Chapitres et versets citant Amisaday

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 1.12 Of Dan; Ahiezer the son of Ammishaddai. ny avy amin' i Dana dia Ahiezera, zanak' i Amisaday; ny amin' i Dana: Ahiesera zanak' i Amisadaia; Pour Dan, Ahiézer, fils d' Ammishaddaï.
...............
Nom / Fan 2.25 The standard of the camp of Dan shall be on the north side by their armies: and the captain of the children of Dan shall be Ahiezer the son of Ammishaddai. Ary ny fanevan' ny tobin' i Dana, araka ny antokony, dia ho eo amin' ny lafiny avaratra; ary ny lohan' ny taranak' i Dana dia Ahiezera, zanak' i Amisaday; Ny fanevan' ny tobin' i Dana no ho eo avaratra, mbamin' ny antokony. Ny filohan' ny taranak' i Dana dia Ahiesera zanak' i Amisadaìa; Au nord, l'étendard du camp de Dan, selon leurs unités. Prince des fils de Dan : Ahiézer, fils d' Ammishaddaï.
...............
Nom / Fan 7.66 On the tenth day Ahiezer the son of Ammishaddai, prince of the children of Dan, offered: Ary tamin' ny andro fahafolo Ahiezera, zanak' i Amisaday, lohan' ny taranak' i Dana, no nanatitra. Tamin' ny andro fahafolo, an' i Ahiesera, zanak' i Amisadaìa, filohan' ny zanak' i Dana; Celui qui apporta son offrande le dixième jour fut Ahiézer, fils d' Ammishaddaï, prince des fils de Dan.
...............
Nom / Fan 7.71 And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Ahiezer the son of Ammishaddai. ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr' i Ahiezera, zanak' i Amisaday. ary omby roa, ondralahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr' i Ahiesera, zanak' i Amisadaìa. et pour le sacrifice de communion, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d' un an. Telle fut l' offrande d' Ahiézer, fils d' Ammishaddaï.
...............
Nom / Fan 10.25 And the standard of the camp of the children of Dan set forward, which was the rereward of all the camps throughout their hosts: and over his host was Ahiezer the son of Ammishaddai. Dia niainga ny fanevan' ny tobin' ny taranak' i Dana, izay vodi-lalan' ny toby rehetra, araka ny antokony; ary Ahiezera, zanak' i Amisaday, no mpifehy ny antokony. Dia niainga ny fanevan' ny tobin' ny zanak' i Dana, araka ny antokony avy; izy no vody làlan' ny toby rehetra. Ny antokon' i Dana dia nofehezin' i Ahiezera zanak' i Amisadaia; Partit enfin, à l' arrière-garde de tous les camps, l'étendard du camp des fils de Dan selon leurs unités. A la tête de son contingent était Ahiézer, fils d' Ammishaddaï ;