Chapitres et versets citant Arkipo

  Letter to the Colossians Kolosianina Kolosiana Épître de Saint Paul aux Colossiens
...............
Kol 4.17 And say to Archippus, Take heed to the ministry which thou hast received in the Lord, that thou fulfil it. Ary lazao amin' i Arkipo hoe: Tandremo ny fanompoana izay noraisinao tao amin' ny Tompo mba hahatanterahanao izany. Lazao amin' i Arkipo izao: Tandremo ny fandraharahana noraisinao tao amin' ny Tompo, mba hahatanterahanao azy tsara. Dites à Archippe : " Prends garde au ministère que tu as reçu dans le Seigneur, et tâche de bien l' accomplir. "

  Letter to Philemon Filemona Filemona Épître de Saint Paul à Philémon
...............
Flm / Filem 1.2 And to our beloved Apphia, and Archippus our fellowsoldier, and to the church in thy house: ary mamangy an' i Apia anabavinay sy Arkipo, miaramila namantsika, ary ny fiangonana ao an-tranonao: sy Apia anabavy malala, sy Arkipo mpiara-miady aminay, ary ny Eglizy izay ao an-tranonao: Allons, frère, j' attends de toi ce service dans le Seigneur ; soulage mon coeur dans le Christ.