Chapitres et versets citant Berita

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 26.44 Of the children of Asher after their families: of Jimna, the family of the Jimnites: of Jesui, the family of the Jesuites: of Beriah, the family of the Beriites. Ny taranak' i Asera, araka ny fokony dia izao: avy tamin' i Jimna ny fokon' ny Jimnita; avy tamin' i Jisvy ny fokon' ny Jisvita; avy tamin' i Bena ny fokon' ny Berita; Zanak' i Asera, araka ny fokony avy: ny fokon' ny Jemnita avy tamin' i Jemnà; ny fokon' ny Jesoita, avy tamin' i Jesoì; ny fokon' ny Brieita, avy tamin' i Brie. Les fils d' Asher, par clans : pour Yimna, le clan Yimnite ; pour Yishvi, le clan Yishvite ; pour Béria, le clan Bériite.

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 9.46 And when all the men of the tower of Shechem heard that, they entered into an hold of the house of the god Berith. Ary nony nandre izany ny olona rehetra tao amin' ny tilikambo tao Sekema, dia niditra tao amin' ny efi-trano fierena tao an-tranon' i Berita andriamaniny izy. Nony nandre izany ny olona rehetra tao amin' ny tilikambo tao Sikema, dia nankao amin' ny fitoerana mimanda amin' ny tranon ' ny andriamanitra Berita. A cette nouvelle, les notables de Migdal-Sichem se rendirent tous dans la crypte du temple d' El-Berit.

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 20.14 And he went through all the tribes of Israel unto Abel, and to Bethmaachah, and all the Berites: and they were gathered together, and went also after him. Ary izy nandeha namaky ny firenen' Isiraely rehetra hatrany Abela sy Beti-maka sy ny an' ny Berita rehetra; ary nivory ireo, ka dia mba lasa nanaraka azy. Namakivaky ny fokon' Israely rehetra Joaba, hatrany Abelà sy Beta-Maakà, ary nivory nanaraka azy avokoa ny lehilahy voafantina rehetra. Celui-ci parcourut toutes les tribus d' Israël jusqu'à Abel, Bet-Maaka et tous les Bikrites... Ils se rassemblèrent et entrèrent aussi derrière lui.