Chapitres et versets citant Filadelfia

  The Revelation Apokalypsy Fanambaràna L'Apocalypse
...............
Apo / Ap 1.11 Saying, I am Alpha and Omega, the first and the last: and, What thou seest, write in a book, and send it unto the seven churches which are in Asia; unto Ephesus, and unto Smyrna, and unto Pergamos, and unto Thyatira, and unto Sardis, and unto Philadelphia, and unto Laodicea. nanao hoe: Izay zavatra hitanao dia soraty eo amin' ny boky, ka ampitondray ho any amin' ny fiangonana fito, dia ho any Efesosy sy Smyrna sy Pergamosy sy Tyatira sy Sardisy sy Filadelfia ary Laodikia. nanao hoe: Soraty amin' ny boky izay hitanao, ka ampitondray any amin' ny Eglizy fito any Asia, dia any Efezy, Smirna, Pergama, Tiatira, Sarda, Filadelfia, ary Laodisea. " Ce que tu vois, écris-le dans un livre pour l' envoyer aux sept Églises : à Éphèse, Smyrne, Pergame, Thyatire, Sardes, Philadelphie et Laodicée. "
...............
Apo / Ap 3.7 And to the angel of the church in Philadelphia write; These things saith he that is holy, he that is true, he that hath the key of David, he that openeth, and no man shutteth; and shutteth, and no man openeth; Ary soraty ho amin' ny anjelin' ny fiangonana any Filadelfia: Izao no lazain' izay masina, Izay marina, Izay manana ny fanalahidin' i Davida, Izay mamoha ka tsy hisy hanidy, ary manidy ka tsy misy mamoha: Manorata koa ho an' ny anjelin' ny Eglizin' i Filadelfia: Izao no lazain' ilay masina, ilay marina, ilay manana ny fanalahidin' i Davida, ilay mamoha, tsy misy mahahidy, ary manidy, tsy misy mahavoha: " A l' Ange de l'Église de Philadelphie, écris : Ainsi parle le Saint, le Vrai, celui qui détient la clef de David : s' il ouvre, nul ne fermera, et s' il ferme, nul n' ouvrira.