Chapitres et versets citant Ateniana

      Makabeo II 2ème Livre des Maccabées
...............
2M 9.15 hampitoviny saranga amin' ny Ateniana avokoa ny Jody izay notombanany ho tsy mendrika hanam-pasana, sy nokendreny hatao sakafon' ny vorona mpihaza amam-biby masiaka; de faire de tous les Juifs les égaux des Athéniens, eux qu' il jugeait indignes de la sépulture et bons à servir de pâture aux oiseaux de proie ou à être jetés aux bêtes avec leurs enfants,

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 17.21 (For all the Athenians and strangers which were there spent their time in nothing else, but either to tell, or to hear some new thing.) (Fa ny Ateniana rehetra sy ny vahiny izay nitoetra teo tsy nandany ny androny tamin' ny zavatra hafa, afa-tsy ny hilaza na hihaino zava-baovao.) Fa ny Ateniana rehetra sy ny vahiny nitoetra tao, dia tsy nandany ny andro afa-tsy tamin' ny filazana na fihainoana zava-baovao. Tous les Athéniens en effet et les étrangers qui résidaient parmi eux n' avaient d' autre passe-temps que de dire ou écouter les dernières nouveautés.
Asa 17.22 Then Paul stood in the midst of Mars' hill, and said, Ye men of Athens, I perceive that in all things ye are too superstitious. Ary Paoly nitsangana teo afovoan' i Areopago ka nanao hoe: Ry lehilahy Ateniana, hitako fa amin' ny zavatra rehetra dia fatra-pivavaka amin' ny andriamanitrareo indrindra ianareo. Dia nitsangana teo afovoan' i Areopaza Paoly ka nanao hoe: Ry lehilahy Ateniana, hitako amin' ny zavatra rehetra etoana fa olona fatra-pivavaka loatra hianareo. Debout au milieu de l' Aréopage, Paul dit alors : " Athéniens, à tous égards vous êtes, je le vois, les plus religieux des hommes.