Chapitres et versets citant Zara

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 36.13 And these are the sons of Reuel; Nahath, and Zerah, Shammah, and Mizzah: these were the sons of Bashemath Esau' s wife. Ary izao no zanakalahin' i Regoela: Nahata sy Zera sy Sama ary Miza; ireo no zanakalahin' i Basemata, vadin' i Esao. Izao kosa no zanakalahin-dRahoely: Nahata, Zara, Sammà, ary Mezà. Ireo no zanakalahin' i Basemata, vadin' i Esao. Voici les fils de Réuel : Nahat, Zérah, Shamma, Mizza. Tels furent les fils de Basmat, la femme d'Ésaü.

      Fahendrena Le Livre de la Sagesse
...............
Fah 9.16 Zara raha mahavinavina ny eto an-tany izahay; ary tsy maintsy misasatra vao mahita manoloana ny tenanay; koa zovy ary no hahatakatra izay any an-danitra? Nous avons peine à conjecturer ce qui est sur la terre, et ce qui est à notre portée nous ne le trouvons qu' avec effort, mais ce qui est dans les cieux, qui l' a découvert?

  The Gospel according to Matthew Matio Matio L'Évangile selon Saint Matthieu
...............
Mat / Mt 1.3 And Judas begat Phares and Zara of Thamar; and Phares begat Esrom; and Esrom begat Aram; ary Joda niteraka an' i Fareza sy Zara tamin' i Tamara; ary Fareza niteraka an' i Hezrona; ary Hezrona niteraka an-dRama; Joda niteraka an' i Faresa sy Zara tamin' i Tamara; Faresa niteraka an' i Esrona; Esrona niteraka an' i Arama; Juda engendra Pharès et Zara, de Thamar, Pharès engendra Esrom, Esrom engendra Aram,