Chapitres et versets citant Ednasa

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 12.20 As he went to Ziklag, there fell to him of Manasseh, Adnah, and Jozabad, and Jediael, and Michael, and Jozabad, and Elihu, and Zilthai, captains of the thousands that were of Manasseh. Raha nankany Ziklaga izy, nisy tamin' ny Manase nanatona azy, dia Adna sy Jozabada sy Jediada sy Mikaela sy Jozabada sy Eliho ary Ziletahy, mpifehy arivo tamin' ny Manase. Raha niverina tany Sikelega izy dia nisy olona avy amin' i Manase, nanatona azy: Ednasa, Jozadaba, Jedihela, Mikaela, Jozadaba, Eliao ary Sabataì, tompon' arivo amin' i Manase ireny. Quelques Manassites se rendirent à David alors qu' il venait lutter avec les Philistins contre Saül. Mais ils ne leur prêtèrent pas main-forte car, s'étant consultés, les princes des Philistins renvoyèrent David en disant : " Il irait se rendre à son seigneur Saül au prix de nos têtes! "

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 17.14 And these are the numbers of them according to the house of their fathers: Of Judah, the captains of thousands; Adnah the chief, and with him mighty men of valour three hundred thousand. Ary izao no nandaminana azy araka ny fianakaviany avy: Ny mpifehy arivo tamin' ny Joda dia Adna komandy, ary ny fehiny dia lehilahy mahery telo hetsy; Toy izao no nanisana azy ireo, araka ny fianakaviany avy: Ny tamin' i Jodà dia ireto no tompon' arivo: Adnà, mpifehy, sy lehilahy mahery telo hetsy, niaraka taminy; En voici la répartition par familles : Pour Juda : officiers de milliers : Adna l' officier, avec 300 milliers de vaillants preux;

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 10.30 And of the sons of Pahathmoab; Adna, and Chelal, Benaiah, Maaseiah, Mattaniah, Bezaleel, and Binnui, and Manasseh. ary ny avy tamin' ny taranak' i Pahata-moaba dia Adna sy Kelala sy Benaia sy Mahaseia sy Matania sy Bezalila sy Binoy ary Manase; tamin' ny taranak' i Falata-Moaba: Ednà, Kalala, Banaiasa, Maasiasa, Mataniasa, Beseleela, Benoì, ary Manase; des fils de Pahat-Moab : Adna, Kelal, Benaya, Maaséya, Mattanya, Beçaléel, Binnuï et Menassé;

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 12.15 Of Harim, Adna; of Meraioth, Helkai; ny avy tamin' i Hadma dia Adna; ny avy tamin' i Meraiota dia Helkay; Ednà avy amin' i Haràma; Helkì avy amin' i Maraiota; famille de Harim : Adna; famille de Merayot : Helqaï;