Chapitres et versets citant Gonì

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 46.24 And the sons of Naphtali; Jahzeel, and Guni, and Jezer, and Shillem. Ary ny zanakalahin' i Naftaly dia Jaziela sy Gony sy Jezera ary Silema. Zanak' i Neftalì: Jasiela, Gonì, Jesera ary Salema. Les fils de Nephtali : Yahçéel, Guni, Yéçer et Shillem.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 26.48 Of the sons of Naphtali after their families: of Jahzeel, the family of the Jahzeelites: of Guni, the family of the Gunites: Ny taranak' i Naftaly, araka ny fokony, dia izao: avy tamin' i Jaziela ny fokon' ny Jazielita; avy tamin' i Gony ny fokon' ny Gonita; Zanak' i Neftalì, araka ny fokony avy: ny fokon' ny Jesielita avy tamin' i Jesiela; ny fokon' ny Gonita, avy tamin' i Gonì; Les fils de Nephtali, par clans : pour Yahçéel, le clan Yahçéélite ; pour Guni, le clan Gunite ;

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 5.15 Ahi the son of Abdiel, the son of Guni, chief of the house of their fathers. Ahia, zanak' i Abdiela, zanak' i Gony, no lohan' ny fianakaviany. Akì zanak' i Abdiela, zanak' i Gonì, no lohan' ny fokom-pianakaviany. Ahi, fils de Abdiel, fils de Guni, était le chef de leur famille.
...............
1Tt / 1Tan 7.13 The sons of Naphtali; Jahziel, and Guni, and Jezer, and Shallum, the sons of Bilhah. Ny zanakalahin' i Naftaly dia Jaziela sy Gony sy Jezera sy Saloma, samy zanakalahin' i Bila ireo. Zanakalahin' i Neftalì: Jasiela, Gonia, Jesera ary Seloma, zanakalahin' i Bala. Fils de Nephtali : Yahaçiel, Guni, Yéçer, Shallum. Ils étaient fils de Bilha.