Chapitres et versets citant Galatiana

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 8.2 Notantarain' ny olona taminy ny adiny sy ny herim-po nasehony tamin' ny adiny tamin' ny Galata, izay nampanekeny azy sy tongany mpandoa hetra ho azy, Leur puissance en effet était fort grande. On lui raconta leurs guerres et les exploits qu' ils avaient accomplis chez les Gaulois, comment ils s'étaient rendus maîtres de ce peuple et l' avaient soumis au tribut,

      Makabeo II 2ème Livre des Maccabées
...............
2M 8.20 tamin' ny ady tamin' ny Galata, tany Babilonia, valo arivo lahy monja no isan' ny nikatroka, nampiana Masedoniana efatra arivo, voasokera mafy dia mafy izy ireto; nefa nahafaty fahavalo roa alina sy iray hetsy, izy valo arivo lahy; noho ny vonjy azony avy any amin' ny lanitra sady nahazo voka-tsoa be vava. celui qui arriva en Babylonie dans une bataille livrée aux Galates, comment ceux qui prenaient part à l' action, en tout 8.000 avec 4.000 Macédoniens, ceux-ci étant aux abois, les 8.000 avaient détruit 120.000 ennemis, grâce au secours qui leur était venu du Ciel, et avaient fait un grand butin.

  Letter to the Galatians Galatianina Galata Épître de Saint Paul aux Galates
Gal / Ga 3.1 O foolish Galatians, who hath bewitched you, that ye should not obey the truth, before whose eyes Jesus Christ hath been evidently set forth, crucified among you? Ry Galatiana adala, iza no nanimba anareo; kanefa teo imasonareo indrindra no nanehoana marimarina an' i Jesosy Kristy voahombo tamin' ny hazo fijaliana? Ry Galata adala! iza no dia nandrebireby anareo, nefa he fa voapetaka tsara teo imasonareo Jeso mifantsika! O Galates sans intelligence, qui vous a ensorcelés ? A vos yeux pourtant ont été dépeints les traits de Jésus Christ en croix.