Chapitres et versets citant Adramelaka

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 17.31 And the Avites made Nibhaz and Tartak, and the Sepharvites burnt their children in fire to Adrammelech and Anammelech, the gods of Sepharvaim. ary ny Avita nanao an' i Nibaza sy Tartaka; ary ny Sefarvita nandoro ny zanany tamin' ny afo ho an' i Adrameleka Anameleka, andriamanitr' i Sefarvaima. ny avy any Avah, nanao an' i Nebahaza sy Tartaka, ny avy any Sefarvaima nandoro ny zanany tamin' ny afo ho fanajana an' i Adrameleka sy Anameleka andriamanitr' i Sefarvaima. les Avvites un Nibhaz et un Tartaq, et les gens de Sepharvayim brûlaient leurs enfants au feu en l' honneur d' Adrammélek et d' Anammélek, dieux de Sepharvayim.
...............
2Mp 19.37 And it came to pass, as he was worshipping in the house of Nisroch his god, that Adrammelech and Sharezer his sons smote him with the sword: and they escaped into the land of Armenia. And Esarhaddon his son reigned in his stead. Ary raha niankohoka tao an-tranon' i Nisroka andriamaniny izy, dia nasian' i Adrameleka sy Sarezera zananilahy ny sabatra izy; ary dia afaka nandositra nankany amin' ny tany Ararata izy mirahalahy. Ary Esara-hadona zananilahy no nanjaka nandimby azy. Ary raha ilay niankohoka teo an-tranon' i Nesraoka andriamaniny iny izy, dia novonoin' i Adramelaka sy Sarasara zanany lahy tamin' ny sabatra, ka nandositra nankany amin' ny tany Ararata ireo. Dia Asaradona zanany no nanjaka nandimby azy. Un jour qu' il était prosterné dans le temple de Nisrok, son dieu, ses fils Adrammélek et Saréçer le frappèrent avec l'épée et se sauvèrent au pays d' Ararat. Asarhaddon, son fils, devint roi à sa place.

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 37.38 And it came to pass, as he was worshipping in the house of Nisroch his god, that Adrammelech and Sharezer his sons smote him with the sword; and they escaped into the land of Armenia: and Esarhaddon his son reigned in his stead. Ary raha niankohoka tao an-tranon' i Nisroka andriamaniny izy, dia nokapain' i Adrameleka sy Sarezera zananilahy ny sabatra izy; ary dia afaka nandositra ho any amin' ny tany Ararata izy mirahalahy; ary Esara-hadona zananilahy no nanjaka nandimby azy. ka nitoetra tany Niniva. Fa raha ilay niankohoka tao an-tranon' i Nesroka, andriamaniny iny izy, dia nokapain' i Adrameleky sy Sarasara, zanany lahy, tamin' ny sabatra, ka nandositra tany amin' ny tanin' ny Ararata izy ireo, dia Asarhaddona, zanany lahy, no nanjaka nandimby azy. Un jour qu' il était prosterné dans le temple de Nisrok, son dieu, ses fils Adrammélek et Saréçer le frappèrent de l'épée et se sauvèrent au pays d' Ararat. Assarhaddon, son fils, devint roi à sa place.