Chapitres et versets citant Adoraima

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 10.27 And Hadoram, and Uzal, and Diklah, sy Hadorama sy Ozala sy Dikla Adorama, Ozala, Deklà, Hadoram, Uzal, Diqla,

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 20.24 And Adoram was over the tribute: and Jehoshaphat the son of Ahilud was recorder: ary Adorama no komandin' ny mpanao fanompoana; ary Josafata, zanak' i Ahiloda, no mpitadidy ny raharaham-panjakana; Adorama no mpandamina ny momba ny fanompoana; Josafata zanak' i Ahiloda no mpitahiry ny bokim-panjakana; Adoram était chef de la corvée; Yehoshaphat fils d' Ahilud était héraut;

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 12.18 Then king Rehoboam sent Adoram, who was over the tribute; and all Israel stoned him with stones, that he died. Therefore king Rehoboam made speed to get him up to his chariot, to flee to Jerusalem. Ary dia naniraka an' i Adorama, komandin' ny mpanao fanompoana, Rehoboama mpanjaka, nefa ny Isiraely rehetra nitora-bato azy, ka maty izy. Dia niezaka faingana nankeo amin' ny kalesiny Rehoboama mpanjaka handositra ho any Jerosalema. Naniraka an' i Adorama, lehiben' ny mpamory hetra, Roboama mpanjaka, tamin' izay; fa notorahan' Israely rehetra vato io, ka maty. Izay Roboama mpanjaka vao niakatra tamin' ny kalesy anankiray faingana, handositra ho any Jerosalema. Le roi Roboam dépêcha Adoram, le chef de la corvée, mais tout Israël le lapida et il mourut ; alors le roi Roboam se vit contraint de monter sur son char pour fuir vers Jérusalem.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.21 Hadoram also, and Uzal, and Diklah, sy Hadorama sy Ozala sy Dikla Adorama, Hozala, Deklà, Hadoram, Uzal, Diqla,
...............
1Tt / 1Tan 18.10 He sent Hadoram his son to king David, to enquire of his welfare, and to congratulate him, because he had fought against Hadarezer, and smitten him; (for Hadarezer had war with Tou;) and with him all manner of vessels of gold and silver and brass. dia naniraka an' i Hadorama zanany hankany amin' i Davida mpanjaka izy hiarahaba sy hisaotra azy noho ny niadiany tamin' i Hadarezera sy ny nahareseny azy (fa Hadarezera dia fahavalon' i Toy), sady nampitondrainy fanaka volamena sy volafotsy ary varahina izay samy maro karazana izy. dia naniraka an' i Adorama zanany, hankany amin' i Davida mpanjaka izy, hiarahaba sy hankalaza azy, noho ny niadiany tamin' i Adarezera sy nandreseny azy, satria niady tsy tapaka Taohò sy Adarezera, sady nampitondrainy fanaka volamena sy volafotsy ary varahina isan-karazany izy. il dépêcha son fils Hadoram au roi David pour le saluer et le féliciter d' avoir fait la guerre à Hadadézer et de l' avoir vaincu, car Hadadézer était en guerre avec Tôou. Il envoya toutes sortes d' objets d' or, d' argent et de bronze;

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 10.18 Then king Rehoboam sent Hadoram that was over the tribute; and the children of Israel stoned him with stones, that he died. But king Rehoboam made speed to get him up to his chariot, to flee to Jerusalem. Ary dia naniraka an' i Adorama, komandin' ny mpanao fanompoana, Rehoboama mpanjaka, nefa ny Zanak' isiraely nitora-bato azy, ka maty izy. Dia niezaka faingana nankeo amin' ny kalesiny Rehoboama mpanjaka handositra ho any Jerosalema. Tamin' izay Roboama mpanjaka naniraka an' i Adorama lehiben' ny mpamory hetra; fa ny zanak' Israely rehetra nitora-bato an' i Adorama, ka maty io. Dia niezaka niakatra ny kalesy anankiray faingana Roboama mpanjaka handositra ho any Jerosalema. Le roi Roboam dépêcha Adoram, le chef de la corvée, mais les Israélites le lapidèrent et il mourut; alors le roi Roboam se vit contraint de monter sur son char pour fuir à Jérusalem.
...............
2Tt / 2Tan 11.9 And Adoraim, and Lachish, and Azekah, sy Adoraima sy Lakisy sy Azeka Adorama, Lakisa, Azekà, Adorayim, Lakish, Azéqa,