Chapitres et versets citant Bozy

  Book of Ezekiel Ezekiela Ezekiela Livre d'Ezéchiel
...............
Eze / Ez 1.3 The word of the Lord came expressly unto Ezekiel the priest, the son of Buzi, in the land of the Chaldeans by the river Chebar; and the hand of the Lord was there upon him. dia tonga tamin' i Ezekiela mpisorona, zanak' i Bozy, ny tenin' i Jehovah tany amin' ny tanin' ny Kaldeana, teo amoron' ny ony Kebara; ary ny tànan' i Jehovah dia taminy teo. tonga tamin' i Ezekiela, zanak' i Bozi, mpisorona, ny tenin' ny Tompo, tany amin' ny tanin' ny Kaldeana, amoron' ny ony Kobara, ary mbý teo aminy teo ny tànan' ny Tompo. la parole de Yahvé fut adressée au prêtre Ézéchiel, fils de Buzi, au pays des Chaldéens, au bord du fleuve Kebar. C' est là que la main de Yahvé fut sur lui.