Chapitres et versets citant Alfà

  The Revelation Apokalypsy Fanambaràna L'Apocalypse
...............
Apo / Ap 1.8 I am Alpha and Omega, the beginning and the ending, saith the Lord, which is, and which was, and which is to come, the Almighty. Izaho no Alfa sy Omega, hoy ny Tompo Andriamanitra, Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy, dia ny Tsitoha. Izaho no Alfà sy Omegà, fiandohana sy fiafarana, hoy ny Tompo Andriamanitra, dia ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy, mahefa ny zavatra rehetra. Je suis l' Alpha et l' Oméga, dit le Seigneur Dieu, " Il est, Il était et Il vient ", le Maître-de-tout.
...............
Apo / Ap 21.6 And he said unto me, It is done. I am Alpha and Omega, the beginning and the end. I will give unto him that is athirst of the fountain of the water of life freely. Ary hoy koa Izy tamiko: Tanteraka ireo. Izaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy ny fiafarana. Izaho hanome maimaimpoana amin' ny loharanon' ny ranon' aina ho an' izay mangetaheta. Nanaraka izany, dia hoy izy tamiko: Vita izany. Izaho no Alfà sy Omegà, fiandohana sy fiafarana. Hampitsotroiko maimaim-poana amin' ny loharanon' aina izay mangetaheta. " C' en est fait, me dit-il encore, je suis l' Alpha et l' Oméga, le Principe et la Fin ; celui qui a soif, moi, je lui donnerai de la source de vie, gratuitement.
...............
Apo / Ap 22.13 I am Alpha and Omega, the beginning and the end, the first and the last. Izaho no Alfa sy Omega, ny voalohany sy ny Farany, ny fiandohana sy ny fiafarana. Izaho no Alfà sy Omegà, ny voalohany sy ny farany, ary ny fiandohana sy ny fiafarana. Je suis l' Alpha et l' Oméga, le Premier et le Dernier, le Principe et la Fin.