblée, oui, elle sera obstruée jusqu'à Yasol, elle sera comblée comme elle le fut par suite du séisme, au temps d' Ozias roi de Juda. Et Yahvé mon Dieu viendra, tous les saints avec lui.